Fanontaniana - Fanadinana

1. rhaj0 ( 21/06/2016 13:19)
Misy "test multiple choix" hitako dia mba zaraiko..

1- Izaho dia mino marimarina fa, rahefa mieritreritra mangina, toa ny hoe, "Andrmntra ooo.. ampio aho @ fanadinana izay hatrehiko rahampitso", dia hotry ny misy "tsy-hita-maso" mamaky ny eritreritro, ary dia hirotsaka Izy hanao zavatra hanampiana ahy @ fanadinana.

Raha izay, dia izaho dia ...
(a) ankizy, mbola kely loatra, ka tsy tonga saina fa revirevy, pensee magique, anie ity ataoko.
(b) olona marary saina, na midaina, ka ilaozako mamorona sy/na mahita-ny-tsy-fahita.
(d) olona tsy ampy fianarana sy fi(s)ainana, ka tsy mahalala fa ny ataon'ny tena anie ka misy antony sy vokany, ary ny fifandraisan'izany @ manodidina dia azo halalinina.
(e) kristiana, na moslimo... izay mino fa tena "misy" manantanteraka io eritreritro io, na hoe, misy mamaly ny vavaka ataoko.
novalian'i RBNIR ny 18/07/2016 05:15
2. rhaj0 ( 22/06/2016 10:45)

2- Misy Teoria manao hoe, ny fiainan'ny tsirairay @ ireo olona 7.000.000.000 eto ambony Tany dia voa-ara-maso isa-minitra sy isan'ora ary tontolo andro sy tontolo taona; ilay fanaraha-maso ataon'ilay atao hoe Itsihitamaso-Itsimetymaty dia ny hanomezana valisoa na valifaty an'ireto olona @ n-ataony.

Izay Teoria izay dia mifototra @ ...
(a) Asitiraonomia;
(b) Paolitika;
(d) Pisikaolojia; sa
(e) Fivavahana (kristiana, na moslimo...)

3. rhaj0 ( 23/06/2016 10:27)

3- Ilay taranjam-pianarana iray lehibe, izay mahatonga ny olona iray n-m-hamono olona hafa izay TSY nisera na nifandray taminy akoriny, na koa mahatonga ny olona n-m-hamono-tena, dia ...

(a) Arikeolaojia
(b) Filaozaofia
(d) Mahandro sakafo
(e) Fivavahana (kristiana na moslimo...)

4. rhaj0 ( 23/06/2016 14:01)
Oadray.. ilay Fanontaniana #2- kay azo ampiarahina @ #1- koa, ka lasa hoe ..

2.bis - Misy Teoria manao hoe, ny fiainan'ny tsirairay @ ireo olona 7.000.000.000 eto ambony Tany dia voa-ara-maso isa-minitra sy isan'ora ary tontolo andro sy tontolo taona; ilay fanaraha-maso ataon'ilay atao hoe Itsihitamaso-Itsimetymaty dia ny hanomezana valisoa na valifaty an'ireto olona @ n-ataony.

Izay Teoria izay dia mifototra @ ...
(a) Asitiraonomia;
(b) Paolitika;
(d) Pisikaolojia; sa
(e) Fivavahana (kristiana, na moslimo...)

Koa raha "mino" izay Teoria izay aho, dia izaho dia ...
(f) zaza, mbola kely loatra, ka tsy tonga saina fa revirevy sy imagination daholo fotsiny anie izany.
(g) olona marary saina, na midaina, ka ilaozako mamorona sy/na mahita-ny-tsy-fahita.
(h) olona tsy ampy fianarana sy fi(s)ainana, ka tsy mahatakatra fa ny zava-misy eran-tany anie ka misy antony sy vokany, ary ny fifandraisan'izany @ manodidina dia azo halalinina hanazavana ny fandehany ao.
(i) kristiana, na moslimo... izay mino fa tena "misy" mahavita zavatra tsy takatry ny saiko, ka pouah pouah mazia-mirakla dia vitany ao ilay izy, fa izaho no tsy mahatakatra. Saingy rahatrizay "takatro" indray anefany ilay izy, dia tsy pouah pouah indray izany, ary kay tena TSISY nidiran'Itsihitamaso @ ilay zavatra teo.
5. stahtam ( 24/06/2016 06:21)

[quote=rhaj0]
Oadray.. ilay Fanontaniana #2- kay azo ampiarahina @ #1- koa, ka lasa hoe ..

