kilaoty mifono vy
62. ikaretsaka
(
07/01/2004 14:17)
hmmm hevitra tsara... mety fanalana henatra kao ny mandeha ialahy dia miaraka @ kilaoty dia manontany sipa eran'nalakely hoe eh sao dia anao ity?
63. colpain
(
07/01/2004 17:23)
Dia misaotra antsika rahetra nandray anjara t@ ity sujet ity
-teo @ lafiny teknika : hery
-nanantotosa : colpain
-sary sy feo : ikaretsaka
-fandrindrana ankapobeny : rinakely-fijo-lema-donemaskit...
-namatsy ara-pitaovana : rfanjav (kilaoty)
-spons : kally
a suivre ...

67. ikaretsaka
(
10/01/2004 15:28)
Ze te haka autographe miandry atsy @ coulisse... slipy ihany no soniavina an
68. kally
(
11/01/2004 12:29)
Efa hila ho roa volana tao anaty kilaoty mifono vy ihany (27/11 ).
Ohatry ny misy fofona izy izany ry reto a!
Ohatry ny misy fofona izy izany ry reto a!
69. kally
(
11/01/2004 12:29)
Efa hila ho roa volana tao anaty kilaoty mifono vy ihany (27/11 ).
Ohatry ny misy fofona izy izany ry reto a!
Ohatry ny misy fofona izy izany ry reto a!
70. ikaretsaka
(
11/01/2004 14:02)
fa iza indray no nivalana tsy nampidina ny kilaotiny tao nareo vehivavy ireo?
71. fijo
(
13/01/2004 11:00)
hoatra ny fromage io ry kally a.arakaraky ny hamaimbony no mahatsara azy.ih,ih,ih.