Creation

1. rhaj0 ( 24/11/2015 17:40)
http://www.lapresse.ca/sciences/201511/24/01-4924157-en-chine-une-usine-geante-va-cloner-vaches-et-chiens.php
Le plus grand site mondial de clonage d'animaux est en cours de construction en Chine, avec pour ambition de fabriquer en série chiens, chevaux, et jusqu'à un million de vaches par an, selon la presse chinoise.

http://www.ft.com/cms/s/0/9f7f8090-91d4-11e5-bd82-c1fb87bef7af.html#axzz3sQnxUKoh
Mr Xu said it would produce 100,000 cattle yearly in the “first phase” and a million per year by the second phase, in a futuristic looking facility based near the coastal city of Tianjin. Production is expected to start in 2016


hi hi hi... k'dia hivavaka @ Sinoa sy Koreana, mahavita nahary ny alika sy omby, no iafaran'ny mpino raha izao no mitohy.. fa ireo alika mantsy ho crane kokoa noho ny alika vitan'Atra, ary ny omby matsiro kokoa :-)

[size=6]Ka i Strong3 sy ny fanontaniany lava hoe pouquoi izao izay vao ho kofona, fa tsy hitany ao @ Baiboly ity resaka, satria tena tsy nahay naminany an'io kosany ho'a ny Baiboly sy ny kortezi-na mpaminaniny eee...[/size]
novalian'i endriny ny 21/12/2015 14:32
2. Strong3 ( 25/11/2015 13:05)

rhaj0:

http://www.lapresse.ca/sciences/201511/24/01-4924157-en-chine-une-usine-geante-va-cloner-vaches-et-chiens.php
Le plus grand site mondial de clonage d'animaux est en cours de construction en Chine, avec pour ambition de fabriquer en série chiens, chevaux, et jusqu'à un million de vaches par an, selon la presse chinoise.

http://www.ft.com/cms/s/0/9f7f8090-91d4-11e5-bd82-c1fb87bef7af.html#axzz3sQnxUKoh
Mr Xu said it would produce 100,000 cattle yearly in the “first phase” and a million per year by the second phase, in a futuristic looking facility based near the coastal city of Tianjin. Production is expected to start in 2016


hi hi hi... k'dia hivavaka @ Sinoa sy Koreana, mahavita nahary ny alika sy omby, no iafaran'ny mpino raha izao no mitohy.. fa ireo alika mantsy ho crane kokoa noho ny alika vitan'Atra, ary ny omby matsiro kokoa :-)

[size=6]Ka i Strong3 sy ny fanontaniany lava hoe pouquoi izao izay vao ho kofona, fa tsy hitany ao @ Baiboly ity resaka, satria tena tsy nahay naminany an'io kosany ho'a ny Baiboly sy ny kortezi-na mpaminaniny eee...[/size]


eisiiiiiiiiii ....
tsy mahavaly fanotaniana hoa io ...
avy aiza ny matiera piraimiera nanaovana ireo kilaonazy ireo ??? :-) :-) :-)
3. rhaj0 ( 25/11/2015 13:13)
ka manaova mpitsongo-dia izany ry Strong3 aa... ataovy dihy miverina ny fotoana, hoe, raha 2015 io ny matiera kirakiraina, dia t@ 2000 taiza ilay izy io, dia t@ 1990 inona ilay izy, etsetra...

Fa raha tsy takatry ny hoza-dohanao ohatra ny t@ 1990, dia akapohy fotsiny azany hoe, tena i Andrmntra no ni-creer an'io t@ 1990 eee... fa raha mbola takatrao ihany anefa, dia tohizo kely indray hoe, taiza ilay matiera t@ 1980, etsetra...
4. rhaj0 ( 25/11/2015 14:46)
Fa dada ka dada mihintsy kosa k'lo ity teknolozia ity e... Izaho nihevitra fa "mamboatra hena any @ labo" (fotsiny) no atao.. jereo eto
https://en.wikipedia.org/wiki/In_vitro_meat

Fa ity tena mikilaona.. dia ny vokabolary ampiasaina dia "fabriquer.. des vaches"

Io izao dia asa fotsiny hozy ny Baiboly... sy ny kosher-n'ny Jiosy, na ny halal-n'ny moslimo.. hi hi hi... tsy takatry ny Baiboly sy ny kortezi-na mpaminaniny io teknolozia io ee...

