Creation

61. endriny ( 10/12/2015 15:12)

SP-TCA_3:

ny "Phénomène de BIG BANG"

Ito aloha dia tsy ho vaozava aminao vetivety eto e... fa tany an-danitra tany izany hono taloha ela efa ho an'arivony tapitrisa taona dia nisy fipoahana lehibe nahatonga ny fiforonana

Fa amin'ny siansa moa afaka miteny daholo izay te hiteny fa tsy maintsy porofoina ny fahamarinany, ka dia mbola eto indrindra isika izao.
62. SP-TCA_3 ( 11/12/2015 08:07)

[quote=rhaj0]
Oadray.. i Salamo ve no reference-nao..

Zany we n ten marina dia ny baiboly no référence-ko, mazava b @maha Kristiana ahy.
63. SP-TCA_3 ( 11/12/2015 08:16)

endriny:

[quote=SP-TCA_3]
ny "Phénomène de BIG BANG"

Ito aloha dia tsy ho vaozava aminao vetivety eto e... fa tany an-danitra tany izany hono taloha ela efa ho an'arivony tapitrisa taona dia nisy fipoahana lehibe nahatonga ny fiforonana

aiza zany Lanitra zany? dia iza no namorona azy t@zany fton?
64. endriny ( 11/12/2015 10:09)

SP-TCA_3:

aiza zany Lanitra zany? dia iza no namorona azy t@zany fton?

Aleo ataoko hoe habakabaka sao manahirana be anao ilay hoe lanitra e... Dia iza hono no namorona an'Atra raha toa ka tsy maintsy nisy namorona daholo ny zavatra rehetra ary e?
65. endriny ( 11/12/2015 10:13)

SP-TCA_3:

[quote=rhaj0]
Oadray.. i Salamo ve no reference-nao..

Zany we n ten marina dia ny baiboly no référence-ko, mazava b @maha Kristiana ahy.

Izany hoe izay mampetipety ny baolina no tsoingaina manokana e... hihhiihihiihih fomba kristianianina efa mahazatra amin'ny fakana kila.
66. SP-TCA_3 ( 11/12/2015 12:45)

endriny:

Dia iza hono no namorona an'Atra raha toa ka tsy maintsy nisy namorona daholo ny zavatra rehetra ary e?

Ary enao kay mino iany hoe misy Atra a! hihi, izao raha ny @io fanontanianao io:

1.Averiko ihany ty question ty : Taiza ary enao t@ fotoana namoronan'Atra izao tontolo izao?

2.Atra ihany koa tsy nisy namorona fa nisy t@ tenanay ihany.

NB: Hoatsika rehetra: Tandremo tsara iany aloha ny zavatra soratana sy tenenina rehefa manao discusion momba an'Atra tahaka izao isika fa zany Atra zany dia Omniscient, Omnipotent sady Omniprésent, ka sao hanahirana ny zavatra ataotsika!
67. SP-TCA_3 ( 11/12/2015 12:51)

endriny:

SP-TCA_3:

[quote=rhaj0]
Oadray.. i Salamo ve no reference-nao..

Zany we n ten marina dia ny baiboly no référence-ko, mazava b @maha Kristiana ahy.

Izany hoe izay mampetipety ny baolina no tsoingaina manokana e... hihhiihihiihih fomba kristianianina efa mahazatra amin'ny fakana kila.

Tsy zany ka, itanao, zay no mifanandrify @le eto aloha izao f ts zany ry namana a, ekeko aloha fa misy ny sasany (ny sasany hoy aho) mety manao an'zany, fa tsy zahay rehetr akor!
68. rhaj0 ( 11/12/2015 13:26)
SP-TCA_3:
1.Averiko ihany ty question ty : Taiza ary enao t@ fotoana namoronan'Atra izao tontolo izao?

... t@ 6000 taona lasa ve??

Satria ho'a rahefa atao ny adisanina @ iay tetiharana ao anaty Baiboly, dia 6000 taona lasa izay no namolavolan'i Atra an'i Adama avy t@ fotaka..

Ka ny fanontanianao izany ve dia hoe: "taiza aho t@ 6000 taona lasa izay" ?

Raha ianao, ilay "siantista", no horesahiko, dia... ento @ ilay hoe, "tout se transforme" io, dia ataovy dihy miverina eee... efa lehibe ianao io ka mety mba hitakitanao ihany ahoana ny dihy miverina.

Fa raha ianao, ilay "mpino", no horesahiko, dia.... sarotra be izany fa akapohy fotsiny hoe, Andrmntra dia basy eee... ary na ny oronao petaka io azany ho'a dia dia-tanany, mba tsy hitovianao @ i Madame Eva razanao.

