Hira chorale sy SOLFA

1. atmos ( 31/01/2005 14:18)
Misy lohahevitra iray izay natao hifampizarana hira Chorale sy SOLFA, ka ho an\'izay interesser dia mba afaka mifanoratra ka mandeha amin\'ity rohy ity (lohahevitra manokana izy io) :

http://serasera.org/forum/index.php?rub=members&topid=t41fbd9785e866

Mirary soa e
novalian'i Manantsa ny 21/03/2017 08:32
2. ikaretsaka ( 31/01/2005 19:18)
chorale inona aby aloha io sa rehefa chorale de mandeha aby?
3. fijo ( 31/01/2005 22:11)
ary raha hiaraha mizara eto nga tsy mety
4. mihanta ( 01/02/2005 12:02)
inn le iaraha mizara fa mba hazavao tsara kalou
5. lanto ( 01/02/2005 12:27)
manomeza am zay anananao (max)
6. atmos ( 01/02/2005 14:18)
Karazan'ny olona mbola tsy nanao Chorale daholo nareo zany!!
7. booboo ( 01/02/2005 15:49)
:-D :-D
8. chipie1 ( 01/02/2005 16:22)
atmos > zay aloha fe marina
9. atmos ( 01/02/2005 17:17)
Ngamba ny mijoro mihira aza ny an'ny sasany efa latsaka h@ pataloha
10. mihanta ( 01/02/2005 22:01)
za chorale talou k
11. fijo ( 01/02/2005 23:29)
za le mpitily chorale taloha ka
12. hery ( 02/02/2005 07:50)
atmos> merci tamin'ilay fanasana. Raha manao ohatra an'izany daholo ny olona mamorona dinika manokana dia manja...
Ao mantsy misy dinika manokana tsisy kil mihitsy satria tsy fantatry ny oul.
Mamerina ny fisaorana e.
13. chipie1 ( 02/02/2005 08:07)
mihanta> mba ampenaro solfa za akia e? :P
14. cutie ( 02/02/2005 15:19)
atmos
za chorale fa in le hira :*
15. atmos ( 02/02/2005 17:02)
Ramaso » elà anga mormon?
mihanta » chorale taloha fa manin tsy manao intsony?
hery » tsy misy fisaorana e, merci koa t@ info
chipie1 » tsy dia mila mahay solfa ange fa ampinarina rehefa tsy mahay e
cutie » ka ny tanjona tsy hoe andao hanao chorale fa mba mifanakalo ny manta sy ny masaka @ resaka chorale, mifampizara hira,sns...
mihanta » tsara izany ary mino aho fa mbola manao enao @ izao fotoana izao
fijo » tsy magagaga e, ary mba nahazaka sipa ve elà t@ zany sa le miala maina fôna? ny fahitako an'ialahy io mantsy tô le avo vava fotsiny nefa tsy mahazaka sipa akory.
16. mihanta ( 02/02/2005 18:38)
atmos vao nanomboka classe d'exam za d tsy navelan'i papanay ntsouny.
chipie1 io atmos hampianatra .
misy mpanan-talenta ao am groupe njila ao efa president anay tam chorale. :lol:
17. cutie ( 02/02/2005 21:41)
sao de misy mahay aza ty hira ty fa tsy tadidiko ny tonony:
ny foko valaka ...............de tsy adidiko :)
Eo anatrehanao ............... ampaherezonao.............tsy hiko intsony ny tohiny.
18. fijo ( 02/02/2005 22:31)
atmos za anie tsy niteny hoe mikoty fa mitily e.aza diso fandray
19. ikaretsaka ( 02/02/2005 23:24)
za ko chorale fa ny ahy tany @ zavamaneno no nilalao.. de avy eo niaina jazz @ zay de byebye chorallll ...
fa za koral katolika fa raha proty de tena tsisy atokona an
20. atmos ( 03/02/2005 14:20)
Ahoana ihany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1681