ilaina ve ny misolosolo....?

21. rfanjav ( 16/12/2003 19:51)
fijo : Aiza moa no hoe tsisy olana fa acceptable kokoa noho ny efa manambady no tena marina !
22. rinakely1 ( 16/12/2003 10:38)
d misolosolo jiaby e!
23. rfanjav ( 16/12/2003 12:28)
fa na izany aza, tsara ihany ny mijanona @ tokana,
24. isrine ( 17/12/2003 20:18)
Tsara tokoa akia ny mijanona @ tokana fa indray2 tsy mety e.
25. fijo ( 17/12/2003 10:23)
izao ary,misolosolo amin'ny tokana.ahoana?mety.
26. mozart ( 17/12/2003 17:04)
misolosolo @tokana ahoana moa zany ra-fijo?ny sipa koa anie mety mampisolosolo any @sisiny any e!!zay no mahatonga ahy hiteny hoe afaka misolosolokoa ve tsika?
27. rinakely1 ( 17/12/2003 15:44)
ahona indray zany misolo @ tokana izany e?
hazavao tsara ry fijo an!
28. fijo ( 17/12/2003 19:24)
ianareo koa dia mila,detaille.izao e,ilay olona tsy misolo,fa ny la...... no ovahovana.mazava ve.
29. rfanjav ( 18/12/2003 18:17)
mbola tsy mazava ramose, f'anga io azo esorina ?!
30. mozart ( 18/12/2003 12:33)
na za aza mba baraingo ry fijo an!!!mila manome fanazavana fanampiny ise
31. fijo ( 18/12/2003 19:54)
izao ary e.ianareo koa dia tena tsss tsy ovana wa ilay sipa,fa ny fanaovana azy no ovaovana.eo aloha,aoriana,ambony,sns e.mazava amin'izay ve?tena tsss
32. isrine ( 19/12/2003 20:45)
mazava ramose a.
33. fijo ( 19/12/2003 11:23)
a,dia efa mila detaille mihintsy moa ianareo ko.
34. mozart ( 19/12/2003 16:05)
mazava lesy ramose a!!
35. rlcj ( 20/12/2003 16:15)
ataovy izay ataon'ialahy fa aza mandratra fon'olona fotsiny ry mozart a
36. mozart ( 20/12/2003 19:36)
ny foko angamba lesy bandy no haratra a!
37. fijo ( 23/12/2003 10:59)
moramora ialahy ramozart,fa sao dia manao hoatra an drazizou eo an.
38. rfanjav ( 23/12/2003 14:47)
Fijo : azo tsara ihany le izy rehefa azavaina ela be, hi hi hi
39. fijo ( 24/12/2003 09:49)
dia ekenareo ary ve ilay izy rehefa mazava e
40. rinakely1 ( 05/01/2004 12:09)
iƩ!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.3381