fantatro fa nasian'ny akamako......

21. lema ( 16/12/2003 13:26)
fa énao nga efa nanandrana kofa 6 mifandimby ry petale sa mba vinavina?
22. isrine ( 16/12/2003 19:59)
I petale efa nanandrana e, efa zatr'ady izy io!
Za vehivavy fa tsy de maharaka an'izany resakareo izany na de we eto @ resabehivavy aza no nasiana ny resaka. Ianareo lehilahy no tena mahay we "fantatro fa nasian'ny akamako!"
23. fijo ( 17/12/2003 09:22)
ary toa romotra be i petale.andao ary ry zalahy,fa na 6 aza hono mety foana a.avy eo samy miala.fa samy nahazo tsirony.
24. mozart ( 17/12/2003 16:59)
merci lesy petale a!!!!mbola hosendra kôfa favy be mihoatra kely @mozart ise!!!
25. rinakely1 ( 17/12/2003 12:01)
zany hono ry petale an! efa 3 sahady izao no may2 eto ka mionana enao !
26. fijo ( 17/12/2003 19:05)
ka izy no mitady ko,izahay ve handa.izany ny lehila.
27. mity ( 18/12/2003 18:44)
Raha za enao de sipa hafa indray revena fa sipa manao double jeu zany tsy lasa
Kanefa tena marina tokou ve fa nasian'le akamanao marina le jôbanao??
28. petale ( 18/12/2003 19:49)
désolée fa ny aty tsy misokatsoka-pona ny vavahady... de toute façon, il y a mille et une façons de "faire" l'amour... mety mbola maha tonga lafatra kokoa noho le classik mahazatra ny sasany...
sady tsy mila tamba-be zany fa raha mahasaky manao voyage in-6 ( plus tsy ferana, fa j'aime le bonus!) par personne de eo hoe jereko kely... aza miantehatra amin'ny herin'ny sasany zany.....sa ilainao ny namanao hafa vao mahavita manome fahafaha-po ny akamanao enao????
za tsy tezitra fa mahagaga ahy enareo lehilahy aty toa ohatry ny hoe "fakana tsirony ny sipa... sns." aty aminay aloa de
zavatra tsy mande mitsy zany sens unique izany é! samy maka fahafaham-po sy manome fahafinaretana ny hafa... sady tsy reraka ambony ihany ve ianareo raha hoe ( araka ny filazanareo) hitsako siligoma izany??? tsy aleo mba mitsahatra kely ny machoire de mba le siligoma indray aloa mba "mivadibadika " eo????
sady inona koa le tenenin'ilay Fijo? izany ve ny lehilahy????? tsy aiko izay misy anao, fa raha enao no aty amin'ny faritra misy anay, de efa ela no tsy nanao "gardes à vous!" Lol!
aza zatra mitaty reraka be lotra é! mbo mitsikaraka....
veloma.
29. petale ( 18/12/2003 09:28)
hay ve isika ka mipetraka tsy de mifanalavitra é!
mety raha mpitsangatsangana amin'iny vieux port iny enao de mety efa nifanena tamiko. Fa za eo fona mande rehefa mba tonga aty amin'ny misy anareo é! tsy izany fa tena tsy tiko maizina miditra fiara ao amin'ny centre ville ( fa tena saugave lotra ny fiara aty aminareo!) sady be lalakely , no miakamidina, no be fitohanana, de eo fona za miandry izay olona hateriko any amin'ny ville....indrindra moa hatramin'ny nisian'ny fanamboarana manoloana ny gara.....
na rehefa kamo zany hande tongotra de miandry izay olona miaraka amiko ao amin'ny Virgin é!...
mande fiara 30 mn miala aminao ao zany no misy anay é! amorondranomasina..
aoka fa toa mivona amin'ny lohahaveitra izy izany...
bye
30. rfanjav ( 18/12/2003 13:34)
tsy arako intsony le tena adihevitra fa lasa description-na tanàna indray izy izany !!!
