maditra ny sipa ankehitriny
62. donemaskit
(
17/01/2004 10:02)
Kally satria miha"maloto" ny sipa ankehitriny dia vao mahita hendry dia vadiana e....!
64. donemaskit
(
21/01/2004 10:18)
"maloto"=manao fiainana maloto, tsy mendrika, mandray zava-mahadomelina, miteny maloto, ...
65. pitchou
(
21/01/2004 10:14)
io indray nareo lehilahy! satria tsy mifanaraka @ tianareo hanaovana azy ny fiainan'ny sipa dia hamoronana fanaratsiana! raha izay no hitany fa tsara aminy d izay izany! angaha ianareo azon'ny sipa tenenibna aiza hoe izao no tsara @nareo.
66. donemaskit
(
21/01/2004 11:45)
Rehefa hita fa ratsy ry Pitchou dia tenenina a. Enao mety tsy ao anatin'ilay sipa maditra, fa constatation-ko ny ahy io.
67. fijo
(
22/01/2004 20:32)
izany hoe sipa tia mirevy izany ilay maloto radone.izahay koa izany bandy voretra le.
68. xxx
(
26/01/2004 11:47)
Aleo atao fotsiny hoe tsy ditra fa revy e, mijanona foana io rehefa leo, ary ny fiainana tsy androany ihany ka hoe hanao zay tiana d tsy hanaraka ny lalàna misy eo amin ny fiainana d hanantena hoe hiadana rahatrizay.
Reveo ny revy fa diniho ny ho avy
Reveo ny revy fa diniho ny ho avy
70. fijo
(
27/01/2004 20:03)
ny efa nahita maro anie tsy hanenina,fa izay tsy nitsapa nefa voa no hanenina hoe tahaka izay koa aho mba;efa tara anefa amin'izay
71. donemaskit
(
27/01/2004 20:43)
tsy voatery... zah mahalala olona nanenina fa nahita maro loatra !
73. jhouhlambout
(
30/01/2004 12:59)
Nahatsapa tokoa aho fa marina loatra izany réalité izany: tena mihamaditra ny vhv. Ny vaha olana: mihahendry ny lehilahy!
75. donemaskit
(
03/02/2004 20:48)
mbô mety zany hevitr'i Jhoulambout zany koa, tokony hipetrapetraka ny sipa hafa tsy hoe lesbiennes nga !
Tena tsy lainga io raFijo o!
Tena tsy lainga io raFijo o!
77. nyainatiana
(
01/03/2004 20:32)
Manaiky aho hoe misy mihamaditra ny vehivavy anktriny nefa ts n retra kosa angamba an!Fa ny tena loza ange,ny lehilà miferin'aina refa sendra ny vehivavy maditra nefa ts manaja ny vehivavy hendry e!
78. donemaskit
(
03/03/2004 20:59)
marina ny anao, tsy ny vehivavy rehetra ka. Tendance hitako @ lé vao hanala BEPC io...
