salle de spectacle
1. donemaskit
(
10/01/2004 09:26)
Iza no salle de spectacle tianareo haleha indrindra?
Raha afaka hanamboarana salle vaovao dia toy inona ny habeny? aiza no toerana tsara? ...
Raha afaka hanamboarana salle vaovao dia toy inona ny habeny? aiza no toerana tsara? ...
novalian'i donemaskit ny 24/01/2004 09:05
2. donemaskit
(
10/01/2004 09:49)
Ny tiako ilay kelikely intimes ohatra ny CCAC ireny, na Alliance... rehefa hira miadankadana tsy mila mandihy sns.
3. ikaretsaka
(
10/01/2004 14:34)
Ireny kelikely tsaratsara ireny ihany no tena lafatra...
Ny toerana indray dia tsy palais de sport aloha e... ratsy be ange ny acoustiquen'i palais de sport e!... laingalainga fa na ny paoziny aza ratsy koa !
Ny toerana indray dia tsy palais de sport aloha e... ratsy be ange ny acoustiquen'i palais de sport e!... laingalainga fa na ny paoziny aza ratsy koa !
4. hery
(
10/01/2004 09:20)
Ho an'ny artiste ngezangeza dia tsy afaka mandalo CCAC satria tsy mahaleo ny sarany ny vidiny. Ry Poopy ohatra tonga dia Palais de Sport matetika satria na lafo aza ny hofany dia mahaverim-bola ihany izy.
Hitako hoe tsy ampy izany ny salle de spectacle. Aiza avy mou no misy ao Tanà ao ohatra?
Hitako hoe tsy ampy izany ny salle de spectacle. Aiza avy mou no misy ao Tanà ao ohatra?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hery ny 10/01/2004 21:20
5. donemaskit
(
10/01/2004 10:00)
ao Tanà : Antsahamanitra, Antaninarenina, Mahamasina stade, Palais des Sports, Antsonjombe, ... Alliance, Esca, CCAC...
6. donemaskit
(
10/01/2004 10:04)
I Poopy, Mahaleo sy ny artistes "pop", dia marina io lazan'i Hery io, tsy mety raha tsy malalaka satria be pokona be... fa raha ohatra hoe Erick Manana na artiste centré kokoa @ instruments na ny feo, dia tsara lavitra ny kelikely.
7. ikaretsaka
(
10/01/2004 13:23)
marina mihitsy izany, misy ange artiste lasa manao business fotsiny dia izay hahazaony vola fotsiny no tanjona ee, tsy ao intsony ilay fitandroana ny feo. raha ratsilatsy place izany moa moa @ ireny toerana ngeza be ireny dia tena tsy misy fahafinaretana sy mozika feno fa dia manakonako be fotsiny.. raha ilay salle kelikely indray dia marina hoe maty antoka fa ny fivoakan'ilay acoustique... ny feon'ny tanan'i erick manana mikasoka @ cordes gitarany aza heno sady mahafinaritra ery
8. donemaskit
(
10/01/2004 14:09)
Eo @ Esplanade koa fanaovana spectacles ndraindray, dia eo Ambohijatovo... t@ ilay Jazz ireny sy ny fête de la musique moa izy iny?!
9. hery
(
10/01/2004 14:38)
Nisy fotoana nanaovan'ny tarika mahaleo tao amin'ny CCESCA izay anisan'ny spectacle lafo indrindra hitako hatr'izay niainako tao Dago... tsy tadidiko hoe ohatrinona fa na izy izay 125.000 na 75.000
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hery ny 11/01/2004 02:38
10. donemaskit
(
10/01/2004 14:44)
kôzy ve!!
Ilay série de spectacles nataon'ny DoSol ireny koa nisy lafo dia lafo, indrindra ilay tao @ CCAC : ny an'i Bodo toa 50 000 ny entrée, ilay Silo 35 000.
Ilay finale Pazzapa iny koa nanao 50 000 : feno kil tao ivelany!
Ilay série de spectacles nataon'ny DoSol ireny koa nisy lafo dia lafo, indrindra ilay tao @ CCAC : ny an'i Bodo toa 50 000 ny entrée, ilay Silo 35 000.
Ilay finale Pazzapa iny koa nanao 50 000 : feno kil tao ivelany!
