Hira chorale sy SOLFA

21. ikaretsaka ( 03/02/2005 14:52)
sa za raha koral katol e
22. cutie ( 03/02/2005 14:53)
tsisy azoko intsony ao. :(
23. ikaretsaka ( 03/02/2005 15:11)
atmos> tokony ofaritan'ialahy tokao letsy le izy hoe chorale inona.. fa marina io hoe raha hira katolika na hira mormons ve dia ho sense ho hain'ny advantistra?
Andravoahangy fivavahana sy Anosivavaka aza indraindray tsy mifankafantatra hira ko!
24. atmos ( 03/02/2005 17:13)
Ikaretsaka> tsy hitako leitsy ny mahasamihafa ny hiran'ny katolika sy ny hira protestanta, advantista, sns... samy hira fiderana, fisaorana,sns.. an'Andriamanitra daholo. Amiko aloha ny hira tsy dia miankina @ finoana izany e, fa rehefa hira mitory an'Andriamanitra izay inoako, dia OK. Mbola tsy naheno ny hiran-dry zalahy mormon sy ny sekta maro isan-karazany aloha aho ka tsy afaka ny hiteny hoe ahoana ny hiran-dry zalahy.

fijo> ialahy zany le mitily fa tsy mahasahy mikôty?

chipie1> sarotra be ny ampianarina SOLFA an-njy eto @ serasera ity satria mila maheno feo, eny e, mety misy fika ihany fa tsy maintsy mifanaraka @ webmaster raha possible izany.

cutie> ataovy lavalava ilay extrait fa sarotra be ny mamantatra an'ilay hira tianao ho fantarina.

mihanta> chorale taloha de tsy izy intsony @ zao ve?
25. ikaretsaka ( 03/02/2005 17:19)
ny tsy hahaizan'ny sasany azy ka.. izay ny maha samihafa azy.. misy hira hain'ialahy zao ohatra ka tsy haiko ko.. na omen'ialahy solfa aza za tsy haiko ny fitendry anazy.. indrindra le ba gasy na zafindraony be ireny..
26. atmos ( 03/02/2005 19:08)
Ikaretsaka> ka tsy nisy nahay hatrany akibon-dreniny ange leti e, ka izany indrindra no antony iresahana azy eto, mba ifampizaràna an'izany. Izay tsy mahay dia ampianarina, izay mahay mampianatra. Izay afaka manoro hevitra manome, sns...
27. ikaretsaka ( 03/02/2005 19:17)
ka izay hoa ra atmos.. laisany ve izao ohatra miresaka ny "foko valaka" sy ny solfa-ny..tysy haiko akory hoe hiran'inona izany.. de ohatran'ny ahoana
de avy eo za miresaka hoe ahoana ny beson'ilay "fantatry ny ray ka entiny ao am-pony" dia tsy hain'ialahy akory hoe le hira ohatran'ny ahoana izany
(ohatra io an)
de miala any ohatra i fatsoraly dia manao "alah akhbar" dia mitanaka aby...

dia miala any @ zay i fijo manontany heo ahoana ny feho fahatelon'i "indray alina izay " de tsisy mahay!

tsy aleo specifiena hoe koral prot na kato na silamo le izy?
28. cutie ( 03/02/2005 20:03)
de ahoana ny fampianaram-peo @ zany ???
29. ikaretsaka ( 03/02/2005 20:12)
ka izay mihitsy le olana ange fa tsy azon'i atmosy e!
30. lanto ( 03/02/2005 20:16)
de aiza no manoaratra de aiza no mivoaka :)

hery:

atmos> merci tamin'ilay fanasana. Raha manao ohatra an'izany daholo ny olona mamorona dinika manokana dia manja...
Ao mantsy misy dinika manokana tsisy kil mihitsy satria tsy fantatry ny oul.
Mamerina ny fisaorana e.



de aiza no manoaratra de aiza no mivoaka :)
31. ikaretsaka ( 03/02/2005 20:18)
lanto:

de aiza no manoaratra de aiza no mivoaka :)

hery:

atmos> merci tamin'ilay fanasana. Raha manao ohatra an'izany daholo ny olona mamorona dinika manokana dia manja...
Ao mantsy misy dinika manokana tsisy kil mihitsy satria tsy fantatry ny oul.
Mamerina ny fisaorana e.



de aiza no manoaratra de aiza no mivoaka :)


eny tokao hoa
32. fijo ( 03/02/2005 21:18)
ra atmos an za mitily fa ny fikotina aleo hoan'ny samy mpihira ao ,fa ireny koa anie ny diany any izay fa mody hoe ihira e.
33. ikaretsaka ( 03/02/2005 21:22)
hehehe fijo
34. lanto ( 03/02/2005 22:21)
ikaretsaka:

lanto:

de aiza no manoaratra de aiza no mivoaka :)

hery:

atmos> merci tamin'ilay fanasana. Raha manao ohatra an'izany daholo ny olona mamorona dinika manokana dia manja...
Ao mantsy misy dinika manokana tsisy kil mihitsy satria tsy fantatry ny oul.
Mamerina ny fisaorana e.



de aiza no manoaratra de aiza no mivoaka :)

Eo ambany zany no tsara manoratra :p


eny tokao hoa



35. lanto ( 03/02/2005 22:22)
ary inona le quote quote :)))))
36. fijo ( 04/02/2005 01:59)
io le mikoty koty ka.
37. ikaretsaka ( 04/02/2005 13:34)
fijo sy lanto indray ireo mi fampi quote quote ireo e
38. atmos ( 04/02/2005 17:20)
KOu raha tsy i fijo ka koty koty a
39. fijo ( 07/02/2005 22:05)
atmos,ra fijo wa mbola virja tsy mikoty izany.manao tazandavitra fotsiny izy.
40. ikaretsaka ( 07/02/2005 23:07)
na lanto aza ve??
aiza kosa fa tsy milay znay e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1052