fantatro fa nasian'ny akamako......
43. rinakely1
(
05/01/2004 13:34)
d samy hotratrin'ny @2005 indray e!
ny taona miova fa ny oln ohatran'ny voa maika manao hadalana kou!
ny taona miova fa ny oln ohatran'ny voa maika manao hadalana kou!
45. pattr
(
06/01/2004 17:15)
ar tena mis lava ny valiny an nefa tsotra kel n velin zany
a suivre...
a suivre...
48. xxx
(
13/01/2004 15:36)
tena manome tsiny le jobanao aloha za e! ra tsy akamano anie ny nanaova,y mety tsisy quoi satria tsy fantatrao tsinona koa .Ary sao de ilay sipa manaiky be ireny ary izany?
sao koa de ilay sipa tena mankafy io klé de nefa ngama tena tsy sahy taminy de zay no nanaovany taminy raha tian'ny ngama izy de teneno sa ahoana ahoana atoroy izy
sao koa de ilay sipa tena mankafy io klé de nefa ngama tena tsy sahy taminy de zay no nanaovany taminy raha tian'ny ngama izy de teneno sa ahoana ahoana atoroy izy
50. petale
(
14/01/2004 15:12)
hay ka tena le Fijo io no tena mpanome hevitra "tsy mahomby" ny namana lehilahy...avereno vakina daolo zavatra mbo lazainao de ho hitanao ny tiko ambara...
marina mitsy ny nolazaiko tary amin'ny resa-dehilahy...aoka re ry Dadatoa....
marina mitsy ny nolazaiko tary amin'ny resa-dehilahy...aoka re ry Dadatoa....
51. ikaretsaka
(
14/01/2004 15:38)
havitra tsy mahomby ahoana... mba hevitra tera bary io ry petale an..mety mahomby ihany ny heviny indraindray fa arakarak'ilay mapiasa azy an
52. fijo
(
15/01/2004 20:53)
izay mantsy rakaretsaka.
ka hiandry ho voa eo fotsiny ary ve izany ny lehilahy ry petale?
ka hiandry ho voa eo fotsiny ary ve izany ny lehilahy ry petale?
53. ikaretsaka
(
15/01/2004 15:18)
karakaraina mihitsy dia atao amin'izay hoe coup double miteny..sangy ny tapy tsy mandeha.. rehefa manontany dia azavaina aminy amin'izay hoe kay enao otrotr'zao... nandalo koa aho dia niala fa zay zany e!
54. xxx
(
15/01/2004 13:32)
ary tô tena misavoritaka b nareo lelà reto rehefa voa kay kou! tena mety mba programan'ilay akamanao ny hampisaraka anareo d namoronany tantara enao! nefa aza hitan'i mozart fotsiny aloha ny mahazo ny hoe enao ange mbola 3è plan fa tsy devant akory e!
55. pitchou
(
15/01/2004 13:34)
na koa hoe tena tsy mahavoa ianao d izay no hevitra hitako hialana pà! hi!hi!hi!
56. fijo
(
16/01/2004 20:15)
pitchou maditra an.
tsy misavoritaka izahay,fa mba manana ny fomba fiarovanay tena koa ka.raha miseo fetsy ilay sipa dia mba io koa izahay,fa avy e.raha hendry dia mba tsotra koa izahay e.
tsy misavoritaka izahay,fa mba manana ny fomba fiarovanay tena koa ka.raha miseo fetsy ilay sipa dia mba io koa izahay,fa avy e.raha hendry dia mba tsotra koa izahay e.
57. ikaretsaka
(
16/01/2004 14:58)
marina io... fa tandremo fa rehefa sendra ilay sipa maditra ireny dia vao mainka atao ohatran'ny cerceau ana basket an'i mahamasina, asainay mampiditra eo aby izay manana baolina! dia ogahoganay ery ambony tamboho... aza voany ihany!
58. xxx
(
16/01/2004 17:29)
nareo lelà ireto tena ttttsssss... d hitady tamboho mihitsy zany? ny an sipa atao anaty repertoire d apasipasy @ namana rehetra. refa mifanena @ sipa enao ka somary mime izy mahitanao d tsarovy zay e!
60. pitchou
(
17/01/2004 13:42)
aiza koa zaho ze maditra eo? Fijo mandainga an! mba manome hevitra ny namana vehivavy fotsiny aho!