11. ikaretsaka
(
10/01/2004 16:11)
Mba tsetsatsetra tsy aritra ihany ity : fa ny tsy ampy ao Mada izany ange raha tena zohina dia ny salle de spectacle e ireny tanana lehibe ireny nefa na tamin'ny andron'ny Romanina aza mba nanana ny salle de spectacle -ny izay tena tsara acoustique tokoa filalaovan' ireny Oedipus ireny
! Ekena fa ngeza i palais de sport fa raha izaho manokana aloha dia tsy dia tia loatra manao sy mijery spectacle ao aho fa haratsina acoustique anie izany e! aza atao any aoriana lavidavitra sono ianao no mipetraka.. fa dia AKO no henonao .. misy retara 5 segondra be izao ny feo sasany vao tonga any ampotso tsofinao! Goldman tany ireny aza nilokay mihintsy ny ingenieur de son .. iznay no nahatonga ilay carnet de toute : DVD misy ny fampisehoana live nataony tamin'ireny tsy misy fampisehoana ny tany madagasikara mihitsy nefa mba naka sary ihany ilay mpanao video niaraka taminy sy mba Pro ihany! mampalahelo
Natao hanaovana baolina fotsiny angamba no tena ni "design"-evana an'io fa tsy natao hanaovana spectacle loatra!
Ny salle hitako tsara acoustique indrindra ao tana dia CCAC sy i CC esca ary cinema Ako, indrisy anefa fa dia ratsy karakara ireny tranon-tsinema cinema taloha ireny! sady lafo ny alain'ny artiste amin'ny vidim-pidirana mba hanetsemany ny fandaniana laniny araka ny voalazan'i Hery io ambony io
Ny tena hevitra dia ny manangana anakiray ngezangeza natao ho fanaovana spectacle fotsiny. Ny ara bola hananganana azy dia possible mihitsy raha mitambatambatra ny artiste dia manao spectacle ohatra hoe mandritra ny 1 taona dia matao karazana boatin-drakitra ohatra hoe samy mandrotsaka 50% ny azony hananganana an'io ny azo dia mety tena hahavita tsara mihitsy . na manao concert speciale mihintsy
12. donemaskit
(
10/01/2004 16:16)
Tsara dia tsara tokoa io hevitra io fa ny hatahorako dia tsy maintsy hisy foana ny kahiatra, na hitady ny tombon-tsoany manokana....
Fa ilay fanaganana salle mety mihitsy, ary aiza ary ilay izy ohatra no tsara amboarina?
Fa ilay fanaganana salle mety mihitsy, ary aiza ary ilay izy ohatra no tsara amboarina?
13. ikaretsaka
(
10/01/2004 17:10)
eo @ rene depuis taloha ohatra...ampvoany tsara izay... esplanade atao parking...
15. ikaretsaka
(
10/01/2004 19:57)
amboarina tsara koa ny lalana ka..itarina, asiana arabe superpose irenytunnel, ponts suspendus.. asiana tetezana mampitohy an'antaninarenina sy ambondrona.. fidio ho maire aho dia omeo vola fa hitako tsar any anaovana azy
16. donemaskit
(
11/01/2004 20:48)
visionnaire an!
Tsy aleo ve leisy manamboatra ville vaovao mihitsy raha zay?
Tsy aleo ve leisy manamboatra ville vaovao mihitsy raha zay?
17. donemaskit
(
11/01/2004 10:42)
Eritrereto hoe misy accident fotsiny : 2 andro ngamba vao tafavoaka ao le!
19. mouvoka
(
11/01/2004 17:54)
Ary manonofy tokoa i Ikaretsaka izany an ? Fa angaha tsy manana ministera mpikarakara ny lafiny mozika sy ny namany isika ?.
Raha ilay hoe hanao spectacle aloha dia omena ao ny 50% ???, eo amin'ny valo taona eo ho eo vao ho voatsangana ny salle de spectacle. Fa Ikaretsaka sy i maskita ve aloha mipetraka eo @ toeran'ny mpanankanto sa ny mpanjifa e ? Sa manonofy fotsiny te hiresadresaka ??
Raha ilay hoe hanao spectacle aloha dia omena ao ny 50% ???, eo amin'ny valo taona eo ho eo vao ho voatsangana ny salle de spectacle. Fa Ikaretsaka sy i maskita ve aloha mipetraka eo @ toeran'ny mpanankanto sa ny mpanjifa e ? Sa manonofy fotsiny te hiresadresaka ??
20. donemaskit
(
11/01/2004 09:50)
Mouvoka koa nge tsy ao mihitsy e, tsy zany le izy fa : amboarina mialoha ny salle, ilay 50% iny hi-rentabiliser-na an'ilay dépense teo...