kilaoty mifono vy
42. rfanjav
(
16/12/2003 14:02)
fa inona anefa no tsy aritrareo @ izany e!
tsy azoko mihitsy !
fa izaho tsy hizara aminareo na lazainareo fa tia tena aza,
avelao ny ahy ho lo ato e, tsy zarazaraiko io fa azy ihany !
MAZAVA, SA MBOLA MISY AMPIANA ?!!!!
ary tsy izaho no nametraka ity hevitra ity ka tsy hitako izay ifandrombonanareo amiko eto !

50. fijo
(
23/12/2003 11:09)
sangodimpanina izany izy ity ko.tandremo ary rinakely sao fanina ao ampovoany ao.ih,ih,ih.
51. rfanjav
(
23/12/2003 15:00)
rehefa tsy voasokatra le vy, dia mitadiava mifono sachet plastique, na lamba !
52. donemaskit
(
23/12/2003 15:47)
refa tsy mahita mifono sachet....
dia any @ lé tsy mifono mandeha e! lol
dia any @ lé tsy mifono mandeha e! lol
54. xxx
(
26/12/2003 11:11)
Esory any ranga izany kilaoty vy izany , fa izay manana string dia mba manaborotsaka !
Izay mitondra vy miomana .
Izay mitondra vy miomana .
56. lema
(
31/12/2003 11:44)
dé ahona lé sipa tsy mikilaoty reny mbola misy mifandrobaka ihany ve reny sa ahona.