ny tovolahy malagasy

41. ikaretsaka ( 21/01/2004 15:50)
marina io..rehefa tsy mahazo ary dia ary ko
42. rinakely1 ( 21/01/2004 15:28)
ny oln mifanaratsy reny ihany no oln tena mifankatia b ra fijo an!
43. ikaretsaka ( 22/01/2004 09:06)
izany hono ry rinakely? andraso andramana ary... enao ratsy! hahahahaha
44. fijo ( 22/01/2004 09:23)
marina io ry rina.asa raha tsapanareo,fa rehefa manomboka tara ny sipa,dia manomboka mahita ny tsy mety ety amin'ny tena izy.izany hoe lasa mandinika ny tena foana izy.
45. petale ( 23/01/2004 16:24)
ianareo ireo manoratra ireo aloa de efa miala tsiny za va aleo mitady any an-kafa hoy bébénay izay....
46. ikaretsaka ( 24/01/2004 15:21)
za kao aloha petale tsy manana eritreritra ny hikoty anao fa hiresaka aminao fotsiny sao...alefa lavitra ny saina
47. pitchou ( 24/01/2004 11:48)
ary i petale kosa manao izay hahasarotra ny fiainany? tsy aleonao miomehy? avelao hilaza izay tiany lazaina ny lehilahy fa matoa izy mahery fihevitra otran'izany voa matetika! aleo izy hieritreritra hoe "mpamitaka ny vehivavy" @ izay efa mionona mialoha izy rehefa ialana fa tsy izy no miseho hoe "niala pà"!
48. xxx ( 25/01/2004 18:39)
ikaretsaka o, ka za angaha moa mieritreritra ny ho draguer-nao, fa ny tiko lazaina anie de hoe "tsy azo akana hevitra sy hitarafana ny tena mety ho izy é!" aza alefa lavira ny sainao.....
49. petale ( 25/01/2004 18:43)
jereo hay izany ny tea heritreritrao eto.. za zao tsy nihevitra izany mitsy....LOL!
50. ikaretsaka ( 26/01/2004 09:36)
ka izay mantsy hoa ry reto... aleo hazava ohatran'izau ihany... ny ahy aloha tsoriko e
51. fijo ( 27/01/2004 20:43)
fa naninona an'i petale aloha izahay e;rehefa miresaka aminay any ivelany ianao,dia hafa indray ny resaka,satria samy ita vatana eo isika amin'izay
52. xxx ( 27/01/2004 10:10)
Zay zany le hoe virtuel ny @ ty serasera ty...afaka manao resaka tsy tena izy,hafa @ tena mivantana...
53. pitchou ( 27/01/2004 18:11)
ka sarotra kosa ange ry Fijo ny hanao ady hevitra mafana b otran'ny eto raha eny an-dalam-be e!
54. fijo ( 28/01/2004 09:39)
oay,raha mifanao fotoana ve dia maka toerana tsara,tsy ho vita izany,sady vao miha tsara.
55. xxx ( 07/02/2004 17:47)
ary manao ahoana indray ny lehilahy vahiny fa izay iznay ny tovolhay malagasy
56. fijo ( 10/02/2004 10:50)
fopla ireny ka.
57. ikaretsaka ( 14/02/2004 18:28)
ary ny tavaratra?
58. jhouhlambout ( 14/02/2004 18:21)
Anontanio izy!
59. donemaskit ( 15/02/2004 09:21)
ary aôna no hahaizan-draFijo an'zany klé ?!
60. pitchou ( 15/02/2004 17:13)
ary ikaretsaka koa toa liana be te-hahafantatra ny lehilahy tav?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5256