Manambady nefa manana sipa kely
43. rfanjav
(
16/12/2003 13:49)
mazotoa dia aza mba tratra ihany, hi hi hi
nefa tadidio fa hoe ny aina mizara roa, ny vola mizara roa, ... (aleo tsy tohizana intsony)
nefa tadidio fa hoe ny aina mizara roa, ny vola mizara roa, ... (aleo tsy tohizana intsony)
44. isrine
(
17/12/2003 20:29)
ny lehilahy anie akia ka afaka mizara 2 ny zavadrehetra fona e! Sa tsy izany ry zalahy?
46. rfanjav
(
18/12/2003 18:44)
ary ilay zavatra koa iray ihany,
tsitsitsitsio ihany ny aina ry zalay sao dia reraka alohan'ny fotoanany a !
aza dia tendan-kanina loatra sao kenda e! hi hi hi
tsitsitsitsio ihany ny aina ry zalay sao dia reraka alohan'ny fotoanany a !
aza dia tendan-kanina loatra sao kenda e! hi hi hi
53. ikaretsaka
(
06/01/2004 14:56)
ny aza tratar fotsiny fa ataovy rehefa tianao ko.. jereo fotsiny ny riska dia tairo raha mahasaky!
55. ikaretsaka
(
07/01/2004 14:10)
Izany daholo rehefa fiainana koa... rehefa tsy tratra dia lasa... na @ sport io na meme ianao mangalangalatra net ao ampiasana io koa aza!
57. colpain
(
13/01/2004 09:19)
marina 'zany fijo a!
raha tena blem be le sipa kely , de aleo maka sipa be
raha tena blem be le sipa kely , de aleo maka sipa be
