hoan'ireo lélà miseho ho "Je suis "e!

41. fijo ( 20/01/2004 10:32)
sao very amin'izany rehetra izany rajiolahimboto a
42. ikaretsaka ( 20/01/2004 15:06)
The aims of any person are to:


be well nourished and warm.
have peace of mind
be stimulated
have a good relationship with a partner
43. ikaretsaka ( 20/01/2004 17:04)
fika daholo ny ankoatran'izay
44. pitchou ( 21/01/2004 20:04)
ka ilay "être un homme" ange de izay mifanaraka @ izay définition omen'ny fiaraha-monina na izay olona iarahanao izany atao hoe "un homme" e! ary tsy ilay fahazakana responsabilité na tanjaka ihany fa ao koa ilay fahasahiana milaza fa tsy nety ny natao na ianao no diso na ianao no resy, ny fahazakana ny fahaverezan'izay mety ho tsy foy indrindra ... ary ny @ izay ilay seho rehetra notantarain'i Kipling ao @ poésie-ny angamba no feno indrindra (si tu peux voir détruit l'oeuvre de ta vie ... alors tu seras un homme). dia raha izay: tsy hoe "être un homme c'est difficiel" fa "être un homme frise l'impossible"
45. ikaretsaka ( 21/01/2004 20:49)
marina koa izay
46. fijo ( 21/01/2004 10:20)
sarotra anie izany hoe lehilahy izany e.izay no tokony hitiavanareo vehivavy anay.
47. pitchou ( 24/01/2004 11:32)
sao heverin'i fijo fa mora ary izany hoe vehivavy?
48. jhouhlambout ( 26/01/2004 19:51)
"Etre ou ne pas être Vehivavy?. Telle est la question".
->Vehivavy no mystery faha-roa ny zava-boahary.
49. fijo ( 27/01/2004 09:22)
ny vehivavy anie dia tsotra e,na ianao te ahaleo tena dia mianatra tsara dia miasa tsara,na kamokamo,dia manam bady tsara;misy vahaolana foana,fa ny lehilahy tsy maintsy miadidy ny rehetra,ka izay no sarotra
50. pitchou ( 27/01/2004 18:20)
oh???? na d ny mieritreritra ny hoe hiteraka sa tsia aza, miaritra mandritra ny 9 volana rehefa bevoka tsy manana safidy hoe avelako any an-trano ity kibo ity androany, miady "irery" (aza misy miseho milay eo nareo lehilahy fa tsy mahavita manampy eo na kely aza, ny sasany aza mahita fotsiny d mitsipaka torana!!!!) rehefa miteraka (ny dokotera rehetra miaiky fa ady @ fahafatesana ny fiterahana) ... tsotra izany ra-Fijo? miatrika ny fitaizana ny zaza (indrindra raha sendra vady mihevitra fa rehefa mampidi-bola izy de ampy) .... tsy afaka mankaiza fa mitaiza nefa mbola sendra lehilahy nnnnnttttsssss .....
51. pitchou ( 27/01/2004 18:22)
zao e! tsotra d ho hitanaoreo. andramo ampifamadihana ny andraikitra sy ny asa rehetranareo mivady na mpisipa, tsy maninona fa ny fomba fanao sy ny toetra koa, mandritra ny 3 volana! 3 volana monja ...
52. fijo ( 28/01/2004 09:44)
andao ary e,izaho manao inona dia ianao manao inona
53. pitchou ( 28/01/2004 13:49)
d inona daholo ilay fanaonao ary?
54. fijo ( 29/01/2004 20:44)
maraina,mifoha,makato amin'ny namana,misotro kafe,mandeha mitsikaraka,@ 12 mody manao sakafo raha tsy misy,mikaly manasa vilia,dia lasa indray mitsikaraka.@8 alina mody,mankato amin'ny namana,mikaly,dia mandefa lamba.@2alina matory.ary ianao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1421