Matanjaka ny lehilahy
62. fijo
(
17/12/2003 11:01)
dia metisy vavy izany.dia mbola mariky ny fahalemen'ny vavy ihany koa.ianareo ihany no mamoaka io hevitra io an.
63. rinakely1
(
17/12/2003 16:43)
zao e! raha novakiko daholo ny valin-teny tato d samy manana ny heviny na lhl na vhv.
fa ny tsara d tokony hanaja fona na lhl na vhv, tokony hifameno ,sy hifanampy sns......ra misy lhl ambony, misy koa zany ny vhv ambony.
ra lé resaka asa indray: compléxé indray ny lhl raha vo vhv no mitondra vola mody, fa io zé mahita ihany d raisina daholo fa tsy atao olana reto zany an!

65. xxx
(
26/12/2003 11:45)
Marina ny an'i rinakely , fa saingy izao , ny ankamaroan'ny vehivavy @izao fotoana izao , miseo milay daholo @ ity fitoviana saranga ity ; nefa tsy hitovy na oviana na oviana mihitsy . Jereo fotsiny ohatra : raha leh. sy veh. mpiara-miasa , ka raha misy ny fiasan'alina , dia ny leh. foana no tsy maintsy tavela eo , nefa rehefa afa-po ny mpampiasa , miara migoka . Izany ange no mahatonga ny leh. te-hihinana veh. voana e!