mitady olona avy any Antsohihy

1. Cupido ( 11/04/2005 11:57)
ka efa misy ihany ny mifampitady d mbô manararaotra ko zaho mitady sao mba misy avy Antsohihy ato @ serasera
d misaotra mialoha eh
novalian'i miarina ny 08/03/2017 14:28
2. ursullas6 ( 11/04/2005 13:00)
omeko namana ianao;"lyd" no anarany
3. tantely_mg ( 11/04/2005 14:07)
Salut manino moa raha olon'ny region sofia mihintdy no hifamory eto é
4. iartistika ( 11/04/2005 15:27)
zà avy antsohihy!!
5. cutie ( 11/04/2005 15:41)
za nipetraka tao Antsohihy o
6. sonwin ( 11/04/2005 17:49)
za mpamangy an'i cutie tany o
7. cutie ( 11/04/2005 17:55)
le mpamangy @ firy zany sonwin :D
8. sonwin ( 11/04/2005 17:59)
ilay isan-kariva mody masoandro :lol: refa lasa daholo ny mpamangy hafa dia iny za no tonga e, hadino-njy sahady ve?
9. rurik ( 12/04/2005 07:07)
Izaho koa nipetraka tany. ka ahoana inona ny vaovao e?
10. dadabe ( 12/04/2005 09:08)
sonwin>hahahahah elah ty frera a
rurik>tsy misy e
11. Arimalala ( 12/04/2005 09:12)
za ndray klou d mpanao vacance tany fotsiny eh, fa mahafantapantatra ol ao ihany na d zany aza
12. cutie ( 13/04/2005 02:49)
ary avy taiza daholo nareo no nipetrak atao Antsohihy , sao de mifankahalala :D
sonwin :* :* :* :* :*
13. rurik ( 13/04/2005 08:47)
Lazako anao fa sao mba fantatrao ihany aho izaho dia tao Hott ville.ahoana mety fantatrao ve?
14. iartistika ( 13/04/2005 15:44)
cutie tany ambalakida oh???
15. sonwin ( 13/04/2005 16:19)
cutie, averintsika an-tsary eto indray ireny tany Antsohihy ireny :* :* :* ...dia any zamerika indray tohizantsika ny tantara e!
16. cutie ( 14/04/2005 02:22)
tsy haiko akia rurik a hihiihi
ie za tao ambalakida sy parkage iartistika.
sonwin tohizana fona ka :*
17. rurik ( 14/04/2005 07:36)
dia ipetraka tao ambalabe koa aho.koa maninona raha manao randevous hande hihinana mosakiky e!hi hi hi hi
18. Arimalala ( 14/04/2005 09:18)
za tany ambalakida sy ambalatany ary ambalabe refa le manao vacance
19. haingo23 ( 14/04/2005 10:04)
Za tany Ambala... rehetra
20. rurik ( 14/04/2005 11:19)
arimalala mety efa nifankahita angambany isika e! izaho tsy nanao vacance fa nipetraka tany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6382