pelaka

61. ikaretsaka ( 05/12/2003 11:38)
Fanazavana kely @ ilay Normale sy tsy Normale
raha anao anaty tanana misy olona zato ka pelaka 99 dia ialahy no TSY pelaka dia ialahy no tsy normal, fa raha Ialahy ireny no pelaka ao anatin'ny tananan'ny TSY pelaka dia ialahy no tsy Normale!

Ny tokony ho atao iznay aloha dia mijery hoe Tananan'inona iny misy ny tena
62. ariary ( 05/12/2003 19:25)
Ikaretsaka, (salut aloha e)

Vitsy an'isa hatrany ny pelaka na aiza na aiza.

Raha amin'ny lafiny statistika dia ekeko ny ny anaovanao azy hoe "tsy normal" - Tsy normal koa ny "sur-doués", tsy normal ny mirefy + 2m25", tsy normal ny vehivavy be feo toy feon-dehilahy satria vitsy an'isa daholo ireo.

Fa ny tsy eken'ny saiko dia ny fanenjehana sy ny fanaratsiana izay tsy mitovy amin'ny tena.








63. xxx ( 05/12/2003 10:19)
aza tsiny mety hoe diso ny fahazoanao ny tiko ambara, fa ny tiko lazaina de hoe, aza elingelenina izy raha tsy manelingelina anao.
fa tsy sanatria akory hoe: tsy mendrika ny jerena.
Nisy boky izay mba sendra voavakiko indray mande zay, dommage adinoko hoe magazine inona le izy, fa voavakiko tao fa olona toy ny olona rehetra ny pelaka, ary maro amin'izy ireny no nahavita zavatra betsaka noho ny olona lazaina hoe "normal"... zany hoe maro amin'izy ireo no lona mendrika!
zay.
ho an'i Ikaretsaka, azy dia mbola tia lotra mampiasa izany "maro an'isa" sy "vitsy an'isa" izany enao amin'izao taonjato faha firy izao. Fa ny olona izay nanana io fihevitra io raha ireo tantara n'izao tontolo izao no jerena, de olona nahavanin-doza avokoa.... azonao ny tiko lazaina???? misaotra mialoa.
aravony ao anatin'ny teny iray izy ireo manomboka izao: "fifandeferana, na tolerence!!!!!!"
fa na enao miteny io aza misy zavatra tsy itovizanao amy besinimaro, ka de lasa kilasin'ny tsy norme koa enao.... tsy hino za hoe tsy misy izay zavatra iray izay, izay tsy itovizanao amin'ny olona ao amin'ny tanàna misy anao.
64. bix ( 15/12/2003 12:32)
salut an ! tena kozy ve izany rehetra izany eh ! izaho leisy ry zalahy tena cofboay 100:/100 fa tena tsy haiko fa raha vao manao @ sipa aho dia tsy mba misy fafiny mihintsy eh ! , fa raha cofboay dia tena oka fotsiny ,izay filazan'ilaisany azy fa izay no tena izy aminy , efa nanambady aho fa tsapako ho fampijaliana vehivavy fotsiny ilay izy dia nilamina aho satria tsy misy fafiny anefa ny manodidina dia milaza izao fa tsy araka ny natiora ilay izy kanefa dia sahiko ny milaza amin'ialahy fa vao 15 ans aho dia ny vodin'ialahy no jereko , okay indray aloha eh !
65. rinakely1 ( 15/12/2003 14:41)
ry lives, ra aty an-dafy enao d tsy hahita olana @ zany resaka pelaka izany fa aty ary efa mahazo miara mipetraka ny lhl samy lhl na vhv samy vhv(pacsé )hoy zareo izay, sady hafaka miaro ny zoanao koa enao @ lé manif gayprade izay raha tsy diso aho.
ms bon tsy maninn re zany fa refa tsy manelingelina ny hafa fotsiny!
66. fijo ( 16/12/2003 10:00)
izay e.samia manaja ny jon'ny sasany dia hilamina io.
67. bedard ( 16/12/2003 09:31)
misy fitenenana anglisy izay mba tiko tenenina eto fotsiny, hoy lay izy hoé: aza mitsara olona iray raha tsy mbola nitsangana tao anatin'ny botiny ( kiraro)...za ohatra tsy afaka ny hitsara sy hanatsikera izay fianan'ny relijiozy, satria za tsy relijiozy...na izay fiainan'ny tatsambo satria za tsy tatsambo...ny fiainan'ny mpivaro-tena satria za tsy mpivarotena, sns. A la rigueur, j'dirai ke ireo olona samy "faly" ihany no afaka hifampiteny sy hifampitsikera....
ankoatra le « fitiavana » tsy itovizana, de manana fiainana mitovy valaka amin’ny besinamaro izy ireny. 'Faut jamais l'oublier!. Je pense même k’ils (ou elles) sont plus sincères dans leurs relations amoureuses ou affectives …je m’explique : ça peut être d’une banalité un mec ki drague une fille, mety tsy avy amy fony kory. mais imagine un mec ki…tsy maintsy hoe matotra be izay fitiavana izay vao mety hi-passer le courant…satria tsy mivantana no nampitaina azy fa misy azany voatery mampiasa hatramin’ny…métaphore ny sasany…on ne dis pas à n’importe ki qu’on est « faly ». si le courant passe, forcement mitovy ny longeur d’onde…c sur ke c l’alter ego izay niandrasana hatr’izay…ou l’ apôtre…le doute n’as pas sa place dans le royaume de la confiance…
Ho an’ireo mpanoratra sasany eo ambony, Ki a le droit d’empêcher le bonheur des autres ? ? ? ? maro amin’ireo mpilaza ny heviny etsy ambony no izy ireo ihany aza de milaza hoe « tsy azonay mihitsy lé… ». Vous ne comprendrez jamais si vous ne l’êtes pas ! il faut l’être pour le comprendre...comment apprendre par cœur les contours de la lune, sans y avoir déposer ses pieds ? ?…même entre « faly » on n’arrive pas à se comprendre des fois… ‘y en a peut-être ki sont trop sincères, ki volent trop haut sur leur nuage… mais j’admets volontiers ke mon idée n’est pas forcément celle des autres…mon apôtre...
En guise de conclusion, j’vous passe ce p’ti texte :
La « différence »
Celle qui dérange
Une préférence, un état d'âme
Une circonstance…
Sans jamais parler
Sans jamais crier
Ils s'aiment en silence
Sans jamais mentir, ni se retourner
Ils se font confiance.
Si vous saviez comme ils se foutent
De nos injures
Ils préfèrent l'amour, surtout le vrai
À nos murmures.
lls parlent souvent
Des autres gens
Qui s'aiment si fort
Qui s'aiment comme on dit "normalement"…
Leurs yeux ne s'éloigneront jamais par négligence
Ils se reconnaissent, s'apprivoisent…
De Verlaine à Rimbaud
Quand on y pense
On tolère l'exceptionnelle différence…
La différence
Quand on y pense
Mais quelle « différence » ?










