Matanjaka ny lehilahy

41. rfanjav ( 25/11/2003 15:06)
ka mitovy sy mifameno izany ireo e,

ary aoka mba samy hahay hanaiky ny "valeur"-n'ny tsirairay,

betsaka ny vehivavy manana ny maha-izy azy, (na fahaizana na harena na tsy haiko hoe inona koa re e ....)
fa aminareo izany izy ireny tsy faka vady?
satria sao dia manindry angamba o!
manetry ny hambom-pon-dehilahy,

tsy omeko tsiny ihany aloha ianareo raha izany,
42. fijo ( 26/11/2003 09:29)
ka ny vehivavy anie rehefa mba manana fahefana izay matetika manao ny tsy fanao e.jereo ilay zanak'i deba vavy iray iny.
ary tsy ratsy indray le éléctroménager an,tena mbola tsy hita iny.
43. rfanjav ( 27/11/2003 10:58)
ny vehivavy irery ve ?
tsy ny olombelona rehetra!

rija o : électroménager ahoana koa ho'aho ny vehivavy fa mbola tsy azoko hatr@ izao,

44. ariary ( 27/11/2003 11:41)
Ary mba ahoana ny eritreritrareo notsindrian-dry Tsiranana sy Ratsiraka ela tao ? Satria lehilahy ireny tsy naninona raha manindry fa angamba raha vehivavy no nanao toy ireny dia asa fotsiny ny nahazo azy?





45. fijo ( 27/11/2003 19:31)
ka ny vadindry zalahy ireny no tena nahatonga azy ireny ho to izany.
46. rfanjav ( 28/11/2003 13:52)
dia malemy zany ny lehilahy matoa voatari-bady toy ireny e!

hita fa marary ery ny hambom-pon-dehilahy raha vao misy vehivavy mba tafita !
47. ikaretsaka ( 30/11/2003 14:03)
ampisehoy hono ny maha lehiulahy ko... ny vehivavy angaha manana basy? fonombasy no ananany ataoko?
48. rinakely1 ( 01/12/2003 20:45)
fonombasy mety hanapaka ny basy e! hi!hi!hi
49. rfanjav ( 02/12/2003 12:55)
ie, mety hahafolaka farafaharatsiny !

io zavatra io no mba ireharehanareo hoe mampatanjaka anareo lehilahy ve?

Ntsooooo !
50. fijo ( 02/12/2003 19:56)
matanjaka izahay,ary mahery ianareo.ampy ve izay?
51. oupsyyy ( 03/12/2003 16:36)
Mifameno sika ry zareo, misy ny ilaina anareo, zay mampahery anareo de misy ny ilaina anay zay mampatanjaka anay
52. fijo ( 04/12/2003 20:42)
izay no tokony ho izy,fa ry zareo amin'ity fitovian-jo ity toa mitady ho lasa lavitra ko.
53. rfanjav ( 04/12/2003 14:05)
izay izany kou

fa rehefa mba misy vehivavy mba miavaka dia mba ekeo fa tsy hoe tsy tsara mitovy zo aminareo !
54. fijo ( 04/12/2003 19:15)
fa ngaha moa izahay tsy manaiky e.ianareo anie no be V..... e aleo mangina.
55. rfanjav ( 05/12/2003 14:51)
@ izay lafiny izay ihany no anekenareo fa lehibe ve izahay ?
tsssss
56. fijo ( 09/12/2003 11:19)
asa aloha ko.inona indray ary.
57. rfanjav ( 10/12/2003 20:39)
mahalasa eritreritra !!!
58. fijo ( 11/12/2003 10:42)
ny inona no mahalasa heritreritra e.
59. rinakely1 ( 15/12/2003 14:01)
fa refa sendra ny tampoka izy , iny no tsy mahalehilahy aza e!! d mampalahelo kely ery ny mijery azy no sady mampme!
60. fijo ( 16/12/2003 09:56)
dia lasa inona rehefa tsy maha lehilahy azy.lasa sipa.dia malemy izany ny sipa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.317