Creation

121. endriny ( 17/12/2015 15:10)

Strong3:

ny finoana hoa tsy foronina fa fahamarinana arahina
hafa ny siansa ...


Fahamarinana ohatran'ilay soratra ao amin'ny taksibe tsy manome tapakila io a
122. rhaj0 ( 17/12/2015 20:33)
SP-TCA_3:
Tena misy Atra, ary vavolombelon'izany ny tenako...


tsy bilagy intsony izany ilay hoe, "nisy vavolombelona nahita an'i Atra (araka ny endriny) namorona izao tontolo izao, ary dia io noraketina tanaty Baiboly io"..

Tsy ianao SP-TCA_3 tokoany no voalohany "vavolombelona" izany eee...


Esy aho e ry SP-TCA_3... dia kay moa ianao indrindra koa ilay nilaza fa nahita an'i Jesosy.. Ka ilay Jesosy hitanao ve ho'a "tsara tarehy sady tsara endrika be, mamirapiratra be, sady tovolahy be, bOgOsy be" ???... sahala @ ilay hitan'ny Profeta Tsaratsara??


Aza mamparary kibo mampanapa-tsinay ho'a... :-)
123. endriny ( 18/12/2015 04:59)
Ny fanontaniana tsy misy mahavaly fa omena valiboraingona dia ilay hoe: "Iza no namorona an'Atra?"

Saingy ho an'ny tany Arabo dia I Ashera no niteraka an'Atra.. Ary Atra Atum dia nateraky ny voahina an-dranomaria.. Ka I Atum anefa niteraka ny Atr'i Mosesy... dia ahoana ary izany


Aleo ihany izany miverina miankohoka ary amin'ny dobo misy betsimihilana ary koa
124. RBNIR ( 21/12/2015 05:46)
endriny:

Ny fanontaniana tsy misy mahavaly fa omena valiboraingona dia ilay hoe: "Iza no namorona an'Atra?"

« Ary hoy Andriamanitra tamin'i Mosesy: IZAHO, IZAY IZY HATRIZAY HATRIZAY KA HO MANDRAKIZAY. Ary hoy koa Izy: Izao no holazainao amin'ny Zanak'Isiraely: IZAHO IZAY Izy no efa naniraka ahy ho aty aminareo. » (Eksodosy 3:14)

Tsy nisy namorona fa efa teo foana hatrizay ary ho mandrakizay....
125. endriny ( 21/12/2015 06:40)
Ito izany I Atra sy ny Anjeeliny ary ireo voary haf araka an'i Ezekiela e

Fa tsy voaporofo ho'a fa nofifnofy miserana
126. rhaj0 ( 21/12/2015 12:47)
RBNIR:
« Ary hoy Andriamanitra tamin'i Mosesy: IZAHO, IZAY IZY HATRIZAY HATRIZAY KA HO MANDRAKIZAY. Ary hoy koa Izy: Izao no holazainao amin'ny Zanak'Isiraely: IZAHO IZAY Izy no efa naniraka ahy ho aty aminareo. » (Eksodosy 3:14)

Tsy nisy namorona fa efa teo foana hatrizay ary ho mandrakizay....


Genesisy 1:27 Ary Andriamanitra nahary ny olona tahaka ny endriny; tahaka ny endrik’ Andriamanitra no namoronany azy;


Ka tahaka ny endrik'Andrmntra izany ianao io ry RBNIR. Ary reciproquement, tahaka ny endrikao i Andrmntra.

Ka ilay "tahaka ny endrikao" izany ve ho'a no namorona ny Tany.. ka h@ galaxies an'alin-kisa ry RBNIR??? Dia avy aty @ systeme solaire IZY io izany??? Dia nefa ny masoandro, toa ny kintana rehetra ihany, dia ho faty afaka quelques millions d'années. Ka ho faty koa izany i "Andrmntra tahaka ny endrikao"???

Dia inona ny idiran'ny "mandrakizay" en lettres majuscules @ izany???
127. endriny ( 21/12/2015 14:32)
Heritreritra...
Nofy mangina...

Aiza ary i Romule amin'io fa hainy ny mihira an'io a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1761