ilaina ve ny misolosolo....?

41. fijo ( 06/01/2004 10:44)
ka ahoana,azo atao izany ilay miovaova amin'ny tokana.
42. rinakely1 ( 06/01/2004 13:57)
asanao!
43. fijo ( 07/01/2004 09:30)
ze hifanarahana ka
44. colpain ( 07/01/2004 17:39)
Tsy misy an'izany bandy fidele be izany ranga a! resabe fotsiny 'zany.
izay mahay manafina ny adalany @ mpiara-monina no antsoina hoe "hendry" .Diniho tsara fa ny olona rehetra mpiatsara-velatsihy daholo .Fa ny fiezahana hiala @ izany no tokony atao.
45. fijo ( 08/01/2004 09:51)
hiala inona,fa mba ahena hoe
46. xxx ( 11/01/2004 10:47)
sarotra be alou ilay hoe hiala @ fihatsaram-belatsihy eh, koa na ny ntaolo nolazaina fa hendry aza de efa nampianarina ohapitenenana mihatsara ivelatsihy hoe : Ny hendry "mody voky" fa ny adala manesika ihany, zany hoe tsy tena voky akory ilay lazaina hoe hendry fa modimody voky fotsn, tsy misy afaka miteny mihitsy zany hoe tsy mihatsara velatsihy,
raha resaka fitiavana ndray de zao, na ny lahy na ny vavy samy manana ny oul ataony hoe confident(e), mandainga kou izay hoe tena tsy miresaka iny cheri ny iny mihitsy any ambadika any, eo imaso eo alou refa miresaka de oh@ tsy ho fatty ery, zay mot tenenina rehetra misy malala sy cheri doly, nefa ny sasany vao mivadika atsy ambadika atsy de manisy sipa hafa na manao date @ bandy hafa hohoho,na koa hoe vao mandray phone de miantso any ambadika any hoe ity ange less na ity ange akia tsy tiako akory fa izao sy izao sy izao e MILAZA ARY IZAY SAHY MILAZA FA TSY MPIHATSARA IVELATSIHY, tandravadinkoditra amin-draolombelona io rizareo a
47. colpain ( 12/01/2004 19:38)
Mody2 be moral eo ny sasany nefa ao ambadika ao .......
48. fijo ( 13/01/2004 10:57)
ny ahy koa antsohiko hoe cherie,satria tsy tsaroako ny anarany.
49. colpain ( 13/01/2004 09:22)
o ra fijo a! sao mba lasan'ela ary ny ahy ? cherie 'zany ko mantsy ny anaran'ny ahy .
50. fijo ( 14/01/2004 10:16)
ao letsy fa haveriko,dia asiako zanany an.
51. colpain ( 14/01/2004 18:25)
fijo >avereno aty ary e! le ao an-tranon'ela io , asio zanany fa tsy mininona ,de tairo aty @zay.
52. fijo ( 15/01/2004 09:21)
ka ilay an'ialahy no nindramiko ko.dia asiako interet.tsy zaran'ialahy aza.
53. colpain ( 15/01/2004 09:04)
fijo > ka tsy efa any an-tranon'la ve izy e! de aavereno aty @ izay
54. fijo ( 16/01/2004 20:44)
ao fa averiko ny an'ialahy e.
55. colpain ( 19/01/2004 14:04)
fijo > miandry ary ah!
56. fijo ( 20/01/2004 10:35)
efa lasa any e
57. colpain ( 22/01/2004 13:11)
tsy mbola tonga aty lety h@ zao a!
nivily lalana angamba
58. fijo ( 23/01/2004 09:37)
alao ho any racolpa a.ndao indray hitady hafa.
59. mozart ( 14/02/2004 17:13)
mbola mitohy ve ty discus''ko ty e! ts aleo @ ay atao "the end"
60. fijo ( 17/02/2004 10:18)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1958