pelaka

21. xxx ( 04/11/2003 14:41)
Aleo ny tsirairay hiaina @ fiainany.Raha izy no hitany fa mety sy mahafinaritra ny fiainany dia aleo izy.Aza manakiana sao dia mba ho sendran'izany indray andro any.
Bon courage .Vis ta vie et nous vivons la notre.
22. fijo ( 05/11/2003 09:25)
izay no marina.vokatry ny kristianisma daholo io.loza anie io fivavahana io e!tsy misy fandeferana izany mihintsy ao,fa olona henjana daholo,sady piatsara velatsy.
23. oupsyyy ( 06/11/2003 17:54)
an an an kosa fijo, masika be toi miteny an zany. Io samy manana ny fandraisana azy ny tsirairay, samy mandanjalanja ze mety mahasoa an azy avy kosa r'anga a
24. fijo ( 06/11/2003 19:25)
tena kozy io ra oupsyyy a.ry papa ve ka hoe:"tsy mila manao kapoty"izy no efa tsy manao ko,ny olona no tsy havelany miaro tena.mbay ery.
25. oupsyyy ( 07/11/2003 09:49)
ka le kapoty nge zama selon papa mitondra ny zanak olombelona am fakam panahy e. zay no koziko an ela hoe samy mandanjalanja zay mahsoa azy ny tsirairay fa tsy misy voatery eto am ty tany ty
26. xxx ( 10/11/2003 10:59)
Miara miaina @ oln PD zahako ary tsy hitako mihitsy we inn ny olana fa ohatran'ny oln mifankatia rehetra ihany io(hétéro). Enao zé mitono tena Pd io aza mivaky loha @ zé vavan'oln any, fa zé hitanao fa mety atao refa manaja hatrany ny oln manodidina anao enao.
27. fijo ( 11/11/2003 20:58)
marina izany,samy olona isika koa samia mifanaja fa tsy hoe pelaka dia ambany.ny mairen'ny PARIS pede,dia ahoana?tian'ny olona anefa izy satria mahay.
28. oupsyyy ( 12/11/2003 14:19)
nena alou refa mitazon any personnaliteny olona iray na pelaka na hetero de tsy mampanin ana e, du moment hoe tsy manamba ny fiaraha monina izy. Ny tontolo iainana nge zao efa mivotra e, tokony hamboaria kou ny saina.
29. fijo ( 12/11/2003 16:59)
izay mihintsy,ny saina aloha ampivoarina.
30. isrine ( 12/11/2003 20:28)
Salut!
Za alou de tara @ teny malagasy e, hay ve ka zany no dikan'ny pelaka e. Aza omena tsiny za raha mandalo zany indray2, fa ahalalako dikateny izay mbola tsy fantatro aty @ resadehilahy aty. Ka le pelaka anie zany tsy vao zao no misy fa hoe vao tsy ela ry zareo no tsy miafina intsony, fa nolazaina hoe tsy normal hono.
De ry Lives koa tsy tokony ho tezitra na misy aza ny mpanakiana, fa napetrakao ny sujet, nanontany ny hevitry ny namana enao, de nilaza ny heviny ny namana.
31. fijo ( 12/11/2003 19:52)
izay mihintsy.averiko indray fa tsy tokony ho sosotra amin'ny hevitr-olona isika,satria ny hevitra tsy natao hitovy.
32. petale ( 13/11/2003 13:50)
ho an'i lives, aza enoina izay vavany olona. araho ny instinct-nao sy ny fonao. tsy sitraponao ny toy izao. fa raha nahay nifidy izay ho mety toetra-tsika sy ny toe-batantsika isika, de ho toy ny anjely daholo ny olona teto an-tany, fa tsy nisy nisafidy ny hisy kilema ...enga anie ka tsy hisy izay kilema izay ireo olona manakiana anao.
tsy kilema akory ny anao fa efa izay ny toe-batanao ka tsy misy azonao ovana. ataovy izay mahasoa anao. Aza manao ratsy amin'ny olokafa fotsiny. rehefa mahita fahasambarana enao de izay ny tanjona eo ami'ny fainana. tsy voatery akory enao hoe "manao izao satria izay no fanaon'ny olona". tsia!!!! ny tokony ho izy de hoe "ataovy izay hitanao fa mahasoa anao, ary koa ahitanao fahafinaretana". mazotoa ary.
miala tsiny raha misy diso tsipelina.
tsy aretina akory no mahazo anao fa efa zay ny toetra voajanahary ho anao. mety hoe caprice de la nature, nefa aza roahina mihitsy ny naturel fa miverina au galop foana izy, hoy ny fitenenana aty aminay.
33. fijo ( 14/11/2003 20:02)
tsy misy ampiana intsony io voalaza io.fa dia ny tsirairay no manaja ny hafa,dia milamina isika.
34. oupsyyy ( 14/11/2003 16:09)
Za kosa Fijo mba hanampy kely a. Fanontaniana no apetrako. Fa manin mou sika ry zaeo manaiky ny defaut an olona hafa ohatra mpisotro toaka kou manin sika tsy manaiky le defaut maha homosexuel an kle namana??? Fanontaniana ihany ny ahy fa anjaran ny tsirairy no mieritreritra
35. xxx ( 15/11/2003 20:50)
Io indray le mbola misy manao toe-tsaina DINOSAURE !!

