hoan'ireo lélà miseho ho "Je suis "e!

1. rinakely1 ( 19/12/2003 18:04)
ahoana ndray nareo @ izany morse vao2 izany e!
"etre homme c facile mais etre un homme c difficile"
"Pour" sa "Contre "nareo?
novalian'i fijo ny 29/01/2004 20:44
2. ikaretsaka ( 20/12/2003 13:39)
ha ny Homme iznay double face dia le homme a sa le be kooo
3. rlcj ( 20/12/2003 16:11)
ndray ndray ny lehilahy tsy manana personalite tsy tiany ny vehivavy sady lazain' ny olona hoe sarim-bavy koa manahirana ka aleo mijoro @ maha lehilahy an' ny tena ary hajoroy mihitsy ny maha-lehilahy raha azo atao nefa asivo limite izany fa aza atao tafahotra dia aza manambanimbany vehivavy isika lehilahy fa mitovy daholo isika fa ny zavatra atao no samihafa fotsiny
4. xxx ( 20/12/2003 10:51)
maninn tokoa kay ny ankamarony kofa oh saro-bavy zany daol!!indrindra fomba fiteny!
5. isrine ( 21/12/2003 20:43)
x: ka manja anie ny vehivavy rehefa miteny e, de izay no mbo ianaran'ny lehilahy.
Valio nareo lehilahy i rinakely fa aza anaovana resaka miala-pa eo!
6. hery ( 21/12/2003 20:15)
Sarotra be ilay izy rinakely a.
Etre homme = comme les femmes etc... izany hoe amin'ny maha-olona fotsiny
Etre un homme = io ilay tena mahalehilahy ny lehilahy (responsabilité, tanjaka sns).
Ka mora tokoa (ary mandeha ho azy) ny mijanona amin'ny maha-olona fotsiny fa sarotra be (fa tsy hoe tsy vita) ilay miseho amin'ny tena maha lehilahy ny tena eo amin'ny andraikitra isankarazany.
Difficile fa tsy impossible e.
7. donemaskit ( 21/12/2003 18:37)
mitondra mankaiza kay ny famaliana an'io fanontaniana io?
8. donemaskit ( 21/12/2003 18:39)
pour ou contre aôna e?! manova zavatra ve zany!
9. donemaskit ( 21/12/2003 18:56)
morse vaovao aôna koa e?! taloha ngah tsy nisy lehilahy? Tena lehilahy marina nga hono ilay niteny an'io?! pfffff!!!
10. xxx ( 22/12/2003 20:29)
Izao ry rinakely a! Na inona fomba ilazana ny lehilahy na inona ; Izy foana no tompo-teny farany @ zava-drehetra ; ny kôfa voapeponareo @izany dia lasa manova silipo . Ka aza mitady hanova ny voajanahary . Tsy haiko na azonao no tiako ho lazaina . Colpain no anarao sao lazainao tsy sahy mitonona anarana aho .
11. donemaskit ( 22/12/2003 09:10)
Ankafiziko lay valin-teny.
12. rfanjav ( 22/12/2003 12:01)
zany a?!

13. isrine ( 22/12/2003 16:58)
Salut!
De mbo be vava eo fotsiny kou i Colpain. i Donemaskit mou de manisy sira ery.
14. donemaskit ( 22/12/2003 17:49)
Za nge tsy mihombon-kevitra aminy e. Fa lay valin-teniny mints no mampimé! mdr
15. fijo ( 23/12/2003 10:50)
miseho ho je suis ahoana indray moa izany ry rinakely.io indray ianao an.ilay maha lehilahy,rehefa manam bady dia hita eo.eo tsinona no hita hoe olona mahazaka adidy na tsia.
16. xxx ( 23/12/2003 11:24)
Raha tsy misy mi je suis ao @ tokan-trano iray dia lasa baranahiny . Satria tsy misy harofanina fa samy manao izay sai-patany . Noho izany ; ny lehilahy tsy maintsy mi-je suis
17. rfanjav ( 23/12/2003 14:31)
D'accord fa tsy maintsy mi-je suis, fa tokony mba asiana tohiny kely hoe : mais .......
(ohatra hoe fa manaja ny hevitry ny vadiko, tsy tonga d manapa-kevitra irery fa miresaka aloha, ary tsy manao didy jadona be )
18. isrine ( 23/12/2003 16:51)
zay mitsy ry fanjav a. tonga akia de tohizo @ hoe "il est......."
19. fijo ( 24/12/2003 09:40)
ahoana tsara hoe ry isrine.ka tsy maintsy je suis aloha vao tu es e.
20. xxx ( 26/12/2003 10:06)
je suis beau, je suis intelligent, et sans moi, la femme perd 90% de sa capacite cognitive. Qui suis je?
L'homme evidemment
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4627