ny tovolahy malagasy
23. ikaretsaka
(
13/01/2004 18:28)
rehefa nareo samy nareo no miresaka..tsy maika fa nareo ve no manao hoe i anona iny akia an.... de asiana heo ouaaaaaahahahah ary @ farany ary
24. fijo
(
14/01/2004 09:54)
dia mifanaratsy eto isika.ka izao,aleo ary mifankatia indray e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 14/01/2004 09:54
25. petale
(
14/01/2004 20:55)
za angaha moa de milaza hoe anjely daholo ny sipa, na koa devoly daholo ny bandy ???
taiza enao no mbola nahita sipa niresaka tato hoé: iny Ikaretsaka iny akia ananoviko fotsiny de avy eo elako....na koa hoe "alaiko tsirony fotsiny de iny za no mi-pà...
ary ananona ary aza misy mandahatra ny vehivavy amin'ny silgoma.....non, tsy aty aloa manao izany fa de mahita raharaha é!
zao anie no tiko lazaina é! ianareo toa mihvitra lotra fa nareo no "role" amin'ity raharaha manga ity. tsia re tompoko ô...zavatra iraisana io...samy maka fy, samy mandray anjara, donc mitovy tateraka n'inona n'inona atao é!
sady mba mahafinaritra anay anie , ary tena mababo anay ny mba maheno anaoreo mampita hevitra de mba hoé " ny ahy letsy hajaiko toy ny zava-tsarobidy an.... na hoé " na lany tsirony aza lesy rehefa tiko de tiko an...." sy ny torak'izay ( est-ce trop demander?) fa lé raika lahy izay moa atsy ambadika de manome hevitra ny namany mitsy hoé: efa lany tsirony leisy zany fa aza mifikitra aminy intsony an, mitadiava hafa...f'angaha toy ny pneu ny auto ny sipa aminy ?????
PS: hevitro za samy rery ireo rehatra ireo. Possible hoé za irery no mihevitra toy izany...nefa mety ny majorité ihany koa....
Misy namako izay kidaladala miteny fona hoe ( ialako tsiny fa mamerina fotsiny za: ny bandy azo asolo concombre, fa ny sipa hono , inona no hasolon'ny bandy azy????
dé tsy aiko hoy aho mamaly azy....

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/petale ny 14/01/2004 20:55
26. mozart
(
14/01/2004 17:11)
merci akia ry petale a!!ndry moa namako ô!!!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/mozart ny 15/01/2004 05:11
27. fijo
(
15/01/2004 09:07)
anaovy mozika tsara ao izy aloha ry mozart a.toa mitady hiakatra mantsy.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 15/01/2004 09:07
28. ikaretsaka
(
16/01/2004 16:01)
Petale... tandremo fa misy manao an zany ny sipa an..mety tsy bola nahita ianao... jereo fotsiny ireo ao tsaralalana na ilay antsoin'ny olona hoe one night stand... fa reny no manao hoe iny bandy iny efa niara natory tamiko... .
Misy dia misy koa ny miresaka hoe hajaino ny zava tsarobidiko... fa averiko indray fa miandahy miambavy io rehefa resaka serieux dia serieux.. rehefa tsy serieux dia tsy serieux.
Ny hasolon'ny Bandy ny sipa indraindray: nisy namako niteny hoe ny labiera hono mahasolo sipa ... ireto no antony
1-afaka revena n'aiza n'aiza ny labiera, fa tsy hoe hors service fotoana sasantsasany@ volana
2-rehefa lany ny ao anatina Labiera dia afaka arina tsy ampisalasalana ny fonony!
3-tsy saropiaro ny labiera anankiray raha marika labiera hafa no sotroinao androany
4- Rehefa vitanao ny ao anaty labiera, dia mbola afaka hamidy ny tavoahanginy
5- Ny labiera tsy marary andoha fa vonona foana Isaky ny te hisotro ianao
6- tsy misy fisalasalana fa ianao no hanokatra ilay labiera voalohany
7- tsy tezitra na sorena ianao na sotroin'ny olonkafa aza ny marka
labiera tianao
8- afaka sotroina imasombahoaka ny labiera raha tianao.. tsy miteny izy
9- Rehefa leo labiera 1 ianao.. dia afaka miovaova..
10- labiera dia lenalena foana
11- Ilay labiera Frigide ireny no tena labiera milay
12- tsy mila sasaina ny labiera alohan'ny hihinanana azy
13-Raha sady matory eo ambony fandriana ianao no misotro labiera... tsy taitra ny kilonga
14- tsy mahavoan'ny sida sy MST ny fisotroana labiera
15- Ny labiera tsy hanendrikendrika anao

29. ikaretsaka
(
16/01/2004 16:07)
misy koa nilaza hoa ny gitara no tsaratsara kokoa... rahampitso tantaraiko
32. kally
(
19/01/2004 16:29)
Ka gaga fotsiny aho amin'ireto lehilahy miseho tsy tia vehivavy ireto!soa ihany aloha fa tsy mpisipa isika fa angamba izaho no vehivavy fara-idiny indrindra teto an-tany raha ohatr'izao daholo!!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kally ny 20/01/2004 04:29
34. ikaretsaka
(
19/01/2004 19:52)
dia ataoko angamba fa tokony hiezak arehefa tsy te ho resin'ny labiera... sa tsy izany ry zazavavy isany? somonga ny ahy e
35. fijo
(
20/01/2004 10:13)
ny ahy dia ny sipa sy ny labiera no tiako.reraka etsy aho manketsy indray.maina ery aho misotro kely atsy.mamomamo avy atsy aho maka fafiny ary.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 20/01/2004 10:13
40. fijo
(
21/01/2004 10:00)
tsy maintsy mahay mampifaly tena radone,fa mafy anie ny fiainanae.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 21/01/2004 10:00