Matanjaka ny lehilahy

21. fijo ( 06/11/2003 19:26)
izany tokoa.amin'izay azony ampijaliana.
22. rinakely1 ( 10/11/2003 10:54)
Samy nomena zo anao zé mbo safidiny ny tsirairay : lahy sy vavy.
Devise @ fiainana: "vita ny hafa ka tsy ho vita ny tena "? sa ahoana hoy nareo?
Aleo anao azy zahay viavy satria tsy natao hoan'ny lahy irery ihany ny asa e!
23. fijo ( 11/11/2003 09:04)
dia ampitovio ny zavatra rehetra ary,dia ho hita eo ianareo raha tena te hitovy aminay.
24. pisobe ( 11/11/2003 09:11)
Sali!
Matanjaka alou ny lehilahy @ lafiny rehetra e. Fa tsy tokony natao hanamaivanana ny vehivavy akory zany. Efa sarotra ny mitady asa ankehitriny, de atao zay hita.
Ianareo angaha mbola tsy mahalala fa @ izao fotoana izao, efa misy ny lehilahy misafidy ny hijanona ao antrano, izany hoe mikarakara ny ankizy sy ny tokatrano fa ramatoa miasa any ivelany. Satria hono ny karaman'ilay lehilahy kely % an'ilay vehivavy. Hita taratra @ izay ny tena fitiavana, mifanaraka ny mpivady, hampirindra ny tokatrano! Fa menatra fotsiny ny ankizy à izay fotoana izay satria ny an'ny namany rehetra dia ny reny no maka sy manatitra isan'andro.
Za alou tsy tia lehilahy tsy matanjaka e, fa ny sandriny indrindra no tena tadiaviko!
25. fijo ( 12/11/2003 20:36)
kay,kay,kay.aza mampitaotra toa izany ry piso a,dia ahoana ny manifinify izany.
26. oupsyyy ( 12/11/2003 15:52)
Za zao efa nahita an zany cas zany ka. Fa za tsy manaiky an zany hoe za tsy miasa, fa ny vadiko no hampidi bola am aona ary, mahamenatra zany kle, inona tsony no mahalela an rah izany, ny fika sisa ve kle, tsy mety
27. isrine ( 12/11/2003 20:50)
Salut!
De ny fika rery zany sisa no mahalehilahy ry Oupsyy a. Ka zany anie no tena fitiavana e, tsy ny hareny na zavatra hafa no hanambadinao azy akory.
Za alou tsy tia ny toy izany e, sady za koa tsy manampahaizana.
Fa ny ahy ny lehilahy dia mendrika ny ho ambony fona na dia atao hoe tsy rariny ny toejavamisy indray2.
Misy ny zavatra tokony hitoviazan'ny lehilahy sy ny vehivavy fa tsy @ lafiny rehetra akory.
28. oupsyyy ( 12/11/2003 10:13)
Amiko alou e ny lelaly no premier responsable ao ma ankohonany e, manjary tsy eo tsony ange no maha lela loham pianakavina ra ny vevavy ndray no tena mampidi bola e, ny tiko a, de samu mampidi bola na ny lahy na ny vavay. am zay de mety tsara ny tanatana, ny vevavy kou am zay afaka manao ze sitra po kely tiny fa tsy de agataka lava am vadiny. Oan ny tsy tiko kosa alou ny hiteny am avadiko hoe cherie a mba omeo vola kely za ividinako sigara ohatra
29. fijo ( 12/11/2003 19:59)
tsy cas misy ahy io,fa raha toa ka ifanarahana tsy mapaninona ahy.
30. isrine ( 14/11/2003 13:26)
Salut!
Asehoy fona ny mampatanjaka anareo e! F'aza mba sendra ny vehivavy matanjaka ihany an! Ny vehivavy anie tsy matanjaka (hery) fa matanjatsaina e! Vava be fotsiny ny anareo lehilahy hoe matanjaka ianareo! Fa ianareo tsy mahazaka ny zavatra iainan'ny vehivavy. koa hajao ny vehivavy @ lafiny rehetra re ry zalahy o! fa tsy hampihena ny tanjakareo akory izany!
31. oupsyyy ( 14/11/2003 16:22)
Za alou miaiky fa matanja tsaina ny vevavy e, efa niaiko mitsy zany ary tsy vao ela akory zay. Fa le forum ve alou natokana ho atsika telo fa tsisy miditra mitsy ato kle.
32. oupsyyy ( 14/11/2003 16:26)
Za alou miaiky fa matanja tsaina ny vevavy e, efa niaiko mitsy zany ary tsy vao ela akory zay. Fa le forum ve alou natokana ho atsika telo fa tsisy miditra mitsy ato kle.
33. fijo ( 15/11/2003 15:08)
marina io voalazan'i isirine io.matanjaka vatana isikafa matanjaka saina ny vehivavy.jereo fotsiny dada sy mama rehefa misy blema ao an-trano.
34. rfanjav ( 19/11/2003 13:38)
mahafinaritra aloha rehefa mba miaiky an'izany ianareo,

hafa ihany i mama e!

tsy fanaka malemy, fa fanaka mampalemilemy, ha ha ha
35. fijo ( 20/11/2003 09:00)
ie,mampalemilemy tokoa ka.rehefa henjana(tendu) iny ny tena dia izy no mampalemilamy.
hafa ihany i mama,fa ratsy raha tsy eo i dada.
36. rija ( 22/11/2003 20:13)
Efa nahita vehivavy nangata-bady ve nareo???? Ny vehivavy mikôty lehilahy alou misy sady reveko be fa le we nangata-bady .... mbola tsy nahita aho. Tsy hitovy mihitsy ny vehivavy sy ny lehilahy e !
Efa henonareo moa le we fa maninona ny vehivavy no ampanaovina akanjo fotsy rehefa hanambady? ......
satria "Electronenager" !!!!!!
37. oupsyyy ( 24/11/2003 19:36)
Fa raha tsy eo tokou nge i dada tsisy mama e, zany hoe mifameno zany.
Za kosa alou ry Rija tsy mbola nahita vevavy nangata bady zany e, rah tsy hoe nga mpikabary le vevavy, de zay ndray no hafa.
38. fijo ( 25/11/2003 20:12)
maba efa fantatrareo moa ilay hoe,inona no tsy mahatsentsina ny fiara?satria misy souspapa.izany hoe i mama.fa izy dia sous.
39. rfanjav ( 25/11/2003 20:30)
Eny ho'aho e,

rija : électroménager ahoana koa ny vehivavy,

oupsyyy : raha tsisy mama na vehivavy koa tsisy anao e,

ianareo ireto izany ilay tsy manaiky vehivavy ambony toerana noho ianareo mihitsy a,
("reconnaitre" no tiako tenenina @ ilay manaiky fa tsy hitako izay ilazana azy)
40. oupsyyy ( 25/11/2003 09:44)
De enao kou ry rfanjav, rah tsisy dada de tsisy enao. manaiky vevavy ambony zahay refa hitanay fa mahavita azy izy ka, zahay mi reconnaitre comptence, zavatra hafa ndary kosa iny, tsy misy discrimination ndray
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6854