salle de spectacle
41. ikaretsaka
(
15/01/2004 20:04)
Ravola no anton'io Ra mazkita an... raha omena vola ireny sortant ireny dia hoe zay zany ny revinao? ity ny vola... vitao io... fa taha tsy vita kosa nefa lany ny vola dia migadra ... mety betsaka ny efa vita ... Izany ny tokony ho ataon'ny investisseur!
42. ikaretsaka
(
15/01/2004 20:06)
Ravola no anton'io Ra mazkita an... raha omena vola ireny sortant ireny dia hoe zay zany ny revinao? ity ny vola... vitao io... fa taha tsy vita kosa nefa lany ny vola dia migadra ... mety betsaka ny efa vita ... Izany ny tokony ho ataon'ny investisseur!
43. donemaskit
(
15/01/2004 20:37)
Lazaiko aminao fa ny investisseur partant foana raha vao hitany fa rentable sy bien fondé ho azy ilay projet, tsisy risques sur le terrain sns.
Marina fa adidin'ny fanjakàna ny hahitan'ny tanora asa, ny any amintsika hainareo ihany e, isan'andro zao dradradradraina foana hoe "ny tanora no ho avy" sns fa tsisy an'izany en réalité!
Dernier recours : ny tanora ihany no manamboatra asa ho an'azy... fa tsy hitako loatra zay hanaovana an'zany!

44. ikaretsaka
(
15/01/2004 09:21)
eo indrindra: ka ny tokony ho ataon'ny fanjakana anie dia ny manao karazana mpanelanelana an'ilay bandy sy ilay bailleurs de fonds fia manao surveillant des travaux finis e! zay fotsiny no angatahana aminy!
45. ikaretsaka
(
16/01/2004 16:22)
ny gasy anie bedebe ny vonona fa ny fahafahana mihetsika foana no boa bloky e
46. donemaskit
(
16/01/2004 15:28)
Ny Gasy koa matetika mitady zavatra tonga dia goavana be, tonga dia eo no ho eo ny vokatra sns. faut d'ab se contenter d'un truc simple qui marche bien, ms qui au fur et à mesure, s'agrandit et devient important...
47. mouvoka
(
18/01/2004 18:35)
Dia hanao salle de spectacle kely izany aloha dia avy eo ... ??. Io mantsy no tena foto-dresaka. Raha ilay hoe hitadiavana bailleurs ny bandy kely manampahaizana, efa nisy nanao izany t@ andron'i Radidier (asa na au courant ny resaka IMI ianareo ?) fa tsy nandeha fa naninona ?. Tsy nisy vola ho ampiasaina ve sa ny projetn'ny bandy teny @ oniversite no faible ? (tsy mino izany aho). Tadidiko tsara, nantsoina daholo izay favifavy t@ mpianatra hanao mémoire na thèse dia nolazaina fa hoe ho financer-na ny projet-ny. Aiza daholo izany izao ?. Sa hoe nisy ny gidragidra teto an-tanana dia very momoka daholo izany rehetra izany, sa mody nolazaina fa tsy rentable ilay projet, nefa aty aoriana kely, olona hafa tsy misy ifandraisany t@ fifanarahana no manao ilay projet ? Sa mila *Copyright* koa ?. Asa ry namana izany.
48. fijo
(
23/01/2004 11:28)
mouvoka>marina io voalazanao io,fa rehefa manao salle dia aleo dia atao ngeza.ohatra ny gymnage ao majunga.rehefa misy basket milay iny ao,dia tsy omby olona intsony.i karetsaka angamba hafaka milaza izany tsara.
ary marina koa,fa misy mangalatra ny projet ny sasany fotsiny any amin tsika.
ary marina koa,fa misy mangalatra ny projet ny sasany fotsiny any amin tsika.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 23/01/2004 11:28
49. ikaretsaka
(
23/01/2004 16:12)
k aio ange no tonga @ ilay kivazivazin'ny ankizy tany vontovorona hoe ny projet hoforonona mande, ny efa lasa any mande... fany voaorima Tsy mande e.. dia ho aiza izany zahay ramose?
51. donemaskit
(
23/01/2004 09:12)
Rehefa manana projet zany dia aza mba hasehoseho fa tonga dia amboary e.
52. ikaretsaka
(
24/01/2004 15:33)
aiza ny drala.... show me MONEEEY hoy i tom cruise t@ mission impossible