Creation

81. Strong3 ( 15/12/2015 08:02)

SP-TCA_3:

endriny:

12 ny isa amin'ny famataranandro
12 volana ny iray taona
12 no atao hoe dozenina
12 ny ratsan-tanan'ilay misy sakaikelitondro
12 ny isan'ny akoho manatody
hhiihihihihi

hahahhahahahhahha, eny oa e :-) dia lazao dhl ze 12 rehetra! Tendrombohitr 12,sns

Dans d'autres domaines

En imprimerie, le douze (abrégé en dz) est l'autre nom donné au cicéro, unité de mesure typographique équivalent à 12 points typographiques.

Le nombre douze est souvent utilisé comme unité de vente dans le commerce, et fait souvent référence à une douzaine. Douze douzaines sont appelées une grosse. Dans la culture anglo-saxonne, il y a treize pains dans une douzaine de boulanger (« treize à la douzaine »).

Un douzain est un poème de douze vers.

Une ancienne monnaie du Moyen Âge correspondant à douze deniers.

Il y a douze mois dans une année.

Midi correspond à la douzième heure, parfois noté 12:00 am.
Minuit est parfois noté 12:00 pm. La division entre deux douzaines d'heures provient des Égyptiens de l'Antiquité qui, la nuit, tenaient compte des étoiles pour déterminer le début des offices. Certaines nuits d'été, seules douze étoiles se levaient à l'horizon3. Par la suite, l'invention de la clepsydre a permis de diviser la journée en 24 heures.

Le zodiaque occidental possède douze signes, comme le zodiaque chinois.

Les divinités olympiennes étaient au nombre de 12.

Le nombre des travaux d'Hercule est 12.

Le chiisme duodécimain reconnaît douze Imams.

Il y a normalement douze paires de côtes dans un corps humain.

La tradition juive et l'ancien testament de la Bible parle des douze tribus d'Israël. Le nouveau testament de la Bible décrit douze apôtres de Jésus-Christ.

Douze étoiles sont placées en cercle sur le drapeau européen.

Dans la pratique juive moderne, une fille obtient sa Bat Mitsva le Shabbat suivant son douzième anniversaire.

Aux États-Unis, douze personnes sont payées pour siéger dans un jury pour les procès de crimes. Ceci dans tous les États, sauf quatre, ainsi que dans les cours fédérales et D.C..

Douze est :

Le numéro atomique du magnésium,
Le code ASCII et Unicode pour form feed.
En musique, le nombre de demi-tons dans une octave. Donc, c'est le nombre total de clefs majeures, (en ne comptant pas les équivalents enharmoniques) et le nombre total de clefs mineures (en ne comptant pas non plus les équivalents). Une gamme formée de l'ensemble de ces tons est appelée chromatique. Une grille de Blues fait 12 mesures.
12? (12 pouces), la taille habituelle d'un maxi vinyle,
Le nombre de dan (maître) grades au judo.
Au rugby, un des centres, le plus souvent mais pas toujours le centre intérieur, porte le no 12.
Le nombre d'années de mariage des noces de soie.
Dans le test de couleurs d'Ishihara, 12 est sur la première plaque que les personnes de vision normale et daltoniennes peuvent discerner.
Le no du département français de l'Aveyron.
L'ancien numéro unique des renseignements téléphoniques français.
Le nom d'un hameau de Paulhac (Cantal), rebaptisé temporairement « 118 008 » par France Télécom en présence du maire et du conseil municipal, dans le cadre d'une opération publicitaire liée à la disparition du numéro unique de renseignement téléphonique en France
Le duodénum (du latin duodecim, douze) est la première partie des intestins qui fait environ douze pouces de long.
Le 12 est considéré comme le chiffre épigraphique
Il y a 12 syllabes dans un alexandrin.
Le calibre 12 est le calibre le plus courant pour les fusils de chasse. Par extension on réfère souvent familièrement à une arme conçue pour ce calibre par le raccourci : « un douze ».
12 permet aussi de remplacer les multiplicités " 0..* ", " * " et " 1..* " en notation UML.

FA ILAY VERSET MITENY FA RY RBNIR MBOLA TSY ATO fa asa raoviana no feno ry zareo secte de 12
82. SP-TCA_3 ( 15/12/2015 08:03)

Strong3:

de io 12 io hono mbola nasiana indray amin'izao fotoana izao na dia tsy aratsoratra masina aza :p :-)

Mety mba te ho apostoly kosa ngamba izy e! hih Te hanana anjara-toerana manokana any Jerosalema Vaovao (Apok 21:14)
83. RBNIR ( 15/12/2015 08:04)
tsy misy tokony hihamboana satria adidy tsy maintsy atao io ary fitiavana no manosika hanao izany........
Tsy azo ferana kosa anefa izay mety ho eritreritrin'ny sasany satria samy manana ny handraisany azy ny olona,
* ao ny faly satria mahare vaovao mahafaly,
* ao kosa sosotra noho ny antony maro samihafa....tsy asiana probleme be satria zavatra efa "nandehanany" koa izany ary tsy maintsy handehanana ihany koa....

