ny tovolahy malagasy

1. petale ( 10/01/2004 19:00)
tamy za vao sambany nandalo taty Mada ( ary vao izay ihany) de tena tsapako fa tena nahafinaritra daholo zay lehilahy nifanerasera tamiko tany. ary hitako fa tena mahay mamalifaly sipa kely izy ireo...tsy ohatry ny zatovo aty...avy de tamana za...sady hita fa tena mahay mirevy ny zatovo gasy na lahy na vavy...tiko be fiainan'izy ireo.
fa saingy indrisy: raha ireo lehilahy manoratra ato kosa no itarafana ny lehilahy malagasy de otrany matahotra ihany za...sa hoé rehefa manoratra amin'ny alalan'ny pseudo de mibirioka kely tsy maninona ???? sa izay le tena toetran'ny sasany ????
novalian'i fijo ny 17/02/2004 10:11
2. donemaskit ( 10/01/2004 19:23)
Ny resaky ny kôfa ato aloha dia hitako mitovy @ kôfa Gasy tany @ tanàna ihany e....
Mety tsy diso aloha io e.
3. hery ( 11/01/2004 20:50)
Ny lehilahy manoratra ato dia tena sérieux daholo rehefa tena raikitra ny sérieux. (jereo fotsiny ny sarin'i Fijo hi hi hi)... Fa misy koa ilay sujet indraindray ilaina vanivany kely. Ohatra hoe any Dago rehefa miresaka any @ birao enao dia sérieux bé, fa rehefa eny Isotry enao no mikotaba dia ôtsôtsan'zay.
4. ikaretsaka ( 11/01/2004 15:11)
Eny @ stansionma na fiara karetsaka sy "Fi jo"no botry hoe ry Hery fa Groupe na mpihira vaovao vao aorin'i Donnemaskit izany any 'sotsy zany
5. mouvoka ( 11/01/2004 18:59)
Impiry izao ialahy isany no tany isotry farany ??. Misaotra an'i Petale ihany aloha mba misy compliments tsara ihany izany !
6. donemaskit ( 11/01/2004 10:52)
T@ ilay tapaka ireny ny lalana tao 67...
7. ikaretsaka ( 11/01/2004 13:56)
tamin'ny Decembre... fetin'ny namana :) avy any dia mipoitra any vasakaosy
8. ikaretsaka ( 11/01/2004 13:56)
tamin'ny Decembre... fetin'ny namana :) avy any dia mipoitra any vasakaosy
9. xxx ( 11/01/2004 17:50)
miala tsiny alo za fa raha ataoko indray mijery ny zavatra soratan'ireo majoritén'ny lehilahy ao amn'ireo forum de, ohatry ny hoé sanatria fitaovana ireo tovovavy...toy ny hoé fanataterahana filàna....sy mba hoe afaka maka fy amin'ny zavatra rehetra toy ny lehilahy...misy aza moa ny sasany avy de manoratra hoe "mpamitaka avokoa ny vehiavy"...ny sasany toa mihevitra fa ny lehilahy ihany no mahita na tokony homena fahafinaretana amin'izay atao, nefa de zavatra iaraha-manao izao...
fa mbo mahagaga ay koa aloa ireo vehivavy sasany toa tsy mivolana tsy miteny...
samy mahay mirevy samy mahay maka sirony ka nahoana no tsy mitovy é!
10. ikaretsaka ( 12/01/2004 13:13)
Petale
Toy izao indray ny fahitako azy:
Raha resaka samy lehilahy , indindra raha resaka momba ny fiainana, dia somary mivantambatana kokoa Ny lehilahy nohon'ny vehivavy. ary raha vehivavy maheno resa-dehilahy (any @ bar ohatra na eny ambony terrain) na hoe na forum aiza io na forum aiza, na firenena aiza io na firenena aiza fa tsy hoe ny lehilahy gasy sy ny forum eto ihany. dia mahatsapa ny firesaka lehilahy anakiroa na matomaro @ firesany @ andriambavilanina na amin'ny vadiny fotsiny ohatra. Na tsy forum aza dia samihafa ny resaka lehilahy samy lehilahy sy vehivavy samy vehivavy na lehilahy sy vehivavy. Resa-dehilahy ity forum ity , natokana hiresahanan'ny samy lehilahy... normale izy raha manao firesaka lehilahy: ao ny mivatambatana, ao ny mibiroka satria samy hafa ny fandraisan'ny vehivavy sy ny lehilahy ny resaka , zavatra mety mibrioka aminareo lazainay fa mahitsy,sns.. izay no maha lehilahy ny lehilahy ary maha vehivavy ny vehivavy.
noho izany dia tsy hitako loatra izay hifanomezantsiny.. raha any amin'ny forum hafa ianao dia tsy maninona angamba fa raha resaka samy lehilahy, efa naturel aminay ilay izy izy!
11. ikaretsaka ( 12/01/2004 13:13)
Petale
Toy izao indray ny fahitako azy:
Raha resaka samy lehilahy , indindra raha resaka momba ny fiainana, dia somary mivantambatana kokoa Ny lehilahy nohon'ny vehivavy. ary raha vehivavy maheno resa-dehilahy (any @ bar ohatra na eny ambony terrain) na hoe na forum aiza io na forum aiza, na firenena aiza io na firenena aiza fa tsy hoe ny lehilahy gasy sy ny forum eto ihany. dia mahatsapa ny firesaka lehilahy anakiroa na matomaro @ firesany @ andriambavilanina na amin'ny vadiny fotsiny ohatra. Na tsy forum aza dia samihafa ny resaka lehilahy samy lehilahy sy vehivavy samy vehivavy na lehilahy sy vehivavy. Resa-dehilahy ity forum ity , natokana hiresahanan'ny samy lehilahy... normale izy raha manao firesaka lehilahy: ao ny mivatambatana, ao ny mibiroka satria samy hafa ny fandraisan'ny vehivavy sy ny lehilahy ny resaka , zavatra mety mibrioka aminareo lazainay fa mahitsy,sns.. izay no maha lehilahy ny lehilahy ary maha vehivavy ny vehivavy.
noho izany dia tsy hitako loatra izay hifanomezantsiny.. raha any amin'ny forum hafa ianao dia tsy maninona angamba fa raha resaka samy lehilahy, efa naturel aminay ilay izy izy!