2.bis - Misy Teoria manao hoe, ny fiainan'ny tsirairay @ ireo olona 7.000.000.000 eto ambony Tany dia voa-ara-maso isa-minitra sy isan'ora ary tontolo andro sy tontolo taona; ilay fanaraha-maso ataon'ilay atao hoe Itsihitamaso-Itsimetymaty dia ny hanomezana valisoa na valifaty an'ireto olona @ n-ataony.

Izay Teoria izay dia mifototra @ ...
(a) Asitiraonomia;
(b) Paolitika;
(d) Pisikaolojia; sa
(e) Fivavahana (kristiana, na moslimo...)

Koa raha "mino" izay Teoria izay aho, dia izaho dia ...
(f) zaza, mbola kely loatra, ka tsy tonga saina fa revirevy sy imagination daholo fotsiny anie izany.
(g) olona marary saina, na midaina, ka ilaozako mamorona sy/na mahita-ny-tsy-fahita.
(h) olona tsy ampy fianarana sy fi(s)ainana, ka tsy mahatakatra fa ny zava-misy eran-tany anie ka misy antony sy vokany, ary ny fifandraisan'izany @ manodidina dia azo halalinina hanazavana ny fandehany ao.
(i) kristiana, na moslimo... izay mino fa tena "misy" mahavita zavatra tsy takatry ny saiko, ka pouah pouah mazia-mirakla dia vitany ao ilay izy, fa izaho no tsy mahatakatra. Saingy rahatrizay "takatro" indray anefany ilay izy, dia tsy pouah pouah indray izany, ary kay tena TSISY nidiran'Itsihitamaso @ ilay zavatra teo.
[quote=stahtam]
Na inona na inona fandefasana saina ataonao; tsy mitondra lavitra ny ady hevitra @ hoe iza @ ireo théories narosonao ireo no marina? Inona no référence de base hanankinanao ny analyses sy ny conclusions? Nahoana no izay? Ary raha misy olona manana référence hafa noho ny anao dia inona no filaza izay olona izay? Ary raha mbola misy théories hafa ankoatra ireo voatanisa ireo dia inona no fiantraikan'izay ady hevitra atao?
6. tranokwly ( 24/06/2016 06:58)
inona izany ilay tianao iavian? fa tsy takatry ny saiko
7. tranokwly ( 24/06/2016 08:37)
aona ar zan b théories tsis valin zan e
8. rhaj0 ( 24/06/2016 14:03)
ka io izany ilay test hitako, dia nadikako @ teny gasy, sady nohatsaraiko kely eee.. nataoko sauce serasera. Dia mba hamorono test koa izany ry Stahtam raha hotsahotsan'izany azany aaa...

Fa mba misoka-tsaina izany iana(re)o, dia mba manandrakandrana, dia mba misafidy ny (a), (b), (d), (e) eo, koa maninona moa...

Iana(re)o anie efa @ ilay (e) foana no fahitako azy ee.. dia tsy ilay (a) na (b) na (d) izany iana(re)o, ka inona no maha-kaodikaody ana(re)o ao eeee? :-)
9. rhaj0 ( 24/06/2016 19:02)
tranokwly:
inona izany ilay tianao iavian? fa tsy takatry ny saiko

Hotry hotr'ireny quizz radio ireny ee.. hitsapana ny hevitr'olona...
Hoe, ohatra misy fanontaniana hoe, raha izay ilay Teoria, dia raha ny fahalalanao azy, dia (a) sa (b) sa (d) sa (e) ??

Raiso hoe fanalana hamohamo ee. :-)
10. tranokwly ( 27/06/2016 06:06)
bjr
aleo valina f tsis kil,
l oe foan alo d laviko e !!! za manoratr ts kristianina, tsitako z tokon makodikody amn resak théorie ,f milay l oe manala amoamo eee(omeo oe n fototeny ?)
ohny oe tsy ampy oa l théorie aiz zan l trhéorie ny z fandean any?
za alo d miova ova b n théorie ko eo amn fiainane , nosad tsy ao amnireo proposenao reo ,ka tsis valin azoko aroso anao ,tokon nasinao (f) ohny oe valin haf ,io mantsy ny ahy
11. RBNIR ( 27/06/2016 08:19)
tranokwly:

aleo valina f tsis kil,


Soa fa tsy izaho no niteny an'io!!!

hi!hi!hi! raha ny lalana izoran'i rhajo ankehitriny eto aloha,, tsy tokony ho gaga izy rehefa tsy hisy hamaly intsony aoriana kely ao!!!