68. fijo ( 17/12/2003 10:56)
bedard ve mahay miteny gasy sa tsia,fa tena manahirana be ilay mamaky azy.ny hevitra tsara,fa ilay fomba hisehoana tsy dia mety loatra.
69. bedard ( 18/12/2003 20:21)
désolé, manjary miteniteny fona za raha manoratra teny gasy, fa tena azafady indrindra....raha le "faly" angaha de adika tsotra amy teny frantsay, de otrotr'izay....
fa ny tik'ambara fotsiny angamba de zao é: afaka miteny izay heviny daholo, na ireo mpanakina koa afaka mi-crier sur tous les toits....fa mba afaka hanova inona anefa izy ireo???? tsy aleo mangina.... tout le monde doit suivre son destin ( miala tsiny indray), ka tsy ianao izay tsy maître de koi ke c soit io no mety hanova inona eo.... ( le mpanakina zany)...
efa izay le zavatra dé izay, faut pas checher à comprendre....sady raha hanome torohevitra de tsy maninona miteny, fa raha hanakina be fahatany de aleo mangina satria....la caravanne passe toujours....lany fotsiny rora....
sa mivazavazà ihany fa mety hiaino ihany tokoa angé ny hafaran'ny rindrina é! iza mahalala!
sa manana hery hiady amin'ny natiora ????

