ilaina ve ny misolosolo....?

1. mozart ( 10/12/2003 16:58)
ilaina ve ny mipeka jôba samihafa?satria toa ohatran'leo za raha sipa 1 foana ao anatin'ny x .toy ny laoka ve:lundi ......dimanche de ho hena foana fa ny fahandro fotsiny no miova(ritra,rony,....)
novalian'i fijo ny 17/02/2004 10:18
2. xxx ( 11/12/2003 20:02)
Hitako no efa nasian'ny akamanao ny jô revenao fa enao aza tia misolosolo. Aza manody marina!
3. fijo ( 11/12/2003 09:48)
raha mahita hosolosoloina moa ka maninona e.ny an'ialahy no reraka eo.
4. xxx ( 11/12/2003 10:14)
raha mahita maninona moa? takalom-patsa vidim-pihinanana..samy mifanisinisy eo
5. rjmahel ( 11/12/2003 14:03)
Ary ny an'Ingahy ry mozart dia resa ambany foana (resa-body) no mba manavanana an' Ingahy an. Ary matetika dia ady hevitra ambany mirefarefa amin'ny tany no entin'Ingahy ho an'ny namana eto. Mba akaro ambonimbony ny ady hevitra r'ise an.Mba asio resaka ambonimbony: resaka ara-tsaina ohatra na ara-moraly Sa tena tsy vitan'Ingahy mihitsy?!. (Ny ahy indray dia abaribariko eto ny pseudo-ko rehefa maneho hevitra toy izany aho )
6. herry ( 11/12/2003 15:48)
7. herry ( 11/12/2003 15:50)
Aza mba atao an'izany kosa izy.Ka izany ary no mba zavatra tiany ka atao ahoana .Sady tsy voafetra koa anie ny zavatra atao eto.Ohatrany tsy dia mety ny manapepo ohatran'izany.
8. xxx ( 11/12/2003 17:24)
Dry !!! raha ho an'ny kofy dia ilaina ny misolosolo , fa ho an'ny sipa "NEGATIF'
9. fijo ( 11/12/2003 19:24)
marina izany rahery.alao andeha eto daholo,fa rehefa tsy tiana,dia tsy valiana fotsiny e.
ra XXXXXX,fa ahoana no manavaka hoe ny bandy ok,fa ny sipa dangé.samia milalao aloha e,hita eo ihany avy eo.
10. rjmahel ( 12/12/2003 20:59)
Dia mazotoa àry ary mahavità be!
11. rinakely1 ( 12/12/2003 11:44)
raha t ho voan'i SIDA enao ry mozart d soloy fona an.
12. rinakely1 ( 12/12/2003 11:45)
ho an'i xxxx t@11/12: aza d miangatra wa nareo! maninn ny kofa mahazo d ny vevavy tsy mahazo?
13. isrine ( 12/12/2003 15:24)
Rinakely: dry koa hihaino an'reo eo, reo anie efa tia tena hatry ny ela e. Tsika koa mba manao de ho hita eo izay mahazaka!
Ilaina mitsy ny misolosolo ry zalahy an, tsy ianareo irery no mahay misolo2 e.
14. rinakely1 ( 12/12/2003 17:35)
za aloha d misolo fona refa tsy voako ny any @ lery e! d ahona ary e!
15. mozart ( 13/12/2003 20:24)
an'rjmahel 12/12/03:matoa nasiana hoe "fitiavana"...resa-dehilahy dia ao antony.raha atidoha zany papa ianao tsy hahavoa ahy mihitsyan!!! saingy malalaka anie ny adihevitra e!!!afaka tsy mamaly ialahy;nga misy mi-forcé an'la?ny ahy ny pseudo asehoko raha izany nomahamenatra ny sasany;"mozart"
merci lesy ry akama rehetra srt fijo.tsy misy sida zany avec protector plus
rjmahel:mbola ho tafahaona any @chat any tsika,sady tonga d'prv
16. mozart ( 13/12/2003 09:39)
miala tsiny r'zalah fa somary niakatra kely ny tension teo a!!azafady e!!!misy ny sipa anie tena joko ...eo akaikin'la ihany izy no an'la izay no nahatonga ahy nametraka le discus' e!!!
17. isrine ( 14/12/2003 18:03)
zay indrindra, ny mpijoko (lehilahy) ihany no voajoko! sa ahona ry rinakely?
18. mozart ( 15/12/2003 09:46)
merçi na zay fotsiny aza!!!
19. rinakely1 ( 15/12/2003 13:47)
mopera ange lé rjamelh iny ry mozart e! lol!!!!!!!!!!!!!!!!
20. fijo ( 16/12/2003 09:25)
ny ahy dia averiko eto,fa fahalalahana ny eto.raha misy tsy tianao,dia aza valiana dia vita,fa tsy manam bany olona amin'ny heviny.
( ) iny.fa ilay misolosolo,raha mbola tsy manam bady tsy misy olana mihintsy.na vavy io na lahy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2467