« Izay* milaza fa mitoetra ao aminy izy, dia tsy maintsy mandeha toy izay nandehanany koa. [* Na: Izao no ahafantarantsika fa ao aminy isika: Izay etc] » (1 Jaona 2:6)
84. Strong3 ( 15/12/2015 08:10)

SP-TCA_3:

Strong3:

de io 12 io hono mbola nasiana indray amin'izao fotoana izao na dia tsy aratsoratra masina aza :p :-)

Mety mba te ho apostoly kosa ngamba izy e! hih Te hanana anjara-toerana manokana any Jerosalema Vaovao (Apok 21:14)

voualà vouala !!! tsy misy pilasy hoan'ny apostoly 12 vaovao re ao ry RBNIR ahh
sinaouu , mba nosoratany ihany hoe :
AMIN'NY HOAVY DIA HISY 12X3 = 36 ; FA TSY 12X2 =24 no holoholona ao ambony ao

misaotra namana
85. RBNIR ( 15/12/2015 08:17)
Strong3:

voualà vouala !!! tsy misy pilasy hoan'ny apostoly 12 vaovao re ao ry RBNIR ahh
sinaouu , mba nosoratany ihany hoe :
AMIN'NY HOAVY DIA HISY 12X3 = 36 ; FA TSY 12X2 =24 no holoholona ao ambony ao
misaotra namana

Raha "mpanohitra" sy tsy "mpino" kosa v dia hanantena pilasy??? lojika be izany namana...
Ianao ihany dia mahafantatra na mety hisy pilasy any na tsia....loholona 24 (tsy voafaritra hoe iza aloha hatreto satria nanomboka tamin'ny zanak'Israely (jakoba) dia efa nisy ny 12 lahy....dia isaky ny foko koa efa nisy hatrany ny 12 lahy maro dia maro.....raha ny isa dia efa mihoatra lavitra ny 24 ka sarotra ny hamantatra hoe iza ireo 24.....
86. Strong3 ( 15/12/2015 08:44)

RBNIR:

... andriakaky ôh

sao mba boloky aza ianao ity , ka tsy mamaky fa mihaino izay lazain'i pasitera fotsiny???
mba vakivakio ihany hoa ireny Apok 21 ireny sao mba mampahazava saina anao fa dia toa mampalahelo ity finoanoampoana mahazo anao ity :-)
87. SP-TCA_3 ( 15/12/2015 11:03)

RBNIR:

Strong3:

voualà vouala !!! tsy misy pilasy hoan'ny apostoly 12 vaovao re ao ry RBNIR ahh
sinaouu , mba nosoratany ihany hoe :
AMIN'NY HOAVY DIA HISY 12X3 = 36 ; FA TSY 12X2 =24 no holoholona ao ambony ao
misaotra namana

Raha "mpanohitra" sy tsy "mpino" kosa v dia hanantena pilasy??? lojika be izany namana...
Ianao ihany dia mahafantatra na mety hisy pilasy any na tsia....loholona 24 (tsy voafaritra hoe iza aloha hatreto satria nanomboka tamin'ny zanak'Israely (jakoba) dia efa nisy ny 12 lahy....dia isaky ny foko koa efa nisy hatrany ny 12 lahy maro dia maro.....raha ny isa dia efa mihoatra lavitra ny 24 ka sarotra ny hamantatra hoe iza ireo 24.....

Tsara aloha le tanjona e! Fa ohatrany kely iany ny finoako r'ise ah, tena marina e

88. Strong3 ( 15/12/2015 11:32)
hihihih... hanao kolikoly amin'i Jesosy ao angamba ra RBNIR sy ny pasterany hoe: mba asio apotre 12 sy seza hoazy ao fa toa mahakamo ilay miasa tsy misy VONINAHITRA sy LAZA MIAVAKA sy MANOKANA ... voakazo voarara io voninahitra io ry RBNIR ah!! mba vakivakio ihany hoa ireny Mat 4 ireny sao mba hazava saina enao, sy ny Mat 20:20-24 ihany koa ...

dia gagagaga aho amin'ity resaka ity ...
89. RBNIR ( 15/12/2015 12:51)

Miverina amin'ilay fampianarana nampianarin'i Jesosy 2000 taona fahiny, fifidianana mivantana, fampianarana mivantana tsy misy mpanelanelana,
Ny zavatra ampianarina tsy miova fa ilay tamin'ny 2000 taona ihany (tsy anampiana tsy analana fampianarana tsy misy kilema)....
90. Strong3 ( 15/12/2015 13:06)
ka manao raharaha toa an-dry Jesosy sy ny mpianany isany ianareo rehefa sabata sa ilay manaraka hatrany ny lalan'i mosesy ???

ahoana ihany koa ny amin'ny saron-doha???
91. RBNIR ( 15/12/2015 13:17)
Strong3:

ka manao raharaha toa an-dry Jesosy sy ny mpianany isany ianareo rehefa sabata sa ilay manaraka hatrany ny lalan'i mosesy ???

ahoana ihany koa ny amin'ny saron-doha???

