You are here: home > Forum

Ireo pretra (sasany) nanolana ankizy (9)

Lohahevitra : Fivavahana, finoana
Fitohizan'ny hafatra : Ireo pretra (sasany) nanolana ankizy (9)
Valiny : 7
rhaj0 - 20/12/2017 14:31
Dia tohizana kely ity resaka efa natao tatsy sy taroa, sy tatsy sy taroa ary teroa sy teria ary teroa sy teria

Nodimandry i Bernard Law, izay karidinaly (voahoso-potaka @ ity skandaly ity).

Ny fanontaniako dia
- mbola trotronareo (katolika) am-bavaka ve ilay rangahy, na inona zava-bitany teto @ ity tany ity?
- dia mba ankalazainareo (katolika) ve izany "zava-bitany teto @ ity tany ity", fantatrareo ny nataony, nefa moa dia TSY mba tohananareo mba ho any @ Fitsarana izy
- dia ho lasa any Paradisa ihany koa ve k'lou izy na izany azany??


Izao mantsy ny "zava-misy" :
http://www.lapresse.ca/international/etats-unis/201712/20/01-5147773-mort-du-cardinal-bernard-law-eclabousse-par-un-scandale-de-pedophile.php

Le cardinal américain Bernard Law, l'ancien archevêque de Boston devenu une figure de proue du silence de l'Église sur les scandales de prêtres pédophiles, est décédé mercredi à l'âge de 86 ans... la hiérarchie catholique locale, avec à sa tête le cardinal Bernard Law, avait de manière systématique, et souvent cynique, couvert des abus sexuels commis par quelque 90 prêtres à Boston et dans les environs au cours de plusieurs décennies.
(..)
Deux représentantes de victimes d'abus sexuels par des prêtres américains étaient notamment venues protester sur la place Saint-Pierre contre la célébration d'une messe à la mémoire de Jean Paul II par le cardinal Law.
(..)
Le pape François, qui prône «une tolérance zéro», a recommandé aux évêques ayant protégé des pédophiles de démissionner. Mais l'obligation de dénonciation à la justice civile par les hiérarchies ecclésiastiques n'est pas inscrite dans le droit canon, malgré la multiplication de scandales impliquant l'Église à travers le monde.
(..)
L'inculpation fin juin pour «délits d'agressions sexuelles anciennes» du numéro trois du Vatican, le cardinal australien George Pell, a fait l'effet d'un coup de tonnerre au sommet du Saint-Siège.
Valio | Miverina eny ambony
rhaj0 - 29/01/2018 13:27
asa raha nanaraka ny fitsarana ilay dokotera nanolana Ankizy (gymnastes olympiques) ianareo

https://www.cnn.com/2018/01/22/us/usa-gymnastics-board-resignations-larry-nassar/index.html

Dia jereo tsara, fa raha i radoko no nanolana, dia ireo tao @ Federasiona no ni-demissionne, satria avy dia nahatsiaro meloka zareo fa TSY niaro ireto Ankizy.


Fa izato ianao re ry Fransisy...
Valio | Miverina eny ambony
rhaj0 - 29/01/2018 13:38
Fa izato ianao (re ry Fransisy)
Mba manao ahoana aaa
No hatram'izao
Dia mbola be dohika foana aa..

Tsy mety miala-tsiny @ Amerindiana ity ianao ooo
Dia ny katolika zanakao koa @ io mandevina ny tia an-tsalakanao ououou..

Faaaaa... izaaaaatoo ianao (re ry Fransisy)



hi hi hi ... efa vita hira ee...
Valio | Miverina eny ambony
endriny - 29/01/2018 18:30
Araka ny voalazan'i Coco dia ireny mpanolana sy mpisandoka ireny no tena mifaly any amin'ny fianana mandrakizay
Valio | Miverina eny ambony
meloman102 - 13/02/2018 15:02
mila manambady ny mopera sy ny frera! zay ihan n solution
Valio | Miverina eny ambony
stahtam - 15/02/2018 06:58

rhaj0
Dia tohizana kely ity resaka efa natao tatsy sy taroa, sy tatsy sy taroa ary teroa sy teria ary teroa sy teria

Nodimandry i Bernard Law, izay karidinaly (voahoso-potaka @ ity skandaly ity).