NB: entre-pa fa omnipotentscientpresent IZY.. ao @ imagination-na(re)o ao..
Fa @ Einstein ho'a dia "childish" izany, ary @ Mandela dia "useless".
69. SP-TCA_3 ( 11/12/2015 14:23)

rhaj0:

^^ Inona aloha le hoe dihy miverina fa tsy aiko?
^^ @ Mandela sy Albert Einstein dia zay mihitsy hoe "useless" sy "childish", fa izy roa lahy moa zany no iza e?

^^ Dia azafady kely aloha ry Rahj0, zah ts scientiste zany fa scientifique, misy nuence entre an'reo mot reo; "Etre scientifique sans être scientiste". Nohon'ny abus d'expression dia otran'ny hoe mitovy fa ts mtov k! inoako fa olona intelligent io iresaako io a!

^^ Fa manin no hoe sarotr b @maha mpino ah? ts azoko.

^^ NB:

Andraso marina aloha fa otrany misy zavatra tsikaritro @le hoe 6000 taona:

Rehefa nataonay ny calcul, d'après la Troisième loi de Kepler et la Première loi de Newton, sy ny formules bien déterminées maro2, dia hita fa eoeo @ 6 x 10 puissance 24 Kg ny lanjan'ny tany

Dia mahagaga fa:
* T@ andro faha 6 no nanaovana ny "olona"
* Ary napetraka teo @ Tany 6 dix puissance 24 K io "olona"
* Araka ny Apok 13:18 anefa dia 666 no mariky ny bibidia izay hanapaka io espèce "olona" io atoato, ary voalaza fa fanisan'ny "olona" zany
* Nomen'Atra hoan'io espèce io ny Baiboly izay misy boky 66 isa
* Aty @taona faha 6000 aty dia hita fa tafalatsak ao anatin'ny fahaverezan-kevitra io "espèce" io izay mbola tsy fahita hatr@zay satria nikorotana ambony ambany ny zava-misy

Fa inona no maazo ny olona @ty chiffre 6 ty e!??
70. endriny ( 11/12/2015 15:12)

SP-TCA_3:

2.Atra ihany koa tsy nisy namorona fa nisy t@ tenanay ihany.

Fa angaha tsy hoe misy mpahary daholo ny zava-dreheta aloha e?

Dia izahay mivady koa no nanao ny zanakay telo mianadahy. Ary nifampiresahana tamin'ny dokotera mihintsy ny naha-3 mianadahy azy a.

Fa ny zanako hitan'ny masoko... fa ilay Atra lazainao nanao izao rehetra izao mbola tsy voaporofonao ny fisiany... fa hainao fotsiny ny manao plivava ny zavatra nosoratan'ny Israelianina sy ny Raomanina... Mazotoa e

SP-TCA_3:

1) Taiza ary ianao tamin'Atra nanao izao tontolo izao?

Izaho nanontany tena taloha hoe: "Ahoana aza no nahalalan'ny olom-belona ny fomba namoron'Atra an'izao tontolo izao?" Kay moa izany efa nisy olona nahita ny nanamboaran'Atra an'izao tontolo izao tamin'izany. Dia nandray ans-tsoratra ny zavatra rehetra izy ary ireo no natota ho genesisy taty aoriana. MIsaotra nizara e
71. rhaj0 ( 11/12/2015 15:36)
oadray.. ganga @ isa 6 ry ST-P... kay mino numérologie koa ry ST-P... aiza ary izany "scientifique"-nao izany.

ilay dihy miverina izany dia ilay "rewind" na ilay mi-"rembobiner" eee...

K'io efa nazavaina an'i Strong3 eee... hoe, ny fanontaniana hoe, "azy taiza ianao", dia ny valiny hoe, t@ 2005 ianao mbola toa ianao io, dia rahefa miverina ihany, dia tanaty kibon-dreninao, dia miverina ihany, dia ny siperima tatsy @ kitapon'ainan-drainao, ets... Fa rahefa takatrao tsara ilay hoe, "tout se transforme", dia ho takatrao fa ny particules elementaires mampa-anao anao izao io, dia efa tatsy @ lasopy tatsy @ big-bang eeee...

Fa rehefa tsy takatrao ho'a, ohatra hoe, taiza ilay partikiola elemantary ao aminao io t@ taona 1815, t@ andron'Andrnmpnmrna, dia.. akapohy ho Andrmntra fotsiny izany ho'a e... raha izany no maha-diavolana ny saina "siantifika" (hono) anao ao...