Efa miditra detail isika amin'izay, finoana aloha no takiana voalohany, raha mino ianao araho ilay fandaharana, dia hain'ny Tompo ny mitarika anao hamantatra ny fahamarinana rehetra....

http://forum.serasera.org/forum/message/m547a02dae5dfe
92. tealala ( 15/12/2015 14:00)

RBNIR:

Faly misera namana rhajo

Dia "gaga" ianao namana "loza fito", "trompetra fito" "tombokase fito".....Miverina foana ny "fito"????

12 lahy zanak' Israely (Jakoba), foko 12 tao amin'i vahoakan'Israely, apostoly 12 lahy......

Miverina foana koa ny 12???

Dia gaga ianao????

Samia ho tahin'ny Tompo namana...

Dia i Herinirina izany zao manao an'i Pierra @ krisimasy hahahah?
93. rhaj0 ( 15/12/2015 14:30)
Fa ilay 12 sy 7 angaha ry RBNIR tsy @ ilay bilagy hoe..

Avy hono Ikalamaria
- Mila mividy silipo 7 aho Ramose. Fito!
- Fa maninona no 7? hozy i Ramose Zefa vadiny
- Alatsinainy, Atalata, ... Alahady.
- ntss... tsia!!... 12 vidiana. Roa ambiny folo!
- Fa ahoana koa? hozy Ikalamaria
- Janoary, Febroary, ... Desambra.

Dia nitsatsaingoka i Kirisy zanany nanao hoe:
- any @ Roiquisensbon no mividy... any sady mora: 3 no 1...
:-)
94. RBNIR ( 15/12/2015 14:35)
tealala:

Dia i Herinirina izany zao manao an'i Pierra @ krisimasy hahahah?

Iza moa no nilaza taminao fa manao krismasy isika?
1 Jesosy ange tsy nampianatra hoe aoka ho tsarovana ny andro nahaterahako. Raha nandidy izy dia tokony ho hita taratra teo amin'ny fiainan'ny mpianany izany....
2 ilay daty tena marina tsy fantatra....
« Andriamanitra dia Fanahy; ary izay mivavaka aminy tsy maintsy mivavaka amin'ny ..... ny fahamarinana. » (Jaona 4:24)

Mbola betsaka ny azo lazaina fa ireo aloha no hita mibaribary fa antony tokony tsy hitandremana an'izany andro izany....

95. tealala ( 15/12/2015 14:46)

Dia ireo 12 lahy ireo izany hofidin le zanak andriamanitrareo? mampihomehy mihitsy anie ianareo ry RBNIR e :D
96. tealala ( 15/12/2015 14:49)
Izaho tsy nohenoinao intsony t@ ilay resaka hafa iny fa ny nahatonga an'i jesosy natao andriamanitra anie dia ilay tsy voafaritra'areo ilay tena Izy, ilay Andriamanitra omaly anio ary rahampitso dia nataonareo ho olona amin'izay voavaha tsara ny lalàn'ny sabata sns... any ka lasa mandika vilana ianareo amin'ny lalàna rehetra izay hatao... Ny fampianaranareo ary kilemaina be mihitsy rehefa alefanao eto fa tsy tsapanao izany.
97. RBNIR ( 16/12/2015 05:03)

Mamafy no ataontsika namana tealala, tsy voatery handray daholo akory ireo hamafazana ny teny...

Izy koa raha nitory tsy 100% akory no nandray....

Na izany aza mandiniha ihany namana....
98. Strong3 ( 16/12/2015 09:44)
dia miaiky an'ity rhaj0 ity za ka hahahah ...
99. endriny ( 16/12/2015 13:21)
Lasa mahatonga fadim-bolana be ity resaka ity hihiihihihihh
100. RBNIR ( 16/12/2015 13:24)
tealala:

Izaho tsy nohenoinao intsony t@ ilay resaka hafa iny fa ny nahatonga an'i jesosy natao andriamanitra anie dia ilay tsy voafaritra'areo ilay tena Izy, ilay Andriamanitra omaly anio ary rahampitso dia nataonareo ho olona amin'izay voavaha tsara ny lalàn'ny sabata sns... any ka lasa mandika vilana ianareo amin'ny lalàna rehetra izay hatao... Ny fampianaranareo ary kilemaina be mihitsy rehefa alefanao eto fa tsy tsapanao izany.

Fa maninona tsara moa ianao no tsy manao fanatitra alatsa-drà intsony ry namana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2681