Ny fanontaniako dia
- mbola trotronareo (katolika) am-bavaka ve ilay rangahy, na inona zava-bitany teto @ ity tany ity?
- dia mba ankalazainareo (katolika) ve izany "zava-bitany teto @ ity tany ity", fantatrareo ny nataony, nefa moa dia TSY mba tohananareo mba ho any @ Fitsarana izy
- dia ho lasa any Paradisa ihany koa ve k'lou izy na izany azany??


Izao mantsy ny "zava-misy" :
http://www.lapresse.ca/international/etats-unis/201712/20/01-5147773-mort-du-cardinal-bernard-law-eclabousse-par-un-scandale-de-pedophile.php

Le cardinal américain Bernard Law, l'ancien archevêque de Boston devenu une figure de proue du silence de l'Église sur les scandales de prêtres pédophiles, est décédé mercredi à l'âge de 86 ans... la hiérarchie catholique locale, avec à sa tête le cardinal Bernard Law, avait de manière systématique, et souvent cynique, couvert des abus sexuels commis par quelque 90 prêtres à Boston et dans les environs au cours de plusieurs décennies.
(..)
Deux représentantes de victimes d'abus sexuels par des prêtres américains étaient notamment venues protester sur la place Saint-Pierre contre la célébration d'une messe à la mémoire de Jean Paul II par le cardinal Law.
(..)
Le pape François, qui prône «une tolérance zéro», a recommandé aux évêques ayant protégé des pédophiles de démissionner. Mais l'obligation de dénonciation à la justice civile par les hiérarchies ecclésiastiques n'est pas inscrite dans le droit canon, malgré la multiplication de scandales impliquant l'Église à travers le monde.
(..)
L'inculpation fin juin pour «délits d'agressions sexuelles anciennes» du numéro trois du Vatican, le cardinal australien George Pell, a fait l'effet d'un coup de tonnerre au sommet du Saint-Siège.

stahtam
Raha mahavita "miracles" ingahy rainy lazainao io ka "voaporofo" !! dia... tsy maintsy ho lasa olo-masina io fa aoka ianao hitandrina!!
Valio | Miverina eny ambony
rhaj0 - 15/02/2018 14:46
stahtamRaha mahavita "miracles" ingahy rainy lazainao io ka "voaporofo" !! dia... tsy maintsy ho lasa olo-masina io fa aoka ianao hitandrina!!

Efa nitranga io ry Stahtam aa... i Junípero Serra dia NANANDEVO ny Amerindiana, fa natao Masina Masina ee.. ary i Fransisy mihintsy no nanao azy fa tsy hoe ilay Papa vendrana t@ taon-jato lasana.

Efa an 2000 izao, efa mangarahara ny zava-bitan'i Serra, fa tsy rahirahin-draFransisy, fa que sera sera, hoz'izy, Masina masina ny abuseur.

https://thinkprogress.org/native-americans-protest-the-popes-canonization-of-a-man-who-abused-their-people-7002b1a1d8d4/
Native Americans Protest The Pope’s Canonization Of A Man Who Abused Their People
Valio | Miverina eny ambony
rhaj0 - 17/02/2018 15:31
Esy ee... hafa ny taloha, ka miery ao anatin'ny secret-ny lava ao ny mpambotry vahoaka, fa izao efa andron'ny mangarahara, ary dia .. hitan'ny havany ao daholo ee..

http://www.lapresse.ca/international/europe/201802/17/01-5154242-le-vatican-nomme-la-nouvelle-commission-antipedophilie.php

L'Irlandaise, Marie Collins, âgée de 71 ans et victime à 13 ans d'abus sexuels perpétrés par un prêtre, avait ainsi préféré démissionner en mars 2017, dénonçant le manque «honteux» de coopération au Vatican.

«C'est ravageur en 2017» de voir que certains hommes de la Curie (gouvernement du Vatican) «peuvent donner la priorité à d'autres considérations que la sécurité d'enfants et d'adultes vulnérables», avait-elle alors déclaré en résumant en termes cinglants l'attitude de l'Église:
«de belles paroles en public et des actions contraires derrière des portes fermées».

Le Britannique Peter Saunders, une autre victime d'abus sexuels, avait lui aussi claqué la porte de la commission en 2016...


Valio | Miverina eny ambony