Hira chorale sy SOLFA
61. ikaretsaka
(
20/02/2005 14:40)
mifanaraha tsara ary aloha e.. de tantarao anay ny ambiance tao ry cutie an
66. Ramaso
(
22/02/2005 05:03)
aza tantaraina kanjony ry cutie a :*
ambiance nay sy cutie zany ko!
@ week end njay za mandalo any @ njy de hijery le tantely ramonjy sika fa nahazo za an..
ataovy bedebe ny nachos ao!
ambiance nay sy cutie zany ko!
@ week end njay za mandalo any @ njy de hijery le tantely ramonjy sika fa nahazo za an..
ataovy bedebe ny nachos ao!
69. Ramaso
(
23/02/2005 05:23)
sady cutie lety milay fa refa mijery film any la de sady misy bebeksa no misy kaly bedebe fa tsy pop corn fotsiny a
cutie :*
cutie :*
73. bogosssy
(
28/02/2005 14:00)
atmos:
Ngamba ny mijoro mihira aza ny an'ny sasany efa latsaka h@ pataloha
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Tena mampiomehy koa nareo zany papa an!!!
74. bogosssy
(
28/02/2005 14:02)
Za ko mba te hihira hiaraka @ chorale,fa saingy izaho vaky feo!!!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
76. EMIN3M
(
01/03/2005 14:17)
mbola tsy nanandrana ka,fa niantso anao maharitra dia vaky ny feo :-D :-D :-D :-D :-D
78. Andriambelo
(
03/03/2005 14:15)
Hoy Manon
"salut daholl, ireto misy liste hira chorale solfa so de misy tia :Inty aho , Indro fa vita . Jesoa fitiavana . Teny soa . Cantique Jean Racine. Andeha ho zakaina . Inty ny zanakao . Ray mahery . Ampaherezoanao ny foko. Fisaorana . Ho avy ny andro soa . Mahay mitia . Mazava . Mpianatr'i Jesoa . Ninn'inona . Ny tenin'i Jesoa . Quel amour . Tompo ô miandrandra Anao . Nomen'olll anah , isorakou manokana klou , na de tsy mahay solfa aza zah .Namana eto no nahazokou an'io .Bola itady oll apianatsa anah solfa ."
Partition tamin'ny Choralia AMF tany Nantes t@ 2002 (niaraka t@ Dany Ranoa) izany.
79. Gill
(
22/03/2005 14:14)
[quote=Andriambelo]
"Hoy Manon
ireto misy liste hira chorale solfa so de misy tia"
Aiza no aahzoan mahita an' ireo? Na ahenoina azay. Misaotra mialoha.
"Hoy Manon
ireto misy liste hira chorale solfa so de misy tia"
Aiza no aahzoan mahita an' ireo? Na ahenoina azay. Misaotra mialoha.
80. 7777777
(
22/02/2012 04:25)
Manon:
salut daholl , zah njay de mihira @ chorale eglise catho ary teny fran�ais sy solf�ge fa tsy solfa .Afaka omeko anaizay mihira @ chorale kou ny partition rah misy mila .Rah ohatsa kou ka misy manana partition solf�ge en fran�ais ba apinjamina anah de sorako dieny meloha zany surtout rah hira gasy tsinona zahay mihira chant de chaque nation kou
De sotsa anareo meloha daholll .
Salut,, zay mba mila Solfa hira Chorale Gasy zay misy sy azo ampiasaina, fa tena tsy manana hira mihintsy