mibilaka
64. fijo
(
27/01/2004 20:47)
sady hila ihany ve de tanana no ilaina le;ary inona indray moa ry kally izany vazimba izany
65. kally
(
27/01/2004 20:22)
Ka io no anontaniakoa zy eo,sao dia nandeha tany antapoketsa tsy tokoyn haleha tany no nahabila azy.izy anefa ity tsy hita fa isika ihany no miady hevitra lalina eto!
68. colpain
(
28/01/2004 12:18)
kally >ty aho ty ray kally a!
ndry ko!!
ka mibilaka le izy , sady za nona te-hi-kally kou!
donemaskit > tsy mety mihintsy lety a!
rinakely > efa nisy in-100 h@ zay nametrahako ity fanontanina ty , fa tsy mety e!
za tsy nanoratra teo , mbola eo ampanatanterahana ny soso-kevitrareo
mba ataovy serieu ranga a! mijaly ny sipa e!

70. lema
(
29/01/2004 11:19)
raha tena tina ahitsy io dia tsy maintsy ahitsy tamin'izay nampibilaka azy ra t@ derika no nampibilaka azy dé derika ihany no ampanitsiana azy ;fa derika sipa an fa tsy ry lives akory
72. colpain
(
30/01/2004 18:15)
nalefa ao le sary , miala tsiny fa somary matroka2 kely ,
sami mijery fotsiny ze mihotra ny 18 tôna.
sami mijery fotsiny ze mihotra ny 18 tôna.
78. kally
(
18/02/2004 10:01)
Mbola variana manitsy azy izy ry reto f'aza kotabaisina fa raha taitairinareo eo am-panitsiana azy eo io,tapaka eo,dia asa angamba.