70. mozart ( 18/12/2003 12:46)
kôfa ve lesy ialahy de'manao pd ,ngah'lany lesy ny sipa a!!!nefa io moa samy manana ny reviny ko'''''
71. bix ( 18/12/2003 14:06)
ka izao anie no tsy azon'ny olona eh , ilay izy anie ry zalahy tsy hiainan'ny ialaisany eh ! fa raha hoe iainan'ny ialahisany ilay izy dia mety hi-comprendre tsara ihany ialahy isany eh izao mantsy efa nanazava fa tsy haiko fa izay no fitrangany mbola vao à l'age de 16 ans aho dia efa izay no natiora tamiko tsy haiko anie fa ianareo koa angamba 16 ou 15ans no nanomboka nitsiry ilay atao hoe fitiavana dia izay no nitohy dia isika miteny izao ok baiby eh !
72. fijo ( 19/12/2003 20:27)
izaho indray aloha tsy manome tsiny pelaka e.tsy azo itsarana olona io,satria ,na izy aza anie mba gaga rehefa mahalala fa toa izay izy e.fa tsy hafaka manao inona satria izay no natiorany.
73. lives ( 19/12/2003 12:34)
mahafinaritra be ahy ny participation anareo @ ilay forum,tena marina e!tsy nampoiziko ho be olona be toy izao...andray 18 taona aho izaho ka ho sahy ilaza @ ray amandreniko @ zay angamba.Tohizo ny remarquareo fa milay e! na kiana na encouragements.
Veloma e.Lives,ilay namorona ity forum ity.
74. bedard ( 19/12/2003 13:07)
eh oui, zay le izy...
mahagaga ana fotsiny ny olona sasany, efa mazava izao fa hoe toro-hevitra no angatahina aminy de mbola fanenjehana be izao fona no omena...amin'izay tsy misy tact fa avy de enjika pure et simple...tsara ny maneho hevitra fa tsy de tsara lotra ny manenjika ny hafa...
et puis, il n'y a rien à comprendre finalement, telle est la nature...sady aza adino fa il s'agit du bonheur des autres... ki a le droit d'empecher le bonheur des autres??? atsangano kely hoe ny tanàna????
zahay na teo anivon'ny fianakavina, na tany an-tsekolu, na tany am-piangonana de nampianarina fona ny hoe "fifandeferana" na tolerence...io daholo ny bazin'ny zava-drehetra, na de resaka politika, na de resaka foto-pinoana tsy mitovy, sns, izay indrindray miteraka ady be mahatsiravina...ampianaka kely fifanajana le izy de ho paradisa ny fiainan'olombelona.
sady inona kay no dikan'ilay hoe "namana" é? hoe mpanakiana ve, fa tsy mba hifanaoro??? tsy izay ve le tanjon'ilay serasera ????
teto zao de nisy "namana" iray izay tena isaorana fa na za manokana aza tsy tonga "saina" tamy zavatra maro, fa izy nonanokatra ny maso-panahiko, izay isaorana azy... fa moi même j'étais loin d'imaginer que j'étais "en plein bonheur", et ke j'ai failli louper beaucoup de chose...des choses si simples, mais j'ai failli ne pas percevoir....
bon courage ry Lives, de toutes les façons, sois toujours sincère envers toi même, de ho sincère amin'élà koa ny olona izay mana-panahy...
aza adino fa ny fitiavana no ambony indrindra, na inona na inona ny forme-n'izany fitiavana izany...ok!
75. bix ( 21/12/2003 15:33)
