Manambady nefa manana sipa kely

21. fijo ( 02/12/2003 19:30)
izaho koa mba andeha anao peratra raha izay no tena mora isariana azy.
fa angaha kosa moa raha manao sipakely dia andeha ampahafantarina ny vady,fa mba sisisisika ery ampita io.
22. ariary ( 03/12/2003 20:37)
Asa raha mitovy hevitra amiko ireo vehivavy lazaina hoe voasariky ny lehilahy manao peratra, fa izaho manokana aloha dia aleko koa ireny vehivavy manambady no atao "sipa", @izay azo antoka fa tsy hifikitra tanteraka amiko izy satria efa manana ilay tena Vady Tiany....

23. fijo ( 03/12/2003 10:28)
hevitra daholo izany e.ary tsy misy hita izay maharatsy azy.
24. bini ( 03/12/2003 17:11)
matoa misy manao izany le izy dia tsy misy maha -ratsy azy ka anjaran' ilay olona fotsiny ny mamantatra izay tokony ataony na mety natsy e
25. rasese ( 03/12/2003 18:23)
amiko dia tsy mety io fa ny vadinao hajaina tsara sao dia mandeha any ka mitondra takaitra avy eo ary anenenana.
26. isrine ( 03/12/2003 18:40)
Ny ahy alou rehfa manaitra ahy de idirako na manisy perata na tsia.
27. fijo ( 04/12/2003 20:24)
sady ngaha moa dia ndeha holazaina ny vady koa izany e.mba serasera ivelany io ry zareo a.
28. isrine ( 05/12/2003 18:55)
Hita kou!
29. rinakely1 ( 05/12/2003 12:08)
d inn fotsiny izany ny toky nifanovana teny @ alitara raha anao sipa sisisika any ivelany nareo? Zay mitsy lé toetra mbola saro-patarina eo @nareo lelà! Marina any io.
30. rfanjav ( 05/12/2003 13:29)
sarotra be ny hiteny hoe mety sa tsy mety, fa miankina @ tsirairay ihany io,

rehefa manaiky ve moa ilay sipakely fa manambady ny miaraka aminy, erany ihany io!
izy aza manaiky koa !
31. xxx ( 06/12/2003 11:20)
tsy ny lehilahy ihany io ry vehivavy fa misy koa isika vehivavy an!mody hendry eo fa andraso ny andro hanambadinareo de tsapanareo tsara @ izay izany tokantrano izany,araka ny fiteny hoe;1 na 2 taona ihany ny tokantrano no mamy,ny voady teny @ halitara indray very eo ianao raha hiandry mitoky be an\'ny vadinao t@ iny eo fa afaka 2 taona dia na indry ary hanadino an\'iny,aza mody hendry eo;ary aza ampidirina ato ny Tompo Andriamanintra fa izy irery no tanteraka marina fa namela ny fahotantsika izy,fa isika dia nateraka t@ ota ary NOFO sy RA ary mety manota na ny fitsiriritana fotsiny aza;ny tena olana dia marina fa ny olona misy peratra foana no manintona satria ireny efa mahafantata fiainana sady mahay manome tambitamba tsy azonao @ hafa,ka izany no fiainana fa tsy misy miafina amintsika e!ary mba mifameno le fitiavana e!tsy azonao ao an-trano,azonao ary ivelany.
32. isrine ( 06/12/2003 18:53)
Tena mitovy hevitra aminao za ry X!
33. fijo ( 09/12/2003 10:57)
e izaho koa anie efa misy peratra e.dia ahoana?rina kely ho aho aza be ahiahy,fa tiany foana anie ianao,na dia miolana kely aza izy e.
34. andrygti ( 09/12/2003 12:01)
Toa lsa histoires sans fin ity resaka ity raha tohizanana fa rehefa samy majeur ve inon no blèm safidy io ? inon koa no hidirana @ fiaina'olo hafa any?
Raha miaraka à sipakely (bandy na sipa) tsy ampy taona nefa manambady no olana fa rah efa majeur aleo ho azy ny azy eh ...
taloha elabe hono ny aao hoe mivady dia miray no dikany fa taty aoriana de niova zany fa lasa be accoutrement ka hoe mankany amin'ny mairie amin'ny alitara mosqué sns ...
a+
35. rfanjav ( 09/12/2003 14:55)
samy manao zay mahafalifaly ny fony zany izy ity e!

36. fijo ( 09/12/2003 19:43)
ndao ary e.izay koa no tsara ko.vive la liberté.
37. rfanjav ( 10/12/2003 18:41)
Vive la liberté, mais il faut quand meme respecter les autres !

raha tsy izany tsy misy fiaraha-monina vanina !

ny tena marina mantsy arakaraky ny andrarana anareo lehilahy no vao maika anaovanareo ilay zavatra, ka mazotoa mitady sipakely ary kou!

ny vady ve moa ho aiza fa any an-trano foana, manantena sy matoky ery fa manaja azy ny vadiny !
38. fijo ( 11/12/2003 10:03)
rehefa ao an-trano kosa ve izahay hieritreritra izay any ivelany.fa dia manaja vady e.
39. xxx ( 11/12/2003 17:30)
Hery29/11 : Hay ve film e!
Rehefa hainao rangaha ny mandrindra azy dia mety foana ! tsy misy bla! bla izany . Milamina foana io ...
40. fijo ( 11/12/2003 19:33)
marina izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3701