31. mozart ( 18/12/2003 16:45)
fa ngah fanaovana rdv koa aty @ forum le?nde mba hanao koa zay an'''
32. fijo ( 18/12/2003 19:29)
tsy manao rdv izy ramozart,fa milaza ny tanana fotsiny ka.aleo fa valiako ary amin'ny hafatra io e.ilay tena resaka ry rfanjav dia hoe fantatro,fa voan'ny akamako ilay sipako.milay izany an.akiafina io e.fa tratra izany le kala,dia sosotra i lery.
33. isrine ( 19/12/2003 20:17)
mihanahana kou!
34. fijo ( 19/12/2003 11:12)
iza no mihanahana le.
35. petale ( 19/12/2003 13:24)
azafady fa tsy misy kala tratra izany eo é!
koa ra tsy hoe trondro jonoina izy ity koa hoe tratra...tsy hoe ny kofa ve no "voajono é!"?? mody hakipilin'ilay sipa izay azony akipily eo de "fanina" ry zalahy isany.lol!
mozart an, tsy mila mamaly faty zany sipa izany akory enao, fa raha za manokana amy maha sipa anà de zao no lazaiko anao: soit tsy tia anao zany le zavavy, na izy tia anao fa misy tsy ampy any aminao ( tres peu probable) , na izy maivan-javatra na le mangidihidy lava é! ( aretim-behivavy io)...elao any, fa tehirizo ho an'ny sipa hafa tena tia anao ny herinao é! sady f'angaha aty aminareo aty ny statistikan'ny isan'ny mponina tsy maneho hoe : lehilahy iray milahatra amy sipa 5 ?Lol!
fa ra za manokana aloa de tena rehefa misy tompon-trano, de sanatria izay mbola hampiditra locataire hafa é! ...ny ahy rehefa omeko de mahao mandry eo ambony...vato fa izy irery ihany no manana ny lakilé é!
ary sao de mihevitra aza le sipa fa tsy tena sipanao.... raha ny tokony ho izy anie izany mpinamana be izany tokony ahafantatra hoe iry efa sipan'ny bandy akamako é! ... asa???!! nareo kosa angamba tsy mba hoe miara-milalao tsindraindray entre mpinamana ko lol!
veloma.
36. mozart ( 19/12/2003 16:04)
kobon'nedala hoe jô'ako le sipa fa tsy omeko tsiny lery fa ny sipa mihitsy no adala .tena tsy mety miresaka amiko koa aza le sipa @zao!!!sur aho fa vita ko'zany ny @nay e!!! de misaotra ny namana rehetra fa milay e!!!
37. petale ( 22/12/2003 10:44)
ory mozart an, sao de diso be enao??? nahana no sipa mitsy no adala?? farafaharatsiny enao mba miteny hoé '"ilay" ( le anao) sipa mitsy no adala?????
za aloa de tsorio amiao fa raha za zao le sipanao, ka hoe tsy tiko enao, na tsy "mahavita azy" araka ny faniriko, de efa ela koa sa no nitady izay mahasoa sy metimety amiko é!
kanefa kosa de tsoriko aminao koa fa raha ampy tanteraka izay nomenao ahy de tsy hisy ahazo ahy mintsy zay é! na de handeha mbamin'ny ohany aza é!
tsarovy a fa ny sipa iza tsy afaka manao amin'ny leilay ahatsy tena tiany sy manitona azy le lahilahy...mila "feeling" manatsy ny spa vao afaka manao izany.. fa ny anareo lehilahy kosa de vao mahita de "taitra" avy harany, na de tsy ao aza le fitiavana....adihadio tsara iza lazako izay....
koa fehiy de katsavo le tena tia anao, na le tena "voky" amina, de tsy hamitaka anao izy é!
mahita ny soa azany....
38. fijo ( 23/12/2003 10:33)
misy sipa adala mihintsy fa aza mifampiaro eo ianareo e.homeo letsy ny azy dia izay a.vita.
39. lema ( 23/12/2003 12:29)
dé ahona lé hoe sipa mamba noana ireny , ka ireny anie tsy mety voky e?
40. fijo ( 24/12/2003 09:21)
fahano izay hita dia voky izy letsy a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0984