12. colpain ( 12/01/2004 19:45)
tsy hiteny intsony aho fa marina de marina ny voalazan'i ikaretsaka
13. mozart ( 12/01/2004 09:10)
za aloha mahatsapa fa tsara ihanyny fidiran'ny vehivavy ato @ty forum ty e!!!lazaina fa mivantambatana zahay nefa anie ka forum'nay le izy e!!!sady zay na samy kôfaaza ato anie mbola tsy mfakazaka e!!! misaotra an'i Petale aloha nanome le sujet fa tenamilay e!!!!!ny aty @ tanàna mantsy ny kôfa misysamy maka ho azy fotsiny e!!!de tsy haiko na sendra le kôfa tsara fanahy angamba izy!!sa ahoana lesy ry Fijo!!!!!donné zao efa prô @ fampiresahana jô de taraiky ny sipa satria lery no tompon'ny fampiresahana!!!sangisangy io an!!!!
14. ravatorano ( 12/01/2004 11:44)
ny kofa eto amin'ny nanatà kosa milay dhl é ! na fampiresahana io , na fampirevena io zé ilainao é !
Iza no tsy mahakobo an'izany ?Vao miodina dé misy "donakell" !
Mahafinaritra dhl ny kofa eto é ary misotr an'i Pétale marina.Ny milay ngefa tsary manambany izany ary tsy manambony tena koa fa hita miavaka eny foana.
Somary diso ihany lé we ny kofa ato dia manamaivana ny jô .
Tsia akia ah ! ny mifanohitrra amin'izany azany no miseho ato.
Anontanio an'dry Fjo sy ny Kopanii rht fa ire no solon'ny b sy ny maro
15. petale ( 12/01/2004 11:58)
ka tena mbo nahasosotra mitsy anie le tary ambadika tary, dé nilaza izao mintsy ny iray taminareo ( ary de tena nanaiky daholo ny ankamaroany hoé "mpamadika daholo ny sipa...nefa za mba efa niezaka nanazava hoe , raha iray no nanao anao de iny tenenina fa aza ny vehivavy rehetra...de mbola niziriziy ihany izy....
eto za no manoratra satria eto hitanareo tsara...satri isaky ny miteny nareo de hita mitsy hoé ( tena miala tsiny fa tsy hitako ilazana azy miolana) hita mitsy hoé fa de juste " lavaka" itsifohana fotsiny ny vehivavy amin'ny sasany....
fa ny tena tsy mba tantiko aloa de ireo vehivavy namana toa mangina tsy miloha-bava, moa ny sasany mintsy no manoro hevitra ankolaka ireny bandy miborioka ireny...
tsy resaka hoe fitenenana mivantambanana lé izy, fa resaka hoe "ny toetry ny sana é"! afaka miteny mivantaùmbatana daholo ny olona, fa le tetry ny saina mitsy no tsy mety é! y sasany aza manoro hevitra ny sasany mihitsy hoé " ataovy mihinana ny tsy finany le sipa dé elao"...zany ve de mba izy ????
fa de averiko indray aloha fa raha za manokana de tsy misy atakaloko ny bandy malagasy é! tena sur bé....
tandremo ry reto fa raha ivadihan'ny sipa anie nareo toa mandraingiraingy mafy noho ny sipa nialan'ny bandy é!...tadidio zay...
16. rinakely1 ( 12/01/2004 13:00)
virrtuel daholo ny ato ka sarotra b ny mamantatra we milaza ny marina v ty oln ty sa mandainga!
17. ikaretsaka ( 12/01/2004 13:07)
ka na ianao io ara ry petale .. alaivo sary an-tsaina hoe miresaka samy vehivavy any dia ohatra hoe avy nisaraka tamin'ny sipanao (ohatra io an) tsy hadeha hitatara any @ resaka samy vehivavy any hoe mpamadika daholo ny bandy?
18. petale ( 12/01/2004 14:28)
tsia, izay indrindra...
iray ve no mibilaka, de mibilaka hadolo nareo....
aleo zany tsy maoratra ato raha mihevitra hoe virtuel eto de aleo atao tsy misy dikany...
fa na iza koa anie afaka mitenitenyfona, fa inona ny soaazo amin'izany?....
19. fijo ( 13/01/2004 10:26)
ka izao ry petale,misy izaoato ihany milaza fa "bibilava ny lehilahy",dia ho marina koa ary ve izay.fa izao e,raha serieux ilay resaka,dia hafa ny firesakay eto,mijereva ato,fa maro ny sujet tsy anaovanay sangy ato,ary angamba tsy misy miboriaka amin'izay.fa indraindray kosa mba manala azy,dia io lazainao fa mibolila io.ka avao tsara hoe rehefa inona no mibolila kely izahay.
20. xxx ( 13/01/2004 18:55)
marina kosa ny lazain'i petale, hoe lasa lavaka hitsofohana fotsiny ny heverinareo ny vehivavy eto,mampalahelo ihany raha zany toe-tsaina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5286