mibilaka
21. colpain
(
13/01/2004 09:15)
tsy zany ra-fijo a! mahitsy be ny fiainako sy ny fiteniko , fa ny nahagaga ahy de lery lasa nibilaka.
mpitari-bato vilam-bava lery .
mpitari-bato vilam-bava lery .
26. kally
(
14/01/2004 17:16)
ka mety izay izany koa! ataovy anaty zavatra tsy transparent dia mety hahitsy ihany.
Io koa anie aza ny habilan'ny fil no jerena fa ny zava-bitany e! ary maninona anefa raha asiana sary mihitsy mba hahamora ny fanomezana vahaolana e?
Io koa anie aza ny habilan'ny fil no jerena fa ny zava-bitany e! ary maninona anefa raha asiana sary mihitsy mba hahamora ny fanomezana vahaolana e?
29. kally
(
15/01/2004 14:54)
Eto amin'ny namana mba hahitana vahaolana malaky fa tsy izaho irery akory kah!
31. kally
(
16/01/2004 12:42)
Sary ve hampatahotra ry Fijo!fa mba hitako nisy namana sahirana dia saiky hanome torohevitra aho,hay analanareo indray.
Fa nanao ahoana kokoa aloha izy izay ry Colpain a?efa nahitsihitsy hatrizay nitadiavana torohevitra teto izay sa dia ny omaly tsy niova?
Fa nanao ahoana kokoa aloha izy izay ry Colpain a?efa nahitsihitsy hatrizay nitadiavana torohevitra teto izay sa dia ny omaly tsy niova?
33. ikaretsaka
(
17/01/2004 09:11)
ka nibilaka hatramin'ilay resaka ity o nihafarany fa mba kallio kely aloha
34. manantsoa
(
17/01/2004 14:49)
voa mafy izany ianao ra Colpain; raha nahitsy ilay izy izany dia mety ho nahatratra 20 cm , noho izy bingo dia 14cm any ho any sisa no takany ???
Mitadiava vaha olana haingana.!
Mitadiava vaha olana haingana.!
35. lema
(
17/01/2004 15:42)
mila asiana platre toy ny taolana tapaka izany manatona dokora ra colpin a!
36. donemaskit
(
18/01/2004 10:01)
Zay raColpain no mety a, plâtrer-o sady mba gym kely ho an'i leiry e!
37. ikaretsaka
(
18/01/2004 16:12)
asiana contre poids any @ ilay cote tsy mibilaka dia mikotrana kely ialahy isanandro manitsy azy