Be dia be nge ry zalah ny gay ... tsy misy ahafantarana azy hoe gay ee !! Misy ireo atao hoe bi ! Ary misy ihany koa ireo tsy hitonona ho gay .... Tsy voatery ho sarimbavy na pelaka .... VENDRANA mihitsy ireto .... !!
Ny an'i lives .... zoany ny nilazany ny maha gay azy ... nefa raha tsy nolazainy koa moa inona ny olana ... zavatra naturel izany ... izay no tiany ka afaka aninona moa izy ....
Za mahafantatra bandy ... manana sipa ohatran'lisany ihany .... dia tsy misy mihintsy na dia kely aza ahafahana milaza fa «bi» lery ... na io sipany io ary tsy mahalala (vazaha izy an) ... Fa dia lery moa no nikosy tamiko hoe izay lé izy .... Dia izaho ary nisy fotoana tafaray fandriana taminy ... lol !! ... de mba nanandrana kou .... !! Tsy ratsy fa aleo ihany sipa ... !! lol !!
Tsy fady ange ny manandrana ... hoatra ny manandrana môly ihany io !!!
36. fijo ( 15/11/2003 15:01)
tsy misy hafaka ny hitsra an'ialahy amin'izany koa ka.fiainan'ialahy io.
37. jm ( 19/11/2003 11:33)
Zà tsy manakiana an'ireo izay pelaka ,fa tena tsy azoko mintsy,tena io ny zavatra tena mahavaky ny lohako,tsy aleon'lisany ve lesy,andriambavilanitra,vevavy,zavaboahary natao hoan'ny lehilahy.Zao é,andramo anie dia ho hitan'lisany éé,fa tsy misy mitovy amin'ny vévavy
38. xxx ( 19/11/2003 15:07)
refa tsy takatry ny sainao de aleo atao fanazavana misy sary. fikan'ny mpampianatra refa misy mpianatra tsy mahataka-javatra amin'izao:
eritrereto oe roti poulte ny foto-tsakafo amin'ity firenena irey ity. De mihevitra daholo ny rehetra hoe izay tsy mihinana izay de sanatria angaha adala. tsy takatr'izy ireo angaha fa tsy voatery ho tia poulet roti daholo ny rehetra. tsy maintsy misy ny mba hoe tia vorona afa. ny gout hono tsy iadian-kevitra.
tena sahala amin'ny zava-drehetra ihany io. tsy ny saina no mibaiko fa ny intsinct sy ny vatana any anaty tsy hay toherina.
za kosa aloa ohatra raha tsy tia bonbon caramel, aza lany andro mitakatra hoe "mahagaga izany" satria io no fihinan'ny olona. ka za tsy tia, point c tout! ka na fihinan'ny olona aza, rehefa tsy tiko de zay! raha sitrapoko indray no mody tsy tia, de asa angaha, fa satria tsy sitrapoko le izy fa izay mihitsy ny toe-batako.
raha tsy mbola takatrao de izao indray: jereo izay zavatra tsy tianao indrindra. na sakafo, na zavatra hafa, de itanao fa mety hamaly enao hoe "satria tsy ahitako tsirony, na koa tsy tianao ny tsirony". de izay le izy fa aza mivaky loha!
tsara rehefa tsy manakina koa enao.
39. xxx ( 19/11/2003 18:27)
izay mihitsy ilay izy ee !
Ny hevitro indray dia izao .... raha raisiko ihany ny raisonnement etsy ambony dia misy amin'ireny sakafo lazaina ho tsy tiana ireny ... kay mbola tsy noanina dia lazaina fotsiny hoe tsy tiana !! Ohatra : Za zao mbola tsy nihinana sushi mihitsy ka rehefa misy olona manontany ahy dia lazaiko fa tsy tiako sady tsy tiako andramana akory aza .... mety ho tsara tokoa anefa saingy tena za mihitsy no tsy te hihinana ... ka ny sakafo mahazatra ihany no ady eo fa iny no efa hita ny tsirony ....

Sady zao koa e .... mampiomehy ihany fa saingy lazaiko ihany .... rehefa samy bandy angé dia samy mifankafantatra tsara ny fomba azahoana tsirony indrindra amin'ilay izy ee .... KA TSY VOATERY MIHTSY AKORY HOE HIFANISY FAMETY FOTSINY HOE ... mifampikasikasika !! ....
40. fijo ( 20/11/2003 20:52)
tsy misy fanazavana be io satria efa toe batany.dia izay ny azy.ny an-tsika sipa ,ny azy bandy.tsy misy itsarana azy amin'izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5667