Urbanisation

21. ikaretsaka ( 17/01/2004 17:11)
mandany Vola kokoa ny manakisaka ny taana ary manaparitaka azy noho ny mandamina azuy akaikikaiky ka manakarama architecte milailay
22. ikaretsaka ( 17/01/2004 17:14)
tsy ilaozan'ny olona hibattre sy hatory ao ambany tetezana io ra Mazkita a na tanana mihitatra Ohatran-dry Zamerika aza anie tsy ilaozan'izay matory ao ambany tetezaan e, resaka fari piainana io fa tsy izany loatra...
23. ikaretsaka ( 17/01/2004 17:17)
Ataovy fotsiny ny calcul ra Mazkita an... iza no mandany Vola kokoa/iz ano pratique kokoa .. ataovy ny etudes..fa amin'izao condition misy ny gasy @ izao aloha dia io no rentable kokoa.. vao teo am-picaculevana an'io aho no niala
24. ikaretsaka ( 17/01/2004 17:18)
Ataovy fotsiny ny calcul ra Mazkita an... iza no mandany Vola kokoa/iz ano pratique kokoa .. ataovy ny etudes..fa amin'izao condition misy ny gasy @ izao aloha dia io no rentable kokoa.. vao teo am-picaculevana an'io aho no niala
25. donemaskit ( 18/01/2004 10:39)
ok... ho hta eo zay ataon'ny fanjakàna.
26. donemaskit ( 18/01/2004 10:41)
Ary ny hafa nga tsy manan-kolazaina o? Sa tsy misy intéressé @ fivoaran'ny tanàna?
27. ikaretsaka ( 18/01/2004 19:32)
eny tokoa hoa.. hevitra tera bary ny eto ka samy mandrosaka ny azy... tsy voatery specialiste anie fa mba ahitana koa ny hetahetanareo e
28. kally ( 18/01/2004 19:38)
Ny ahy izao ny tiako alohan'ny hanorenana parking,sy hypermarché,lalana migodàna be !
29. donemaskit ( 18/01/2004 19:39)
Lalàna migodana be mankaiza? avy aiza? ...
30. donemaskit ( 19/01/2004 17:00)
Tsy efa manao autoroutes mi-relier ny faritany 6 moa zao ny Fanjakàna?
31. ikaretsaka ( 19/01/2004 19:40)
zany zao ny tsara... dia raffinerie anakiray na roa na 100 na 1000 dia lalamby mankany andrefana mitety iny Maitirano besalampy Morafenobe iny... raha iny ny accessible an... aoka fotsiny!
32. donemaskit ( 20/01/2004 20:37)
Fa misy inona any andrefana any? vokatry ny tany? ... sa tourisme fotsiny?
33. donemaskit ( 20/01/2004 09:10)
Anisan'ny mametraka olana lehibe eo @ fanamboarana tanàna vaovao, hanorenana entreprises sns dia ny angovo/énergie. Ny hevitra hitako dia ny fanamboarana éoliennnes (eny @ toerana mety @ zany, tsy mbola notadiaviko) sy ny plaques solaires (sud sy ouest). Mila investissement goavana raha ilay voalohany, fa rentabilité assurée.
Ilay faha2 moa tsy lazaina intsony, on a un taux de +90% d'insolation any @ Sud...
34. ikaretsaka ( 20/01/2004 10:30)
Vokatry ny tany iny andrefana iny fa ialahy marina ...vary omby, volamena, vy vato coton, o ramazkita an... tsy mbola ni rimorimo tokoa ialahy.. tourisme manginy fotsiny... (io anie ilay tampoketsanay sy i fijo e)
35. ikaretsaka ( 20/01/2004 10:49)
io chutes d'eau sy rivieres bedebe eraky ny tanana io koa .... mbola azo atao tsara ko ny barrage
36. kally ( 20/01/2004 19:44)
Donemaskit koa izato!lalana migodàna be avy any an-tranonay,mankany am-piasananay ka aiza indray?Tsy embouteillages lava.
37. donemaskit ( 20/01/2004 20:51)
Kall marina zany e! Mba mila précision kely e...
38. ikaretsaka ( 20/01/2004 14:31)
mazkita: ialahy lety mba mi rimorimo an...ahitan-javatra anie lety e... rehefa any dago dia mba mandehana taxi brousse direction any @ ilay tanana tsy fantatra ireny... miresaha @ tambanivohitra .. jereo ny atao any/ karazana hobby ilay izy fa na tsy tian'ialahy aza dia mba mahalala ny fiainana any ialahy au moins.. izay ny vacances amiko
39. donemaskit ( 20/01/2004 19:04)
okay Ikaretsaka, tsy taitra elah fa ao anaty agenda-ako jiaby zany e! Tanterahako refa ampy ny saosiko!


mbô kozy e!
40. ikaretsaka ( 21/01/2004 16:37)
fa ialahy manko tsy mi raisone mihoatran'ny firaissonne olona ela nipetrahana tao Tana ary tany amin'ilay classe afaka mandeha tomobilina mankany @ leader proce sy any ambohimanarina raha vy any andohalo ohatra. dia sarotra be ho an'ialahy ny mahazo ilay fiainan'ny olona tsy manana fiara mipetraka any andoharanofotsy ohatra ka asaina mamonjy ay ivato hiantsena dia hiverina any Antaninarenina hamonjy fiasana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2373