dia izay tokoa no tena izy fa raha fidiny ny tsirairay ny hisafidy ny lalanko'ombany dia angamba tsy izay no mety ho lalana nombany satria tsy neken'ny fiarahamonina ilay izy @ akapobeny , izany hoe tny tena tiako ho lazaina @ izany dia hoe ny natioraly @ ilay izy , io anie ry zalahy dia tsotra eh ! raha izaho izao dia rehefa mijery film ohatra dia misy ny tiako ary misy koa ny tsy tiako atoko angamba fa tsy miditra lalina @ tsy tiako aho ary tsy miasa saina akory , dia ohatrn'izay koa ilay izy rehefa tsy ao aminao ilay izy dia tsaratsara milamina fotsiny ianao ary izaho sur fa tsy manelingelina anao akory izy ireny , katsao fotsiny izay mahafinaritra ano dia manaova koa izay mba mahafinaritra anao tahaky izay mba mahafinaritra azy koa eh ! mino aho fa raha ny zavatra katsahin'ny zanakolombelona eto @ ity tany ity dia ny filaminana , ka izay indrindra raha azo atao dia mba hisian'izay dia mba tsy manakiana be fahatany fotsiny fa mba manao fandinihana @ antsipirihany tsara aloha vao miteny, hoe avy aiza ka hoaiza ary ahoana ny fandehany tsara ry zalahy ny fandehan'ny resaka fa mba aza asiana fahasorenana ho an'ny hafa ilay izy fa manjary tsy paradisa ny tany ah ! ok ary
76. bedard ( 22/12/2003 11:01)
tena tsy mitondra zavatra positif ane le manenjika be fahatany é...
za tia mifandray amin'izay tsy mitovy amiko, ary tsy matahotra za satria efa manana ny "momba ahy" sy ny "hevitro" izay atokisako....sahala amin'ny fanakanana olona iray tsy hanatona finona iray hafa mifanipaka amin'ny anazy... tsy sur amin'ny finoany izy izany raha toa ka matahotra ny hamantara ilay mifanipaka amin'ny finoanay fa sao de voasarika any hono...tsy matotra izany ilay fioana tao aminy hatr'izay....de toraka izany koa no mba ambarako, sady aza adino fa mitondra fampianarana sy richesses intellectuelles ny fiezahanao hamantatra zay rehetra mifanohitra amin'ny fomba fijerinao ( fa tsy hoe hanakana be fahatany akory)...
sady tsy de mety lotra koa le lache eo amin'ny fiainana, vao mahita problème kely, na zavatra lazaina hoe mivoaka kely ny antsoin'ny sasany hoe "normal", de efa mataotra sy miahiahy, tsy manadihady akory fa avy de "avo vava"...sahala amin'ny sasany, izay tena doublement laches satria na ny pseudo aza tsy sahiny aseho akory, maika fa ny tena anarana...nefa de avo vava ery....
aiza koa izay misy olona maneo hevitra izany, sady miseo hi-convaincre ny hafa, nefa na ny anarany aza tsy hita akory fa XXXXX ???? de raha mba hanaraka azy ny olona de na izy aza tsy manana hazon-damosina sy fahasahiana????? 'vaut mieux se taire!!!!!!!
aza adino fa mitondra fahalalana ny fandinihina sy ny fahafantarana ny "mifanohitra" amy tena.
ary tsy tokony adino lalan-dava fa le normal est la chose la plus relative eto ambony tany....
77. niainjanahary ( 22/12/2003 19:02)
ialahy ve adala sa ahona é? mihevera tena fa maro ny anjara vehivavy tokony ho an'ialahy io ka ny mety @ ialahy dia ny miezaka ny miala fotsiny ihany, satria tsy misy zavatra tsy vita rehefa arahina fahazotoana ka dia mazotoa miala miadana ary é
78. fijo ( 23/12/2003 11:20)
niainjanahary ve efa mba niezaka kely nahafantatra ny maha tonga ny homo sa dia miteniteny be fotsiny.raha ny fahitako azy mantsy dia vokatry ny tsy fahalalana io teny ataonao io.ka mianara zavatra aloha,vao mitsara zavatra iray.
79. bedard ( 23/12/2003 20:01)
si c de moi ke tu parles, ki t'a dit ke j'aime pas les filles ?????
d'alleurs je doute fort si t'avais compris le sujet.... tu sais au moins de koi on parle ????
salutations!
80. xxx ( 23/12/2003 20:56)
Sali..

Ka iza ko otran'la lesy ry-Lives a..
Ka aiza no misy an'la fa mety ho tsara raha tary mitovy feeling no miona e...

six e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2374