hoan'ireo lélà miseho ho "Je suis "e!
24. xxx
(
29/12/2003 18:03)
Aiza ary ny toerana dia rahoviana e?
Ajanona kely aloha ny adi-hevitra fa miara-manao fety milay daholo isika .

27. rinakely1
(
05/01/2004 11:55)
misaotranareo rehetra namaly!
hevitra fotsiny ny ahy fa mba tiko fantatra we ahoan ny idée-nareo momba izany.
i donemaskit: refa tsy hamaly enao tsy koi fa tsy enao rery koa nage no oln mamaly eto e! lol!!!!!!!!

28. fijo
(
06/01/2004 10:31)
masika indray rinakely an.moramora aky a.aza mora miakatra toa io.sa io ilay hoe romotra avy any izy ,dia avy dia rovitiny ny .......ih,ih,ih.
33. tia_ery
(
07/01/2004 12:55)
etre homme c facile mais etre un homme c difficile"
Zavatra samy hafa ange izany eh!!! être homme ange ilay olona voavolavola amin'ny fisiana eh!!! Mora ny mampisy olona iray aorian'ny firaisana. Ilay fisiana no tiana tsindriana eto. Mora ny manao zazakely, na de atao hoe tsy mamorona aza isika fa mi-procréer.
Fa ny être un homme de ilay caractéristique, personnalité ilay tena maha olona anao amin'ny lafiny rehetra, ara-nofo, ara-batana, ara-tsaina, ary indrindra ara-panahy ... ireo no sarotra satria ny fikolokoloana an'ireo tena mila dingana maro no sady mandalo sedra lalina.
Kanefa ireny no mitondra amin'ny fahamatorana ka tena maha olona feno sy matotra tanteraka.
Sôtra eh!

34. colpain
(
07/01/2004 15:31)
calme fotsiny rinakely a! izao no marina e ! "etre femme c milamina mais etre une femme c vam (auto)"
d'accord ianao ?
d'accord ianao ?
40. jhouhlambout
(
16/01/2004 10:29)
Tsotra:
" L' Etre suprême et parfaite qui existe dans ce monde ne peut etre que l'homme", c'est à dira hoe:
" Il est facile de se susbtituer à la morphologie de l'homme, mais la difficulté réside dans l'ignorance de la pérféction".
Conclusion:
"Je suis donc je me risque dans la difficulté"