kilaoty mifono vy

21. isrine ( 06/12/2003 18:57)
Ka raha izany dia hita fa ratsy fanahy ianareo lehilahy. Tia tena. Fa ny eto dia kiloty vy tsy misy lakilé!
22. ikaretsaka ( 06/12/2003 19:55)
Tapaka eo ka lasa any anatiny any eo zay vaoooo
23. xxx ( 08/12/2003 20:40)
Fa izao e! indray mandeha izay aho niaraka t@ sipa . Dia nandeha nitady chambre . Izaho @ izany mihevitra hoe efa kopy izy . Hay nony tonga tao @ ilay chambre dia nody fan be izy . Fa arakaraky ny tsy netezany , vao maika ny ahy mihindritra be . Dia somary ni-force-ko kely , fa tay amin'am . Blindé , tena mifono vy mihintsy ny sligany . Raha tena ni-force-ko aloha dia tratra e! Fa hoy indray ny sipa avy eo hoe : 'Manao herisetra' ,nefa izy no tena Eva mpaka fanahy .
Tsy ho azoka angaha @ farany ...
24. fijo ( 09/12/2003 11:04)
de ahoana ra XXX,azo ihany sa nanao ahoana?
ary inona koa ity nahazo an'i rinakely sy rfanjav ny tapa kevitra tampoka hoe hanefy,sy hanapaka.koa raha tapaka eo anie io ,ianareo ihany no hitimany avy eo e.
ary ny toin'ilay lakile very,kay ilay izy tany amin'ny mopera.
Fa tena nisy io kilaoty vy io taloha,fa tsy vazivzy.
25. xxx ( 09/12/2003 12:32)
Tena mbola tsy tratra e! mbola ho azoko ianao Alima hoy Jaojoby.
26. xxx ( 09/12/2003 12:44)
Izaho indray tsy mbola sendra ny kilaoty mifono vy , fa i rfanjav ve efa sendra ny vy mifono kilaoty ?
27. rinakely1 ( 09/12/2003 17:56)
inn moa fa d midy aho zany ny fikab ny jo raha very ny lakile koa. Sa forcé ho vakina tsotra izao?
Zay ry fijo an tsy misy olana @ nay mitsy na tapaka aza ny fikanareo fa zay no hitanay fa mety ary koa.
28. fijo ( 09/12/2003 19:47)
dia iza no tia tena eo ry rinakely?
ahoana ilay fanontaniana ry rfanjav,fa mila valiny.
29. rfanjav ( 10/12/2003 19:09)
fijo : inona koa no hampitomany anay eo, marina aza ny an'i rinakely hoe aleo koa tapaka any dia mba milamina zahay @ izay, tsy misy intsony ny viol, ny détournement des mineures, sy ny harcèlement sexuel !

fanontaniana inona moa ilay mila valiny fa betsaka ihany ianareo no manontany an'i rfanjav ato dia tsy arako intsony !

xxx (08/12) : inona anefa no soa azonao avy @ fanerena azy e! ianao hahazo tsirony, nefa ilay zanak'olona .....

30. rinakely1 ( 10/12/2003 14:54)
tsy misy resaka tia tena eto ryfijo an hi!hih!hi
31. fijo ( 11/12/2003 10:08)
ilay fanontaniana hoe vy mifono kilaoty ka,ih,ih,ih.
dia tapaka io dia inona indray ny anareo?miteniteny foana.tsy aleo mizara toa izay tsy manana.
ianao milaza fa tsy mahazo tsirony ilay zanak'olona,fa raha sendra ny tena mahay azy mahazo tsirony foana ka.
32. ikaretsaka ( 11/12/2003 10:21)
tsss misy ratsy loha koa ny vehivavy ato an...aleony lo toy izay an-kavana!
33. xxx ( 11/12/2003 17:11)
Mody fan be koa i rfanjav fa tsy mety valiany ilay fanontanian'i XXX09/12
34. fijo ( 11/12/2003 19:36)
aiza ianao ry rfanjav fa manontany anao izahay a.
marina io ry ikaretsaka,tsy fantany ilay hoe:"tiavo ny namanao,tahaka ny tenanao"izay ananana zarazarao,ny mihinan-drery aza atao.
35. rinakely1 ( 12/12/2003 11:54)
d hiray vilia zany no tinareo rehetra an????
36. kally ( 13/12/2003 12:07)
Dia ho tanterahinareo tokoa izany ilay hira hoe "..sanatria anay ny hanambaka namana f'izay sipa azo dia hikambanana..""
37. ikaretsaka ( 14/12/2003 12:30)
fa ny an-dry rfanjav kay mifono inon any kilaotiny? no tsy mety mamaly izy?
38. isrine ( 14/12/2003 18:08)
Mampihomehy e nareo!
39. rinakely1 ( 15/12/2003 13:50)
mifono volamena b hono ny an'i rfanjav e! lol!!!!!!!!!!!!!!!!!!
40. fijo ( 16/12/2003 09:45)
ka izay vao miha be mpikaroka.de zarao e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8589