- ka dia amoromporona dogme indray izao ny Vatican III, ary dia halleluya hozy ny katolika...
- itadiavan'ny Gourou metafaorom-baimboly indray izao koa io, ary dia "voninahitra ho AZY ihany" hozy ny mpitati-ra-kena...
ary dia mety azo hohanina ihany angamba izany ireo hena ireo...

Dia tsy mila handaniana ron-doha, fa rehef'izay hozy ny Papa/Gourou dia izay eee...
5. Strong3 ( 26/11/2015 05:54)
tsy ahavaly ny fanotaniako mihitsy hoa ianao rhaj0 ah!!

raha misy zavatra iray mipetraka , ahoana no hialany eo ka hikambanany amin'ny zavatra hafa ??? (araka izay lazainao hoe reaction chimique)

faharoa ... mety hiteny ianao hoe : avy amin'ny fitsotsokin'ny rivotra angamba

dia hoy aho hoe: mba avy aiza ny rivotra (tonga tonga hoazy indray hoe ny valin'izay) ... hoe io racyclone dia niforona teny ampovoan-dranomasina teny de deraka tsy miato rarivotra :-)

fahatelo ... de iny rarivotra fa nampitambatambatra maolekiola isakarazany de NITERAKA HAZO, RANO, TANY, BIBY, OLONA ... sns
... DIA EKEN'I rhaj0 sy ny tsimisiAtra rehetra izany fiovana miandalana izany

rivotra sy ny reaction chimique ve ahaforona maso (mba mpigoogle ihany ianao , ka mahalala tsara ny stricture ny maso , izay tena ravitra avo lenta )
ny bacterie izay tena mampitolagaga ny manampahaizana mpikaroka mahita ireo manadio ny ranomasina lotoin'ny petrol ...

de kamo hanakatra ny hozadohan'i rhaj0 sy ny tsimisiAtra ka dia lazainy fa tongatonga hoazy ny reaction chimique ... :-) :-) :-)
6. Strong3 ( 26/11/2015 06:05)
fa i rhaj0 ve aloha ihinana ireto kilaonazy ireto raha tsy misy intsony ny avy amin'ny firaisana ??, hihihi :-) :-)

[size=6] fa mety homarina ihany ny hevitra taingina amin'ilay hoe reaction chimique izany eh, satria izany hono, eo amin'ny firaisana de mivoaka ra kely be loha ka mamonjy ilay atody ... dia nitambatra tao ka zary olona , fa ny tamin'ny voalohany moa dia tsy hai hoe taiza no niavian'ireo atody sy kely beloha fa hinoan'i tsimisiAtra hoe tongatonga hoazy tsy haitsihay tany :p :-) [/size]
7. rhaj0 ( 26/11/2015 13:16)
Strong3:
tsy ahavaly ny fanotaniako mihitsy hoa ianao rhaj0 ah!!
rhaj0:
Fa raha tsy takatry ny hoza-dohanao ohatra ny t@ 1990, dia akapohy fotsiny azany hoe, tena i Andrmntra no ni-creer an'io t@ 1990 eee... fa raha mbola takatrao ihany anefa, dia tohizo kely indray hoe, taiza ilay matiera t@ 1980, etsetra...

ka ilay any @ taona firy no tsy takan'ny hoza-dohanao ry Strong3 aaa ?? ilay t@ 1990 sa 1980 ? mety afaka manampy anao aho ihany aho mantsy... fa izaho koa aloha, ary ny siantista koa, dia tsy nihambo velively hoe, takan'ny hoza-dohako h@ 14 millions d'annees lasana, fony big-bang eee...

