fantatro fa nasian'ny akamako......

61. fijo ( 21/01/2004 09:40)
na dia ilay namana vehivavy maditra aza ve
62. pitchou ( 21/01/2004 10:06)
izao fotsiny e! tsy resaka ditra ity (sao bedy eto indray aho) fa ianareop lehilahy tsy hahantanty mihitsy izay zavatra mety ho vitan'ny vehivavy. aza ny masony mandrimandry no jerena na ny fihetsiny malemilemy. ny vehivavy tsy manaparitaka hery @ tsy ilany an'izany fa manangona dia mampiasa izany @ fotoana tena ilany azy. tsy misy lehilahy hahatanty izay mety ho vitany eo @ izay fotoana izay!
63. ikaretsaka ( 21/01/2004 18:34)
herin'inona io aparitany io r Pitchou... ny tenany aloha izao no hitako naparitany ho kilalaon'i Mozart sy ny akamany koa
64. fijo ( 22/01/2004 20:48)
tandremo izany radone an.
moramora ihany ianareo vehivavy ireto ka.
65. petale ( 23/01/2004 16:16)
tena ninia nandinika alo za vao niverina indray... tsy aiko izany hevitry ny lahilahy sasany, fa raha ianareo nanoratra ato ireny ( ny majorité) de tena le tsy azo itokisana, à commencer par Dadatoa...
apasipasio tsara ny bolina basikety fa tsy mbola hitanareo angaha fa na i Parker aza anie ka kofina rehefa voadonan'iny bolina mafy iny ny tarehiny é!
tadidio zay....
raha iza manokana aloa de tena atolotro tanteraka en exclusivité ho an'izay mendrika azy ny momba ahy rehetra é! mato zay le sipa lasa niridana fa tsy tana de tsy misy hafa tsy izao ihany: tsy nahavita azy le bandy !!!!!!!!!!!!!
satria mora be ho an'ny lehilahy ny mifindrafindra vahivavy na de tsy tiany akory aza ( c'est la nature tsy azo lavina) fa sarotra be ho an'ny sipa ny miaraka amin'ny lehilahy izany hoé tena tsy reveny zany (à part ny interet tena matériel 100%) za aloa tsy mahavita miaraka amin'ny bandy tsy reviko zany na de hoé feno volamena hatreny atapin'ny lohany é!
66. pitchou ( 24/01/2004 19:47)
taiza indray no nahitan'i petale an'izany hoe kofa miaraka @ sipa tsy misy itiavany azy izany? sa petale efa sendrany? izaho aloha tsy mbola nahita an'izany e! raha tsy hoe angaha rizalahy mandeha @ makorely ireny
67. xxx ( 26/01/2004 09:12)
tsy izay fa ny namako bandy ny majorité, de ny akizy aty tsy mifanafina zavatra izany rehefa mpinamana, de izy mianakavy efa mavita izay lazainao izay hoe "aiza koa misy mahavita izany"...ka izay mintsy no mampiady lava anay ato...fa tsy tantin'ny saiko mitsy mantsy le hoé "un trou, c'est un trou"...
de tsy mbola naheno ve enao bandy niteny hoé: "iny ané lesy tsy tiko akory fa mba...otrotr'izay é!..."
hé!






68. fijo ( 27/01/2004 20:12)
misaotra betsaka aky pitchou a,tena mahay anay mihintsy indry;
petale a,ny eto anie misy mampiady resaka fa aza dia manao fitsarana am po be ianao e;sady marina fa ny bandy dia misy fitsiriritana aloha vao miaraka,fa raha tsy mampitsiriritra azy tsy miditra izy;
69. lema ( 31/01/2004 12:58)
marina izany ra fijo a!
70. pitchou ( 31/01/2004 17:20)
xxxxxxx> ary tena fiainana x b nenao zany an! asa! mety izaho angamba no tsy manana namana ary tsy mbola nahita olona manana fisainana x b otran'izany! firesaka ny sahala @ izay fa voadona izy d mila pà manafina matoa miteny an'izay! rizalahy namako ireo na mandeha any @ makorely aza mbola mifidy hoe "iry no titiko kokoa!" fa tsy mbola naheno aho izany hoe "un trou c un trou izany" d ze sendrany eny no raisiny!
71. fijo ( 03/02/2004 20:01)
marina izany,fa handoa vola ihany ve tsy mba haka ny tsara na dia iny aza no be mpaka.
72. zobeda ( 13/02/2004 19:42)
izao fotsiny ny fika farany atolotro an\'ialahy !!!! manaova valifaty masina! maka aina tsara , manovoza hery miafina , tambatambazo izy fa modio fanina izany zavatra nisa teo aloha izany,
rehefa en-forme be iny toi, dia petafa arak\'izay tian\'ny toi mihitsy, vetavetao letsy a! rehefa vita ny sitrapon\'ialahy dia izao izao indray ny manaraka !!!!!
izany hoe rehefa manao dia manaova KAPOTY fa tsy fatatra intsony io sipa io !!!!! dia hipitriho fa lolo !! betsaka letsy ny sipa a!
73. ikaretsaka ( 14/02/2004 18:18)
dia ogahogahy amin'izay... cerceau ana basket'i mahamasina ianoa hoe ka samy matsaka sy mampiditra baolina ze tia!
74. fijo ( 18/02/2004 09:19)
sady voan'ny dunk be izany kle.
75. vegas ( 23/02/2004 18:37)
Efa rovitsa mbamin\\\\\\\'ny filé ve? lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2536