Urbanisation

41. donemaskit ( 21/01/2004 09:26)
Ny tsy fisian'ny vola nge no mahatonga ny kil tsy manana fiara sy sahirana e, normal be zany, firenena ao anatin'ny 5 mahantra indrindra no misy azy koa... Dia fanamboarana parking sy routes suspendues ve houz elah dia hifanaraka @ fiainan'ireny tsy manana fiara ireny ?
Ny vola tokony hanatsaràna ny fari-piainan'ny maro : asa, fianarana, sakafo, fahadiovana... raha concentrer-na @ Tanà irery ny fivoarana, dia ny manodidina rehetra zany dia ho adino any, ny tambanivohitra tsy handroso mihitsy fa ho-condamnés hiady tany mandrakariva...
42. kally ( 21/01/2004 17:36)
Tsy ankinina amin'ny fananan'ny olona fiara na tsia ny fanamboaran-dalana sy parking ry Donemaskita !ary io tsy maintsy atomboka amin'ny toerana iray isaky ny faritany aloha raha tsy hoe misy vola be ny fanjakana ka hanova an'I Madagasikara iray manontolo.
ka hamboatra sekoly ary ianao,tsy misy lalana,ny mpianatra avy eo @ io tanàna io fa ny mpampianatra avy aiza?Matoa tsy misy sekoly ao na tobim-pahasalamana dia midika fa tany ivelan'io faritra io ilay mpampianatra na mpitsabo no nianatra:rehefa tsy misy lalana,handeha tongotra ve izy hiasa any nefa ny vady aman-janany any an-tanàn-dehibe?ka tsy hoe tsy manan fiara ny ankamaroan'ny gasy dia sekoly aloha no atao,ny lalana aloha.Ny sakafo anie misy any ambanivohitra e!fa ny olona an-tanàn-dehibe no sahirana tsy ampy sakafo matetika.
43. donemaskit ( 21/01/2004 17:55)
Haka cas extrême aho : manamboara lalana any Sahara...

Kally dia faly hanohitra fotsiny, oviana aho no nilaza hoe tsy ilaina ny làlana, hoy aho hoe ny fanamboaran-dalana "ao Tana irery ihany" no tsy lasa....

Mba vakio tsara nge lay resaka aloha e.
44. donemaskit ( 21/01/2004 17:57)
enao koa @ io tsy mamaly ny fanontaniako akory nefa tsotra ilay izy : lalana avy aiza? mankaiza?

omeko ohatra mihitsy enao raha sendra tsy azonao :
Toliary - Mahajanga
45. ikaretsaka ( 21/01/2004 18:08)
ka jereo aloha ary ambony be ary fa ny eto Tana no foto kevitra
46. donemaskit ( 21/01/2004 18:17)
Antananarivo no resahina, tafiditra ao na ny commune urbaine na ny manodidina.
47. kally ( 22/01/2004 20:07)
Valim-panontaniana tsotra tena tsotra ange no nomeko anao fa ianao no tsy te-hanaiky ny valin-teniko ry Donemaskit e!hoy ianao hoe lalana avy aiza mankaiza dia hoy aho hoe avy any an-tranonay mankany am-piasananay,lalana be migodàna no resahiko eto,fa tery kely ny lalana ny aminay!
48. ikaretsaka ( 22/01/2004 09:03)
ka avy eo @ centre ange aloha ry mazikita e..zay cao mihitatra tsikelikely
49. donemaskit ( 22/01/2004 19:52)
Tsy efa zay foana ve lay resahiko RaIkaretsaka ?

Kally a, raha samy hanao lalana migodana be avy any an-tranony mankeny @piasanany ny olona dia aôna ?
50. kally ( 22/01/2004 10:06)
Ka izay no tanjona voalohany ho fanatsarana ny tanàn'Antananarivo fa tsy hirobo-drano isaky ny avy orana izao ny eny Andravohangy sy Besarety raha tsy hilaza afa-tsy izay.
51. ikaretsaka ( 22/01/2004 13:37)
ka ny an'i mazkita ny centre vilel aza tsy milamina dia maika ho any @sisiny
52. donemaskit ( 22/01/2004 17:23)
Ka satria saturé na ny circulation, na ny olona, ny activités...
53. ikaretsaka ( 22/01/2004 18:02)
ka amboarina aloha hoa izay tsy maha sature azy... izany io solutions no proposeko io ambony io
54. donemaskit ( 22/01/2004 18:09)
Raha hanao grandes constructions ao Tanà nge dia tsy maintsy hikorontana io e : tsy maintsy paralyser-na ny secteurs maro.
55. kally ( 22/01/2004 18:24)
Ka ataovy malalaka ho'a io lalana io ,jereo izay trano tsy manara-dalàna ny fananganana azy(malahelo aho milaza fa tsy maintsy hisy atody vaky vao hisy zava-bita eo!),dia arodany,tsy hipoka intsony amin'izay fotoana izay ny renivohitra,inona io olana io fa ny fiara mitohana,maninona no mitohana,milahatra tsirairay ny fiara mandeha raha hiditra aty Analakely sy tsaralalàna sy Ambohijatovo satria kely loatra ny lalana,rehefa misosa ny fizotran'ny fiara,afaka akisakao amin'izay izay tianao hakisaka ho any @ sisiny.Akisakao any Ambohitrarahaba ohatra ny tsena nefa ny olona ohatra miasa aty Analakely,tsy olana izany raha 20' ohatra ny fotoana laniko anaty taxi-be amin'izay satria malalaka be ny lalana dia mandeha ho azy ny fiara.
56. donemaskit ( 22/01/2004 18:29)
ouais azoko, bonne zany ka .... ndao harodana amizay e !
57. donemaskit ( 23/01/2004 09:15)
Misy mahafantatra ny projet-n'ny maire de Tanà nga ? tena mba tiako fantarina raha toa ka.
58. ikaretsaka ( 23/01/2004 15:46)
Raha paralyse letsy io dia fotoana tsy ela, Ireto misy ohatra vitsy omeko an'ialahy:
-Ampahafirin'ny tany Paris sy ny tany NY sy San Fransisco sy ny sisa t@ fotoanandrony letsy io: tamin'ny anee 30 raha nanamboatra ny metro ny metro-ny ange paralyse aloha iny secteur novakian'ny metro iny mandra pahavitany e! ny Embouteillage Teo @ champs elyses t@ izany fotoana izany dia efa mila hitovy t@ ny ao Analakely izao (mamakia archicves) Ni sacrifice ny olona amantaonany maro mba nandavahana ny metro sy ny karazany satria hainy ny tombotsoan'io aty aoriana