Enga anie mba hijery fitaratra malaky izy!!!
12. angouz ( 27/06/2016 10:41)
Raha i rhaj0 io izao no anontaniako hoe maninona i Jeso no matetika mandeha any an-tendrombohitra dia tsy hiambahamba mihintsin'io hamaly hoe mifonka rongony no fataony tany satria izay no fomba fisainanao de averiko fona fa ny fivavahana dia fifampiresahana @ Andriamanitra any ankoatra .
13. rhaj0 ( 27/06/2016 11:07)

4- Ianao dia afaky ny hiteny, ary hiziriziry tsy laitra resahina lojika, fa hoe, ny tontolo manontolo dia nisy teo @ 10.000 taona teo, ary t@ izay, dia lehilahy iray, vehivavy iray, ary .. bibilava miteny no niaingana.

Raha izay, dia ny mampiteny anao an'izany dia
(a) ny fampianarana azonao teny an-tsekoly
(b) ny resaka hitanao notaterin'ny haino aman-jery siantifika
(d) ny zavatra nohaninao, na ny nosotroinao na nofohinao teo
(e) ny Finoanao na ny Fivavahanao (kristiana..)


PS:
Tranokwly... aza misahirana ianao raha "tsisy kil" eee. Fa ireo k'lou ho'a no hitan'ilay namboatra ity test ampitaiko ity, ka hoe teoria nampanontaniany, ka dia reveo @ halemem-panahiny eeee...
RBNIR... hi hi hi... raikitra indray ny sikidin'i RBNIR an.. teo hoe, pouah pouah, io fa lasa "mino" i Rhaj0.. izao indray, pouah pouah, io fa tsisy mamaly resaka i Rhaj0.. Tsy maninona io na tsisy mamaly azany ireo 182 nandalo teo eee...
Angouz... i Jesosy k'lou malazabe fa tia migoka ee... hi hi hi... mitovy ihany izany amiko
14. radoratsimba ( 27/06/2016 11:48)
fotoana lany no anaovana an zao ry rajo a kôzy zany e
15. rhaj0 ( 27/06/2016 11:55)
fahitanao azy io.. ny fahitako azy, dia toa mamehy ny resaka atao eto. ;-)
16. tranokwly ( 27/06/2016 12:13)
ts sairan zan a ka ,mafinatr ana mints n miresk amn olon manan fijer ohnao ,f az mionona fotsin amnl théorie napetrak n sasan fara ny fahitako anao io d manana théorie haf omena isafidiananay ianao ,olon tia manadiady mants n fieverako anao .
efa noteneniko taminao teo mants oe ts aminreo théorie lazainao reo mints ny ahy ,f aon ar zan no ts takatrao e ?
17. rhaj0 ( 27/06/2016 12:22)
ka ameo ohatra azany @ iray @ ireo fanontaniana ireo hoe, inona no anao ao eee..
18. tranokwly ( 27/06/2016 12:26)
ka za v zan oterenao isafid zavtr ts mifanark amn lohako:
ny filozofia lan andro mandinik ,n politik lan andro mamadik palitao,n fivavahan lan andro mifanenjika s mifanarats, n astronomia lan andro mandinika n kitana sn habakabk,za mandany andro miresk aminao hihihihihi
19. rhaj0 ( 27/06/2016 12:31)
ka hoe, fehezan-teny iray, maneho ilay "anao" ao, mamaly ny iray @ fanontaniana ireo ambony ireo, no mba angatahana anao, dia ianao koa toa hotsahotsan'ny mamilafila.. sa rehefa natao ny kaonty, TSY misy inon'inona akory kay ny "aminao" ao ? :-)
20. tranokwly ( 27/06/2016 12:36)
ka za ange ts ankiz no ts marar sain no ts oe ts ampy fianarana na ko hoe kristianine ,ts ampy oa io tolotra ataonao io e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.117