maditra ny sipa ankehitriny

21. kally ( 24/12/2003 10:02)
Ka io safidy omen'i Fijo io no tonga amin'ilay ataon'ny lehilahy mpanitsakitsaka hoe "izaho ange tavohangy consigné ka ny ranony fotsiny no mandeha fa ny tavohangy miverina foana e!"
22. kally ( 24/12/2003 10:05)
Ka io safidy omen'i Fijo io no tonga amin'ilay ataon'ny lehilahy mpanitsakitsaka hoe "izaho ange tavohangy consigné ka ny ranony fotsiny no mandeha fa ny tavohangy miverina foana e!"
23. donemaskit ( 24/12/2003 20:40)
Be koa nge ny sipa zao no tsy mitady hafa-tsy "ilay basy" e! Vao mainka aza ireny "consignés" ireny mints no tadiaviny!
24. fijo ( 24/12/2003 18:20)
misaotra ry kally amin'io torohevitra io a.tena marina ilay izy sady toa tsara fianatra.
25. donemaskit ( 25/12/2003 20:25)
Tratry ny noely daholo e!
26. fijo ( 26/12/2003 10:17)
misaotra ary dia samia tratry ny taona vaovao koa e.
27. rsamfm ( 26/12/2003 16:51)
Tratry ny Noely daholo dia samia manao fetin'ny faran'ny taona ao anatin'ny fahendrena e! Na sipa maditra io, na hendry. Na bandy mpiodina na tsia !! Bye e! Mbola hiasa indray hono izao hatramin'ny Week-end. Enga anie ka tsy ho hatr@ le 28/12 fa dia loza angamba. Hain'ny rfanjav ihany ny rythme ato amin'ny orinase e!!
28. fijo ( 26/12/2003 18:15)
ny bandy mpiodina izany mba ahintsy,ny sipa maditra mba ho hendry,ary,ny bandy mahintsy sy ny sipa hendry ahoana le???
tandremo izany ny orin'asa ry rfanjav an.
29. xxx ( 27/12/2003 19:53)
Fa angaha nareo irery no azo atao maditra!! tsy milay mintsy le fiasainana!!
30. isrine ( 28/12/2003 09:06)
tsy maditra zany ny sipa ankehitriny. Fa raha toa andry donémaskit reny kosa ve ny kofa tsy ho lasa mihamaditra ny sipa! hihihi!
31. donemaskit ( 29/12/2003 11:16)
oay! fa za manin?
In aty amiko ohatra zao no hampaditra azy? (les détails stplé!)
32. fijo ( 29/12/2003 19:11)
ka ialahy be maskita ko.dia te hihinana daholo ny sipa.ih,ih,ih.
33. ralanz ( 01/01/2004 18:57)
tsy maditra fa mirevy ,ary reveko a
34. donemaskit ( 01/01/2004 11:21)
Fijo a! hay ve zany fotsiny e!
35. donemaskit ( 01/01/2004 11:22)
Ralanz, Fa in moa lay revy eto raha tsy : toaka, maoly, libertinage, tsy firaharahana fianarana, ...?
36. rinakely1 ( 05/01/2004 11:42)
maditra ny vhv zany ry donemaskit no atao we fait de société an!
ny fiaraha-monina ihany no mahatonga azy manao toy izany fa tsy sitrapo akory ny haditra lava zao!
37. donemaskit ( 05/01/2004 19:27)
ny fiaraha-monina o mahatonga inona?! Izy ve no miadaladala etsy sy eroa dia ny olona no homenatsiny! Raha biby tsy manan-tsaina izy dia ekeko ihany, fa olona nomena fahalalana sy safidy ny vehivavy : maditra na hendry izy rehefa zay no safidiny.
Ny tsy azoko dia : fa manin izy no lasa nirongana tampoka t@ io daholo?
38. fijo ( 06/01/2004 09:30)
ilay hoe maditra koa anie tena sarotra e.rehefa hoe mifoka moly ve dia maditra?misy anefa endry nadia manao an'io aza.toa izany koa ny toaka.ilay manao tafahoatra no ratsy.ka eo angamba vitsy ny sipa no tena manao an'izany.avelao koa aloha izy hirevy e.
39. rinakely1 ( 06/01/2004 13:38)
revy samy manana ny azy! zé tsy faly mibotsiny avokoa.
40. fijo ( 07/01/2004 20:58)
aleoko manabontsina ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1396