mibilaka
41. manantsoa
(
18/01/2004 13:56)
Raha tsy mahay miovaova position ianao racolpain dia ho vavy anaka foana .
42. colpain
(
19/01/2004 10:07)
tena mpanotra angamba no tena mety e! sa ahona ry kally! raha bandy anefa tsy mety , de ahona ...
45. rinakely1
(
19/01/2004 11:04)
tsy mahay manotra ny tanako ry colpain fa raha lé... d tena hainy an! hihihihihihihihihi
46. ikaretsaka
(
19/01/2004 12:41)
sao vinany izany kle... tsy ny zavatra no mahitsy fa ny ranonjavatra no miporitsika
48. donemaskit
(
19/01/2004 16:52)
Rinakely maraina asaina manao azy... eo mba ampio leiry e, resaka fahasalamàna io!
51. colpain
(
21/01/2004 12:26)
kally > za nona te hihinana .
ikaretsaka > to ela ndray no manaiky? fa ahona le ????
ikaretsaka > to ela ndray no manaiky? fa ahona le ????
52. rinakely1
(
21/01/2004 15:31)
ampidiro any ary racolpain d hitanao eo we mahitsy v izy zany na tsia!
53. ikaretsaka
(
21/01/2004 16:27)
colp> ilay hevitr'i fijo hoe ny adidy ho vita ny zavatra hahitsy no ekeko ka
54. kally
(
21/01/2004 19:43)
colpain>te-hihinana inona ianao?Fa inona marina ary ny olanao?Mibilaka sa nona?Lazao izay marina fa sty hisy hibedy anao anie eto e!!
55. ikaretsaka
(
22/01/2004 20:51)
ka lery ange ry kally tsy mahay mitsotra izay fa efa zatra mibilaka eee.. aza omena tsiny
57. kally
(
22/01/2004 10:39)
Ary sao nosasana tany an-tampoketsa misy vazimba kosa ary no nampibilaka azy e?
59. ikaretsaka
(
24/01/2004 15:22)
aza mamba loatra ra bice fa ny an'ialahy indray tsy ilay zavatra no mibilaka fa ny ao ambony ao