t@ Frantsay nanao ireo autoroute, TGV, sns... tsy maintsy nisy faritra paralyse kely foana aloha!


lazain'i dadabeanay aza fa t@ ny fanamboarana ireny pont ambatomitsangana sy tunnel analakely sy ambanida ireny ko anie na ny fanamboarana ny avenues sy ny arcades... tsy nisy tsena Zoma ange nandritra ny taona vitsivitsy nanamboarana ireny trano lasa CCAC sy Honey sy ny karazany ireny e! nefa jereo ny fivoakany aty aoriana
Ka izay... tsy maintsy hisy zavatra mandefitra kely foana aloha

Bedebe tsy tambo isaina ny propositions momba io fanitarana lalana sy ny sisa io ao sy tao @ mairie tao hatramin'ny taona 50 no mankaty (hatraminn'ny andron'i dadabeanay)
Saingy tsy notanterahina dia izao ny vokany! miha m i coince miha mi coince ihany!
Nisy Projet nahafinaritra ahy izao t@ ireny ankizy nivoaka BTP ireny momba ny hanamboarana ireny lalana mifampidimpiditra teo andohan'analakely ireny (io vao mivoaka tunnel io) Manginy fotsiny izany... fa betsaka ny ao ...

Inoako fa mbola betsaka ao @ mairie ao, miandry ny ho afitsony ao e
59. donemaskit ( 23/01/2004 09:24)
Samy miandry daholo isika e.

Ka tsy mitovy nge Rakaretsaka ny fari-piainan'ny Gasy zao, sy ny vazaha t@ androny e. Ry leirony nanana ny moyens hiaretana an'ilay fanamboarana, ny Gasy tsy haharitra an'izany na dia 1 volana aza. Ny fanamboarana métro ety aminay nefa t@ 2001 no nanomboka, @ 2007 vao vita ny ligne 1...

Ekeko lay hoe vita ny miaritra, fa ny Gasy ve "hanaiky" ny hiaritra mandritry ny 7 taona ?
60. sambatra73 ( 23/01/2004 10:28)
mivanaka mitsy zà mamaky ny resakareo ett! Dé misôtra aloha @ infos retraretra fa be no tsy fantako @ zamisy any tanana any.
Mampalelo ny Hotel de Ville lasa zaridaina zany (nakaiza dôly ny vola nagonina hanavôzana azio??)
Ny resaka building atsangana: adinoy zany fa efa ita aty tany mandroso fa tsy miady @ maolona. Sady any bôla betsaka zany ny tany azo ivelarana.
Rà urbanisation ndray: ndé jereo ao @ ministeran'ny TP fa efa an-taonany maro ny nisy études betsaka nifandimby, nandanim-bola fa dé mivalouna foutsinn ao. Refa miova ny sefosefo dé manô afa ndray fa tsisy concrét° mitsy sady manjavouna an-dalana dôly ny budgets ...
Famatorana sy favononana no ilaina @ tomponandraikitré!!
Mila fandiniina kou ty oe atao zay aazon'ny bsinimaro mi-accéder @ toerana tena ilaina (adminitrat°, centre commercial...) eo no tsy maitss asina evitra: lalana tsara + moyens de transports maro takatry oull rà atao ivelan'ny tanana.
Refa asaina manorina fesana any ivelan'ny tanana dé mandé o azy ny oe findra tsikelikely kou ny oull mipetraka any akeky any.
Ary tsy tadidikoe iza lé nilaza oe atao lycée Antanimbarinandrina fa tsy tokony zaridaina, ets... dé oy zà oe: mila espaces verts é ny oull!! aza tedavina vonona @ buildings foutsiny. Zay lou fa be lôtra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.434