pelaka

41. oupsyyy ( 20/11/2003 10:00)
Tokony ny anaiky hoa sika e, mety tsy fidiny ho azy ange io e, efa toe batany de zay.
42. fijo ( 20/11/2003 19:35)
sady tsy azo terena letsy izy a.samy manana ny tiany dia izay.
43. oupsyyy ( 21/11/2003 19:43)
Manjary masika za raha miteny an ty fa tsy manin, tsy tokony hanisy probleme am zany kou nge sika fa nen'azy no hiady fa tsy ny anareo donc ne vous tracassez pas la tete, il fait ce qui lui plait. Mazotou ry akama a.
44. xxx ( 22/11/2003 13:56)
Mon histoire commence il y a 12 ans alors que je ne suis âgé que de 5 ans : C’est mon entrée en C.P. Je suis un enfant équilibré, travailleur, non violent qui accumule les "conquêtes"...

Cela ne fait aucun doute, le petit Alec est un petit hétéro qui suis un développement dit "normal". Néanmoins, tandis que les autres garçons jouent au football, moi, je reste entouré de filles ; et pour cause, j’ai une "amoureuse" avec qui je passe tout mon temps !

De ce fait, je ne reste qu’avec elle et ses amiEs : je joue à la corde à sauter ou autres jeux habituellement destinés aux seules filles. Tout ceci me vaut des moqueries : "Pédé !", "Espèce de fille !". Toujours les mêmes conneries !!!

Ayant cependant pas mal de caractère déjà, je me répète, comme pour me persuader moi-même : "Ce sont eux les pédés ! ce sont eux qui passent leur temps entre mecs !".

Mais les deux dernières années de primaire, ma "copine" a déménagé et moi, je m’isole et passe mon temps avec celle qui, aujourd’hui encore, est ma meilleure amie... Cinq ans c’est long !!!

Mon entrée au collège... Je vois se profiler une possibilité de changement. Eh oui ! j’ai quand même changé d’école ! Mais hélas, je retrouve ces mêmes personnes qui m’insultaient en primaire et qui semblent ne jamais devoir mûrir !

De nouveau quatre ans de calvaire ; et pourtant, j’ai des amis garçons... Rien n’y fait ! Ce sont quatre années sans filles ; quatre années où mes plus fidèles compagnons, après ma meilleure amie, sont les rumeurs et les murmures qui résonnent sur mon passage...

J’ai envie de hurler : "Bordel ! J’aime les filles ! Pas le foot, mais les filles quand même !"

Enfin, le lycée ! Cette fois, ça va changer : je me suis beaucoup endurci, je ne me laisse plus faire, et surtout, j’ai changé de pôle géographique... Aucune chance alors de retrouver ces hordes attardées !

Mais, alors que je ne suis pas efféminé et que je ne présente aucun signe extérieur d’homosexualité, j’entends les mêmes rumeurs renaître ; comme si je portais dans le dos une étiquette : "Pédé !"

Comme si tout le monde savait de moi quelque chose que j’ignore... Avec le temps, j’apprends à ne plus faire attention à tout cela...

Ca devient pesant, même ceux que je pensais être de véritables amis (des mecs, un en particulier) me sortent : "Alec, tu ferais bien de t’afficher avec une fille ! Il y a plein de rumeurs sur toi ! Tout le lycée ne parle que de ça !"

J’ai maintenant 17 ans, en classe de terminale, et j’ai changé... Aujourd’hui, je suis bi, mais demain ?

Je me sens devenir gay : inexorablement, je me sens glissé... J’ai pourtant une petite amie dont j’ai été follement amoureux mais je perds mes envies...

Alors, étais-je prédestiné à être gay ? Et, dans ce cas, les "jeunes" voient-ils des choses cachées ? Ou, suis-je devenu "pédé" à force de m’entendre dire que je l’étais ?

Même pour moi, la réponse n’est pas claire... Et je suis persuadé que d’autres que moi ont vécu et vivent cela !

Le fait est que tout au cours d’une telle "vie" on se sent différent, isolé, voire même rejeté, pour ce qui est, à l’origine, un prétexte...

Prétexte que nous voyons peu à peu se concrétiser et venir à la réalité... et forcé de constater, horrifié : "Ils avaient raison ! Je suis pédé !"... Qu’importe !

Mon chemin n’est pas le tien et l’on n’y peut rien ! Chacun suit sa parallèle et ne peut que rêver l’autre...