Fa raha sarotra loatra ho'a, dia tsy quoi izany raha tonga dia akapokao ho Andrmnrta no nanao creation t@ 1990 eee... Na ohatra hoe, taona firy moa ianao no teraka? dia raiso hoe, t@ izay no noforonin'Andrmntra ny izao tontolo izao (anao)... Ilazao izany ny Ankizy[size=4](mba misy ivanitihany)[/size] :-)
8. bor2lais ( 26/11/2015 13:31)
Ary sao afangaron-dramose kosa aza ny "fabriquer" sy ny "créer" ! :-)
[size=8]Hiala any izao ny raki-bolana sy ny wiki ary ny rohy a ! hihihi ...[/size]
9. rhaj0 ( 26/11/2015 15:13)
[size=8]ary Radoko izany koa toa mahamahana, fa sao ve dia oainina ve ianao fa mpamahana rahefa miboaka eto raki-bolana sy wiki?? Io "raki-bolana sy wiki" io kosa Radoko tokony atao fahazarana, fa hitanao ihany fa misy anie ho'a, dangidangitra avy any, dia miteniteny foana, na vokabolary na resaka be tsisy reference...[/size]
ka raha ny fazahoako ny pouquoui an'i Strong3 anie, dia na ny reaksiO simika sy nokileary (izay miditra @ fabrication) azany dia tsy takany (satria tsy ao anaty Baiboly) eee...

fa marina fa tokony fabrication izany ny lohateny... ok radoko. :-)
10. Strong3 ( 30/11/2015 10:25)
toi izao no efa obisédé amin'ilay hoe reaksiO simika de tsy mahatakatra ny fanotaniako ...

raha miray fandriana ianao sy ny vadinao de ho bevohoka ve izy raha tsy manantona de manala kilaoty ary manao firaisana ianareo?

de toa izany koa; ahoana no hampisy reaction chimique raha tsy mifanantona ny maolekiola roa????

ka hery avy aiza no nampifanantona ireo maolekiola ireo???
de nahatonga azy nifabriqué olona, rajako, rano rivotra ... sns

asa aloha izay kely hozadoha amin'izany tsy fahatakarana izany??? :-) :-)
11. rhaj0 ( 30/11/2015 11:46)
'ndana ho'a mi-google (fa tsy mihevoka boky tonta lava ao)..
ohatra eto jerena : https://www.youtube.com/watch?v=0g8lANs6zpQ
Dia ny videos marobe arosony eo akaikiny eo, dia sesiseho miadana ao e.. dia sokafy ny saina.

Ianao ho'a izao ry Strong3 efa mba misy interinety, dia mba afaka mitsikarokaroka... sady @ izay manana fahalalahana (libertE) ny hanao izany.. dia mba ampiasao @ tokony ho izy @izay ilay saina sy ilay fahalalahana eee...

Heverovereto anie taloha e... na ohatra fotsiny tany @ taona 70s na 80s fotsiny azany. Na tia mikarokaroka tahak'n'inona azany ny ankizy, dia mbola mitady boky aloha, nefa na ny biblioteka azany tsy misy, ary ny any @ librairie no-censurer-ndRatsiraka (na tsisy importation moa izany e)...

Fa dia tsoriko fa dia tena hadalana tanteraka ny anareo "mihevoka lava ao anaty boky tonta ao".. ary hotry ny mandatsa ny ankizy taloha tsy mba nanana opportunitEs toa ana(re)o izao anie iana(re)o e... henatra ho anareo eee... henatra be vata mihintsy..

Fa soa fa ny zanakareo aloha dia hivoatra eeee... ary dia ao nareo izany eee... hihomehezan'ny ankizy ao..
[size=4](reaksio simika azany hono tsy takany, fa mbola mino manantena ny hazolavan'i Mosesy ilery mba hisian'ny zavatra...)[/size]
12. endriny ( 30/11/2015 14:30)

Strong3:

asa aloha izay kely hozadoha amin'izany tsy fahatakarana izany??? :-) :-)


Misy refiny hatramin'ny hozadoha koa ity finoana ity.... hihiihihiih izany hoe arakaraky ny hatevin'ny hozadoha no maha-mpino na tsy maha-mpino...
13. rhaj0 ( 30/11/2015 17:00)
O ry Strong3 a... inty ny valinteny notadiavinao mafy h@ izay... Ianao koa anie hotry ny tsy mamaky Baiboly eee..

