maditra ny sipa ankehitriny

41. ikaretsaka ( 07/01/2004 14:33)
sao sahirana eo raha bebe ihany ny voabontsina ra fij fa kalam ihany
42. fijo ( 08/01/2004 09:19)
iray ihany,fa atao betsaka ka
43. rinakely1 ( 09/01/2004 11:17)
iza indray no andeha habotsinao eo ry fijo?
44. ralanz ( 10/01/2004 09:08)
manamoly trop,manapi ambongadiny tsy miraharaha bosy inona fa tsy efa suicide ve zany e .fa raha ohatra mba somary ambanimbany noho ireo acceptable .manandrana kely an ity sy ry mba mingitrika kely zahay zao koa anie ry donemaskita mba ningitrike ,mba nisotro mba nandray fa le trop no manimba .raha le zavatra ray ao ambanimbany ao no ampiasaina trop + precaution mety tsy quoi.
zany hoe mirevy letsy ny ankamaroany fa tsy maditra ,fiainana daholo zany ry akama .[on ne vit que deux moins un fois]
45. donemaskit ( 10/01/2004 11:59)
"on ne vit que 2 moins 1 fois" tsy fantatra izany Ralanz a, mbola tsy nahita ny tao aorian'ny fahafatesana tsinona ingahy...
46. donemaskit ( 10/01/2004 12:01)
Miverimberina foana ilay ho "trop" na "tafahoatra be loatra"... Rahoviana ary no afaka hilaza hoe diso tafahoatra ny haditràna e? Omeo kely ary ilay limite maha-trop azy e!
47. ragaby ( 10/01/2004 19:12)
Vokatry ny fiadian'ny Vehivavy hitovy zo am lelahy io e! Dia izao atao daholo izao zavatra rehetra ataon'ny Lehilahy izao na tsara na ratsy !
48. donemaskit ( 11/01/2004 20:57)
Tsy hoe sexiste aho fa tsy hitako mihitsy marina ny mahatonga ny vehivavy te hitovy @ lehilahy! Matoa natao lahy sy vavy dia, natao tsy hitovy izay. Ny hadalàn'ny lehilahy ve no halaina tahaka ho aiza ity tany ity?
49. cendri ( 11/01/2004 10:49)
ie, marina mihitsy ny an'i donemaskit, raha samy ho adala toy ny lehilahy daholo de tsisy fiainana vanona, raha @ lafiny iray io alou de tsy misy tokony hiadiana varotra itovizana @ lehilahy mihitsy eh
hohoho
50. colpain ( 12/01/2004 10:40)
tsy maditra ny sipa ankehtrn ka , zany mo ry rinakely o!
51. rinakely1 ( 12/01/2004 12:56)
zao fotsiny e: les filles sont mi-anges mi-démons!
52. ikaretsaka ( 12/01/2004 15:23)
marina izany!
53. donemaskit ( 12/01/2004 18:31)
c le coté démoniaque qui est en train de prendre le dessus apparemment!
54. fijo ( 13/01/2004 09:56)
mety koa anie ny hoe anjelin'ny demony e.fa ireny no tena tsara ry zalahy a.
55. donemaskit ( 15/01/2004 20:47)
ny devoly marina kay moa anjely t@ androny!

Fijo> tandremo hoentiny any @ afo be!
56. kally ( 15/01/2004 14:46)
Ka maninona ho'a ianareo no mbola manambady vehivavy raha tena ireo marina ny fitsaranareo ny vehivavy?
Izahay anie mahatanty tsy manambady rehefa tsy tianay intsony ianareo lehilahy fa ianareo toa be vava ery nefa tsy arak'io ohatry ny akoho voakapoka vao ilaozanay!lol!
57. cendri ( 15/01/2004 17:51)
IL FAUT ETRE SANS DEFAUT POUR CRITIQUER AUTRUI, sa ahoana kally? tsy misy ny perfection, samy manana ny maha ratsy azy ny olona fa arahina amin'ny onjany eo eh

58. ikaretsaka ( 15/01/2004 19:54)
kally..noho ilay....zavatra eeeee
59. fijo ( 16/01/2004 20:05)
raha izao mangatsiaka be izao radone dia aleoko hoentiny any a.any mafanafana tsara.
60. donemaskit ( 17/01/2004 10:00)
nanaôna ny t@ canicule?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1197