Hira chorale sy SOLFA

41. Manon ( 08/02/2005 12:35)
salut daholl , zah njay de mihira @ chorale eglise catho ary teny français sy solfège fa tsy solfa .Afaka omeko anaizay mihira @ chorale kou ny partition rah misy mila .Rah ohatsa kou ka misy manana partition solfège en français ba apinjamina anah de sorako dieny meloha zany surtout rah hira gasy tsinona zahay mihira chant de chaque nation kou
De sotsa anareo meloha daholll .
42. fijo ( 08/02/2005 23:49)
ka za letsy mbola mianatra fa mitily aloha an.
43. eprom ( 11/02/2005 12:00)
atmos:

Misy lohahevitra iray izay natao hifampizarana hira Chorale sy SOLFA, ka ho an\'izay interesser dia mba afaka mifanoratra ka mandeha amin\'ity rohy ity (lohahevitra manokana izy io) :

http://serasera.org/forum/index.php?rub=members&topid=t41fbd9785e866

Mirary soa e



Tena marary ve ny miliko fa tsy hitako anie zany rohy izany ra-atmos eh. Hitako moa izany fa tsy ahitako n'inon'inona eh.
44. hery ( 11/02/2005 12:46)
eprom:

Tena marary ve ny miliko fa tsy hitako anie zany rohy izany ra-atmos eh. Hitako moa izany fa tsy ahitako n'inon'inona eh.


tSY NY milina no marary kah... zavatra hafa :-)
Tsindrio ilay hoe jereo eto io... dia raha ohatra ka misyy soratra ao hoe mbola tsy mpikambana dia tsindrio ilay hoe Midira ho mpikambana amin'io lohahevitra io.
45. fijo ( 14/02/2005 22:48)
aza voky milk ao na izany aza an
46. Manon ( 15/02/2005 09:28)
salut daholl ,ary to tsy misy ninouninouna ao ? tena mi-interssé be anah io tsinona zah mitady partition hira gasy surtout chorale ka solfège kou fa tsy solfa
47. atmos ( 15/02/2005 20:00)
Manon:

salut daholl ,ary to tsy misy ninouninouna ao ? tena mi-interssé be anah io tsinona zah mitady partition hira gasy surtout chorale ka solfège kou fa tsy solfa



Ka tsy mbola misy n'in n'in ao e, fa ny mpikambana ao no miresaka dia mifampizara ny hira solfa fa tsy publier ao akory ny hira.
48. Manon ( 17/02/2005 05:47)
atmos , tsika zay afaka mamaly resk eto mou zany tsy pikambana an ? de ahona tokouny atao ba ho lasa pikambana zany sa efa reservé an'oll io pikambana io ? ba te ajay anjara mako zah , sa aiza ahitana valiny olll moba io reska io ? de sotso o!
49. booboo ( 17/02/2005 10:26)
ary @ dinika manokana ary lé izy ( tediavo etsy @ sisiny gauche etsy ). Dé mbola malalaka ny fisoratana anarana, kouny mou atomos ô ?
50. atmos ( 17/02/2005 14:59)
Manon > mbola malalaka ny fisoratana anarana e, araka ny tenin'ny booboo io, fa miandry ny fahazahoana manao echange de fichier raha ohatra kah ( miankina @ Hery ihany io), sinon afaka atao any ambadika. Nefa tsaratsara kokoa raha eto no atao ilay izy.
51. Manon ( 17/02/2005 18:41)
atmos: tena marina lazainao fa tsara rah eto iany no ahitana io fa somary very kely zah mitady ireo woué atsy abadika esty . Eto mirsaka de ba eto kou tena mety amakina vailiny io . bola jerekou jay zany aiza io pikambana io kou . oupsss tena very kely zah hihih
52. ikaretsaka ( 17/02/2005 21:39)
za mitady solfa an'i "miara mizotra" raha misy ao!
53. dadabe ( 18/02/2005 03:40)
ho any jerosalemaaaa vaaaovao,..ka tsy hisara-mianakavy...fa hifanatry tava amin'i Ray ...(beso:anin'i Ray) mandrakizayyyyy.. :(
54. ikaretsaka ( 18/02/2005 05:33)
solfa no anontaniana letsy fa tsy tonony a
55. Manon ( 18/02/2005 06:00)
salut daholl, ireto misy liste hira chorale solfa so de misy tia :Inty aho , Indro fa vita . Jesoa fitiavana . Teny soa . Cantique Jean Racine. Andeha ho zakaina . Inty ny zanakao . Ray mahery . Ampaherezoanao ny foko. Fisaorana . Ho avy ny andro soa . Mahay mitia . Mazava . Mpianatr'i Jesoa . Ninn'inona . Ny tenin'i Jesoa . Quel amour . Tompo ô miandrandra Anao . Nomen'olll anah , isorakou manokana klou , na de tsy mahay solfa aza zah .Namana eto no nahazokou an'io .Bola itady oll apianatsa anah solfa .
56. Ramaso ( 18/02/2005 18:48)
tsisy mmiara mizotra io mihitsy ve any eh
57. cutie ( 19/02/2005 22:41)
Manon, za tia an'le "ampaherezonao ny foko" io , fa aiza no ahitana an;io??? :* :* :*
58. Ramaso ( 20/02/2005 06:36)
otran'ny ahoan any feoan'iznay ry cutie?
atoroy ana de ampijereko X ndry!
59. Manon ( 20/02/2005 07:13)
cutie, zay zao no tsy fatakou atao ahona ny fomba anomezakou anao an'io , fa refa any @ tchat sika mireska en pv de itantsika eo atao fa tsis olana mitsy anomezakou anao an'io .bon dimanche daholl
60. cutie ( 20/02/2005 14:29)
ramaso, anga zany no nifanarahantsika @ le film. lolllllllllllllllll
Manon, ho hitako ao @ chat zany njy.
Miandry an-dry ao za. :*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7807