Genesisy 15:9 Ary hoy Izy taminy: Itondray ombivavy kely efa telo taona Aho sy osivavy efa telo taona sy ondrilahy efa telo taona ary domohina sy zana-boromailala.
10 Dia nentiny teo aminy izany rehetra izany; ary nosasahiny ireny, ka nampifanandrifiny avy ny tapany



hi hi hi... tapahina en deux izany ny osivavy sy ondrilahy, dia ampifanandrifina avy ny tapany eee.. Ary dia ny ilany fotsiny no hihetsika :-)

Ary izay ny kilonazy t@ andron'i Abrahama...
14. RBNIR ( 01/12/2015 12:16)
« dia hitako avokoa ny asan'Andriamanitra, fa tsy takatry ny sain'ny olona ny asa atao aty ambanin'ny masoandro; koa na dia mikely aina hitady izany aza ny olona, tsy ho hitany; eny, na ny hendry aza no manao hahafantatra izany, dia tsy ho azony fantarina akory. » (Mpit.8:17)
15. rhaj0 ( 01/12/2015 12:42)
Efa vitan-draolona re ry RBNIR izao ny manao croisement-na osy sy ondry eee... Fa tsy "nosasahina" tahaka ny nanaovan'i Abrahama azy, fa mba nirevy fotsiny ny osy sy ny ondry eee... hi hi hi.. tsy takatr'i (Atr'i) Abrahama indray iny :-)

https://www.surlatoile.org/article/20304/Croisement-chevre-mouton
Un animal hybride vient de naître, à moitié chèvre et à moitié mouton. L'exploit s'est déroulé en Irlande. Le croisement n'est pas intentionnel et serait bien a priori le résultat de l'accouplement d'une chèvre et d'un mouton.

Dia ity koa efa nisy nanao
16. RBNIR ( 01/12/2015 12:57)
rhaj0:

Efa vitan-draolona re ry RBNIR izao ny manao croisement-na osy sy ondry eee... Fa tsy "nosasahina" tahaka ny nanaovan'i Abrahama azy, fa mba nirevy fotsiny ny osy sy ny ondry eee... hi hi hi.. tsy takatr'i (Atr'i) Abrahama indray iny :-)

Ny baiboly angaha moa mandà fa hoe tsy hain'ny olona ny manao an'izany saingy raha hendry kosa ny olona dia hanaraka an'ity teny efa nomena efa fahagola ity izy fa tsy hanaonao foana...
« Tandremo ny didiko: Aza avela hilomy amin'ny hafa karazana noho izy ny biby fiompinao..... » (Lev.19:19)
17. RBNIR ( 01/12/2015 13:00)
Lévitique 19
19Vous observerez mes lois. Tu n'accoupleras point des bestiaux de deux espèces différentes;
18. tealala ( 01/12/2015 13:08)
Ianareo izany ry rhaj0 taranaka rajako?
19. rhaj0 ( 01/12/2015 13:14)
Ilay ondry lahy, na ilay osy vavy, hono no mambamamba tao fa ilay tantsaha koa aza ganga kouh.. soa ihany fa tsy mivavaka @ ondry/osy ilehio sy ny vohitrakely tao, fa raha tsy izany, efa lasa ilay "mpamonjy" indray angamba ilaikely vao teraka tao io... :-)

Fa miara-mandry @ googgle ho'a (fa tsy @ ilay boky tonta) dia mba mitombo fahalalana eeee... Efa misy izao ny grolar, servical, wolphin, ... yakalo sy porc-mouton



Tena efa espece efa misy kosa angamba ireo, fa i Noah no nanadino eeee :-)
20. RBNIR ( 01/12/2015 13:17)
« Fantaro ny zavatra rehetra; hazòny mafy izay tsara. » (1 Tes.5:21)
Ny zavatra rehetra dia azo fantarina, ny zavatra rehetra tsy mahasoa avokoa indrindra izay mifanohitra amin'ny sitrapon'Andriamanitra.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3611