salle de spectacle

21. ikaretsaka ( 11/01/2004 13:05)
mouvoka..sady mpanakanto no mpanjifa e.

ary tadidio fa avy amin'ny nofinofy daholo ny nipoiran'ny zavatra concret...
na i mouvoka io aza ange ka mba nofinofin'i dadanareo sy mamanareo no notanterahiny dia izany no nahatonga anareo teto an-tany e!
.. Ilay ville vaovao vao mainka mandany vola nohon'ny mafaboarana infrastructures @ ville tonta satria mbola amboarina ny irrigation, ny terrassement sns... any dia efa very ny atsasaky ny vvola!
Any amintsik ailay minisitry ny zava-anto toa haingonkaingona governemanta fotsiny raha hatramin'izao aloha... sady ohatran'ny tsy mitombona ilay hoe palais de la culture et des sports nefa ny ministeran'ny culture misaraka @ sports... tokony manangana karazana centre culturel goavana mihitsy aloha ny metye
22. donemaskit ( 11/01/2004 13:46)
Ka zay indrindra : Tanà efa tery kely io ndray ve no hanamboarana zavatra gilady be? Analakely koa ampilisy!
Tsy tokony hifanalavitra be loatra ny dépenses Ikaretsaka a : raha rénover-na ny tanàna, ho maro dia maro ny secteurs paralysés (transport, commerce...), zany hoe : pertes économiques!
Kanefa qui dit nouvelle ville, dit nouvelles activités, plus d'entreprises, plus de travail, ...plus d'argent pr aller voir les concerts et acheter les disques!!!
23. donemaskit ( 11/01/2004 13:46)
... ms il faut y mettre un paquet!!
24. ikaretsaka ( 11/01/2004 13:52)
ka tsy maintsy hamonjy an'i tana n aireo grandes villes ihany ny olona hijery ny spectacle an'ialahy ialahy rehefa avy eo r... donc tsy dia lavitra an'i tana na ireo grandes villes ihany ny tanana vaovao no ho aorina...
25. donemaskit ( 11/01/2004 14:51)
Mazava ho azy ka! Tsy au milieu de nulle part fa mba étudier-na ihany hoe ds quel périmètre sns.
26. ikaretsaka ( 12/01/2004 13:17)
aiza ho aiz aary ohatra o proposen'i maskita raha any Tana sy ny manodidina?
27. ikaretsaka ( 12/01/2004 13:20)
aiza ho aiz aary ohatra o proposen'i maskita raha any Tana sy ny manodidina?
28. mouvoka ( 12/01/2004 15:52)
Ny tena marina dia tokony miandry ny urbanisation vaovao izay tokony ho karakarain'ny fanjakana malaky dia malaky tokoa, dia avy amin'izany no hi-étudier-na ny feeling rehetra. Tsara ho marihina fa ny urbanisation mbola iainanay aty Dago dia t@ taona faha 60 (Tamin'ny Andriamanjanto Richard maire TANA). Tsy haiko na efa mandeha ny etude na tsia ???
29. ikaretsaka ( 12/01/2004 15:59)
marina ny an'i mouvoka! nicoince t@ anee 60 ny urbanisation.. miandry ny vaovao e...
30. hery ( 12/01/2004 15:06)
Resaka urbanisation... nafindrako amin'ny sujet anakiray ity resaka ity fa mahaliana

http://forum.serasera.org/index.php?rub=viewthread&msgid=m4002c5ae641ac
ao amin'ny Fiarahamonina.
31. fijo ( 13/01/2004 16:41)
urbanisation,efa nisy etude vita tamin'nyandron'i radidi,fa tsy mbola mahita famatsiana vola dia ao aloha.
32. ikaretsaka ( 13/01/2004 19:30)
ireny anefa ny important kokoa
33. fijo ( 14/01/2004 11:58)
io canal de pangalana io aza aty lyon dia efa misy projet vita tsara mihintsy,fa dia ao e.
34. ikaretsaka ( 14/01/2004 13:30)
tsy io ihany fa betsaka ny projet efa vita tsara mihitsy... fa mikatso ao daholo e
35. donemaskit ( 14/01/2004 11:59)
inona no mampikatso azy?
36. ikaretsaka ( 14/01/2004 13:40)
money money money.. politik politik politik
37. donemaskit ( 14/01/2004 17:36)
dans n'importe quel pays y aura tjs ces pbl là, fa ny antsika misy facteur hafa koa : des couilles!
38. ikaretsaka ( 14/01/2004 18:27)
politikan'ny coiulles izany ra mazkita raha izay ny ahazaoan'ela anazy... raha mijery ny zavatra proposen'ireny olona sortant an'i Vontovorona sy universite bobaka be arak'i madagascar (mbola hatreo fotsiny aloha an) ireny ialay raha mijery ny these-ny .. indraindray hoa mampi te hanetsetra hoe raha mba tanteraka tokoa mo izany idee an'ilay zalahy ity na mademoiselle na madama ity
39. ikaretsaka ( 14/01/2004 18:27)
politikan'ny coiulles izany ra mazkita raha izay ny ahazaoan'ela anazy... raha mijery ny zavatra proposen'ireny olona sortant an'i Vontovorona sy universite bobaka be arak'i madagascar (mbola hatreo fotsiny aloha an) ireny ialay raha mijery ny these-ny .. indraindray hoa mampi te hanetsetra hoe raha mba tanteraka tokoa mo izany idee an'ilay zalahy ity na mademoiselle na madama ity
40. donemaskit ( 14/01/2004 19:59)
Efa nahita mihitsy aho ka, ary fantatro tsara fa misy projets manja be sns. Fa tsy ny étudiants no resahiko eto fa ny fiaraha-monina no tsy exigeant araka ny tokony hilaina azy...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4046