Dia efa ivanitihana foana hoe, mba ahoana koa azany no "inoana" hoe: "Andrmntra No Namorona An'Andrmntra", fa eeeee... tsy voakitika mihintsy ilay saina tia misaina an-drizareo eee....

Fa tena maha-tapaka kosany aloha ilay hoe, nisy vavolombelona nahita i Andrmntra namorona izao tontolo izao, dia io noraketiny tanaty Genesisy io :-)
72. RBNIR ( 15/12/2015 05:02)
rhaj0:

oadray.. ganga @ isa 6 ry ST-P... kay mino numérologie koa ry ST-P... aiza ary izany "scientifique"-nao izany.

Faly misera namana rhajo

Dia "gaga" ianao namana "loza fito", "trompetra fito" "tombokase fito".....Miverina foana ny "fito"????

12 lahy zanak' Israely (Jakoba), foko 12 tao amin'i vahoakan'Israely, apostoly 12 lahy......

Miverina foana koa ny 12???

Dia gaga ianao????

Samia ho tahin'ny Tompo namana...
73. Strong3 ( 15/12/2015 06:41)
de io 12 io hono mbola nasiana indray amin'izao fotoana izao na dia tsy aratsoratra masina aza :p :-)
74. endriny ( 15/12/2015 06:49)
12 ny isa amin'ny famataranandro
12 volana ny iray taona
12 no atao hoe dozenina
12 ny ratsan-tanan'ilay misy sakaikelitondro
12 ny isan'ny akoho manatody
hhiihihihihi
75. RBNIR ( 15/12/2015 06:49)
Strong3:

de io 12 io hono mbola nasiana indray amin'izao fotoana izao na dia tsy aratsoratra masina aza :p :-)

Ho an'izay "mino" fa hay 12 lahy hatrany no nitondra ny vahoakan'Andriamanitra hatrami'izay ka hatramin'izao dia tsy olana io, raha "tsy mino" kosa moa......

« Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Izao no asan'Andriamanitra, dia ny hinoanareo Izay nirahiny. » (Jao.6:29)

« Izay mihaino anareo dia mihaino Ahy; ary izay mandà anareo dia mandà Ahy; ary izay mandà Ahy dia mandà Izay naniraka Ahy. » (Lio.10:16)

Apostoly no nitenenan'i Jesosy anio (olona nofidiny mivantana sy nampianariny mivantana fahiny.....)
76. Strong3 ( 15/12/2015 07:34)
mdr ... :-) !
sao mba te hanao ilay film hoe: "le livre d'Eli" koa aza ianareo ity eh?!

hoe inkarné ao amin'ny pasitera fitiavana ny iray amin'ireo apostolin'i Jesoa; ... koa raha sanatria ka ny fanahin'i jodasy no ao amin'ny dia ahoana?
jodasy koa manko toa nanoratra epistily ary io no tena everin'ny sasany fa tena marina satria
nifanarahan'i Jesoa sy jodasy mihitsy ny hamono an'i jesoa , ka ho lehibe kokoa ny tambiny azon'i jodasy noho iretsy 11 ambiny
dia mety izy mbola afaka mitsangana amin'izao fotoana izao io ... :-) satria tsy voasoratra ilay izy nefa tanteraka
mahagaga an... :-) :-)
77. RBNIR ( 15/12/2015 07:38)
mbola tsy feno ny 12 lahy fa efa manomboka ny fifidianana.....
78. Strong3 ( 15/12/2015 07:47)

hatramin'izao ange ka mbola tsy nomenao ny verset misy ny fananganana apostoly 12 aty amin'ny taon-jato faha 21 eh!

ilaozanao midoka-tena , mihambo ho apostoly nofidiana tsy misy porofo eto fotsiny :-)
79. SP-TCA_3 ( 15/12/2015 07:49)

endriny:

12 ny isa amin'ny famataranandro
12 volana ny iray taona
12 no atao hoe dozenina
12 ny ratsan-tanan'ilay misy sakaikelitondro
12 ny isan'ny akoho manatody
hhiihihihihi

hahahhahahahhahha, eny oa e :-) dia lazao dhl ze 12 rehetra! Tendrombohitr 12,sns
80. RBNIR ( 15/12/2015 07:57)

Strong3:

hatramin'izao ange ka mbola tsy nomenao ny verset misy ny fananganana apostoly 12 aty amin'ny taon-jato faha 21 eh!

ilaozanao midoka-tena , mihambo ho apostoly nofidiana tsy misy porofo eto fotsiny :-)

Raha "mino" ireo taloha ianao fa 12 lahy foana no nitarika hatr'izay...dia mandeha ho azy ny "finoana" fa tsy maintsy 12 lahy no hitarika ilay fitoriana lehibe farany.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4587