De l’électron libre, je me fais l’apôtre. Ainsi va le Réel !

45. xxx ( 24/11/2003 18:20)
Alec,
est si ton histoire est la "mienne" ?????
ne soit jamais horrifié, mais tu as raison: "qu'importe!". apres tout c MA vie...
salutations sinceres.
46. xxx ( 24/11/2003 18:38)
oui je sais ....
nombreux sont ceux qui vivent cette réalité mais l'on y peut rien .. c ainsi que le monde est fait et c'est ainsi qu,on doit vivre si l'on veut vivre

47. bedard ( 25/11/2003 20:14)
Alec, est c que j'peux de demander qlq chose, en privé?
car lui aussi, il veut vivre...
merci d'avance.
48. xxx ( 26/11/2003 09:43)
Ho an'i Oupsyyy

Le fisotroana toaka na fifohana zvtr mahadomelina tsy azo ampitahaina @ hoe maha pelaka.

Ny maha pelaka araka ny fandinihako azy ary araka ny novakiako de zvtr natoraly. ary io vao miforona ny zaza ao ankibondreniny d efa tokony ho fantatra hoe ho pelaka ity sa tsy satria ny isan'ny chromosome no tena mitondra anjara asa be de be.

noho izany tsy afaka hiteny koa enao hoe zaza ao ambohoka de hoe ho lasa mpisotro toaka ity na ho mpifoka zvtr mahadomelina.

ny fisotroana toaka sy ny fifohana zvtr noforonin-dRaolombelona ary nalaina avy @ fiarahamonina io fahazarana io. ny mahapelaka indray tsy voatery hoe avy @ fiarahamonina. marina fa betsaka ireo izay lasa pelaka noho ny fiarahmonina manodidina azy (ohatra: gadra, tatsambo, zaza diso nihanta loatra na tsy ampy fitia sns). nefa tsarovy fa zvtr efa ao anaty io ary tsy afaka ny hanova an'io mihitsy ny olona izay manana azy.

petrakevitra fotsiny: ataontsika hoe ny homosexualité indray no ankatoavina. de handeha hiova homo daholo ve ny hetero? sarotra ho azy ireo izany satria efa hetero izy, izay no anjarany de mijanona am zay izy. de sahala am zay ihany koa ny homo!
49. fijo ( 26/11/2003 18:50)
raha homo hoe gadra na tantsambo no naha tonga azy,dia mety sitrana,fa ra ilay hoe ny hormone no antony tsy misy azo atao.fa dia mifanaja isika dia mifandefitra dia izay e.
50. ariary ( 27/11/2003 11:36)
Inimaginable / inacceptable hoy ny sasany etsy ambony ny fanomezana zo ny homo!

Toy izany koa ny fiheveran'ny sasany taloha fa inimaginable sy inacceptable sy maha-boribory ny tany !!

51. oupsyyy ( 27/11/2003 13:12)
ho an'ixxxxxxxxxxxxx taiza za no nampitahy tato amin ty takelaka ity ny pelaka am fisotroana taoka sy fifohana zava mahadomelina, mba aoka kely mba hamaky azafady a, j'ai rien contre les homo, psk c un état. Mba vakio kely le zavatra nosoratako azafady nge e
52. xxx ( 27/11/2003 17:58)
De l'électron libre je me fait apôtre. Ainsi va le réel!

mike.myst@caramail.com
53. fijo ( 27/11/2003 19:28)
ka izy anie raoupsy xxxx e.ny anarany aza tsy tsaroany,maika fa izay voalazan'ialahy.
merci ariary,mbola ho ela vao hisy ny fankatoavana ny sasany e.
54. ariary ( 28/11/2003 10:33)
Fanontaniana :
Raha tsy eken'ny mpiara-monina @ maha-izy azy ny "pelaka", raha toa ka sakanantsika izireo tsy haneho ny maha-samy hafa azy dia tsy ho amin'ny alalan'ny viol+meurtre ve izany sisa no hany fomba hiainan'izireo ny sexualité-ny ?
55. xxx ( 01/12/2003 16:14)
nahoana no tonga de hoe amin'ny alalan'ny viol sy famonoan'olona no fomba hiainan'izy ireo ny sexualité'ny???? tena sao dé lasa lavitra lotra ny sainao.
F'angaha moa izy ireo voatery tsy maintsy hiaraka amin'ny olona tsy mitovy feeling aminy???? ka izay anie le hoé viol é!
ny tianao hambara angamba de hoé rehefa sakanana izy ireo tsy haneho ny maha samy hafa azy de afaka maneo an'izany amin'ny fomba hafa izy ireo.... tsy idirantsika lalina.
sady toy ny zava-drehetra ihany io é, rehefa manembatsembana ny maso de aza jerena, raha manembatsembana ny saina de aza eritreretina, fa izay maha mety ny fiainanao no atrehina fa aza lany andro mitsikera sy manakatra ny fiainan'ny sasany, rehefa tsy nanao ratsy anao izy Zay ihany ny fototra, de ilamina ny fiarahamonina. fa matoa misy ny gidragidra de misy ny tia mitsikera ny fiainan'ny sasany. Fiainany iny , azy izay vokany any, de ny anao ihany atrehina. Point C Tout!
mazava???
56. ikaretsaka ( 03/12/2003 10:59)
Fa loza inona ry lahy..... fa isika misy fanahy... indray ity no manao ny tsy nahy.... fa na ny alika aza tsy miaraka samy lahy....
57. revyhafa ( 03/12/2003 11:48)
O ry zalahy a, aza mivaky loha amin'ny vavan'ny olona. Izaho koa, misy akamako sasantsasany mahafantatra fa manao an'izany fa tsy misy olana mihitsy ny fifandraisana! Saina ihany no mitondra an'io e...
58. zouzoun ( 03/12/2003 16:08)
Ka elà ve hitovy amin'ny alika ee !! aza ny alika no hataon'la reference !! lol .... Ka na dia marina aza ny volazan'lah de aza hoarina amin'ny alika isika olombelona ...
en tout cas na pelaka na tsy pelaka dia reveo milay le fiainana ee ... za ndray tsy manavakavaka
Ary hoan'zalah sasany reo ... Na inona na inona antony, na inona na inona hevitra, na mifanaraka na tsy mifanaraka amin'ny sain'lisany de aza manavakavaka sy maniratsira ee ... na volon-koditra io na tsy fitovian-kevitra, na tsy fitoviam-piainana, na tsy fitoviam-pinoana, na tsy fitovian-batana, na ny kilemaina, na ny mahantra, na ny pelaka ... Samy olombelona lety dia zay le izy aa
59. xxx ( 03/12/2003 19:45)
ka na enao aza miteny fa misy fanahy ny olona ka nahoana no manao ohatra ny biby amin'ny olom-belona, sa ilay mpanao ohatra mihitsy no tsy misy izay fanahy izay????????
enga anaie ka diso hevitra za!.
60. ariary ( 04/12/2003 17:25)
Tsy nazava loatra angamba ny tiako hambara tetsy ambony ?

Samy manana ny zony ny olona rehetra ka tsy tokony hisy ny hitsara hoe ity fomba fiaina mety, ity tsy mety momba ny sexualité.

Ho an'ny lehilahy "hetéro" dia "normal" izy raha miaraka @ vehivavy et réciproquement.

Ho an'ny lehilahy "homo" dia "NORMAL" toy izany koa izy raha miaraka @ lehilahy ka tsy misy antony tokony hanatsikerana na hanaratsiana azy velively izany.

Izay mandà ny homosexualité no tena olona "TSY NORMAL".

Tsy lasa lavitra araka ny fitenin'i M. xxxxxxx etsy ambony akory ny teniko fa zava-misy izany.

Rehefa tsy avela hiaina ireo antsoina hoe "pelaka" fa heverin'ny mpiara-monina ho "maloto fiaina",

raha tsy omenareo fahafahana hiaina malalaka izy, dia miafara amin'ny fampiasany hery izany hoa 'ireo izay "psychologiquement fragiles" ka tsy mahatohitra ny "violence de la pensée" de la société dans laquelle ils vivent.

(miala tsiny @ teny vazaha somary be loatra)

Moi , je prend position pour défendre les "pelaka", et mets en garde contre certaines conséquences dramatiques de l'homophobie, fa M. xxxxxxx kosa hoy izy etsy ambony "rehefa manembatsembana ny maso ... dia tsy jerena sy tsy eritreretina" ???
Tsy mendrika hojerena izany ireo olona ireo ? Sao dia ny teninao no lasa lavitra loatra ?










© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2104