Miteraka nefa tsy .. niray

1. rhaj0 ( 29/02/2016 12:24)
T@ tapa-bolana, dia nisy tovovavy nilaza, ary niziriziry, fa ... i Jesosy hono no rain-janany.

Hainao ihany ilay finoana hoe, i Maria virijiny hono mba nitoe-jaza dia niteraka, nefa TSY niray t@ Josefa akoriny, ka dia mba torak'izay koa izany hono Irazazavavy.

Rahefa nampiresahina ny dokotera tao, dia hoz'izy :
https://www.naij.com/727521-pregnant-teenager-claims-jesus-father-unborn-baby-doctor-said.html
“For all I know, her pregnancy seems normal. Her claims of ‘Virgin pregnancy’ are technically true, but that doesn’t mean there was a divine intervention. I can tell you that it’s a boy, but there no way for me to determine if it is Jesus’ son until he is born. If she asks for a DNA test at that time, then we can tell you who the father is.”

Na dia tsy miray tamina lehilahy zany, dia afaka miteraka ihany ny vehivavy. Fa mila tsirin'ainan'ny lehilahy ihany anefa izany. Inty youtube manazava ny fatao @ io "Insémination artificielle" io.

novalian'i endriny ny 11/03/2016 14:47
2. rhaj0 ( 29/02/2016 13:11)
ka tsy vao izao mantsy ny sipa(kely) bevohoka no milaza fa misy idiran'Atra ny nampitoe-jaza azy..

http://www.examiner.com/article/mother-claims-daughter-is-pregnant-with-jesus
Are we seeing a 21st century replay of a promiscuous young girl blaming her pregnancy on God?

Nefa koa, TSY i Maria no voalohany nilaza (na nolazaina) fa virijiny-nitoe-jaza
http://www.nairaland.com/193520/there-many-other-virgin-births
Buddha was considered and believed by his followers to have been begotten of God and born of a virgin whose name was Maya. Long before the Christian era...
The Siamese (Taiwan), had a God and saviour who was Virgin Born whom they called Codom. In this very ancient story, the beautiful Virgin had been informed in advance that she was to become the mother of a great messenger of God...
3. rhaj0 ( 29/02/2016 13:18)
Ka ny fanontaniako @ Kristiana etoana dia... rahefa mijoro @ finoany ilay olona, mijoro ho vavolombelon'ny finoany, fa hoe "virijiny-mitoe-jaza" izy, dia ahoana ny hevitrao ?

Dia tsorina avy hatrany ny tiako ahatongavana: maninona anefa i Maria ekenao fa "virijiny-mitoe-jaza" ?
4. rhaj0 ( 29/02/2016 16:45)
Tao @ ilay rohy io ambony io, dia mitanisa ireo "virijiny-mitoe-jaza", na koa ireo God teraka avy tamina virijiny. (hanaovy cross-checking erak'i Google raha mila antsipiriany)

India has a number of messengers who were divinely conceived and two of them bore the name “Chrishna” or “Chrishna the Saviour” (note the similarity with Christ). Now Chrishna was born of a chaste virgin called Devaki...

In Egypt, long before the Christian era, and before any of its doctrine was conceived, the Egyptian people had several messengers of God, who were conceived through Immaculate Conception. Horus was known to all of ancient Egypt as having been born of the virgin Isis ...

Plato who was born in Athens in 429 B.C. was believed by the populace to be a divine son of a pure virgin called Periction...

Raha mba averiko indray, dia ireto izany ireo ohatra-na Virijiny niteraka God, @ sivilizasiona isan-karazany eto...
- i Maya niteraka an'i Buddah,
- Virjiny Siamiese niteraka an'i Codom,
- i Devaki niteraka an'i Chrisna,
- i Isis niteraka an'i Horus,
- i Periction niteraka an'i Plato
- ary farany, i Maria niteraka an'i Jesosy

ka dia io izany eeee... raha fehezina :
TSY i Maria no voalohany, ary TSY izy koa no farany, no milaza, na lazaina, fa "virijiny-mitoe-jaza". Fa kosa, @ izao taona 2000 izao, dia tena azo atao tokoany izany, @ alalan'ny "insémination artificielle".

5. rhaj0 ( 29/02/2016 18:51)
rhaj0:
India has a number of messengers who were divinely conceived and two of them bore the name “Chrishna” or “Chrishna the Saviour” (note the similarity with Christ). Now Chrishna was born of a chaste virgin called Devaki...

(..)

Raha mba averiko indray, dia ireto izany ireo ohatra-na Virijiny niteraka God, @ sivilizasiona isan-karazany eto...
- i Maya niteraka an'i Buddah,
- Virjiny Siamiese niteraka an'i Codom,
- i Devaki niteraka an'i Chrisna,
- i Isis niteraka an'i Horus,
- i Periction niteraka an'i Plato
- ary farany, i Maria niteraka an'i Jesosy

Dia rahefa"mampiaraka" izany i Christ sy Chrishna dia toatoa izao eee

Fa tena nahita azy izany ny Beatles ee..

6. RBNIR ( 29/02/2016 23:59)
Andriamanitra tsy nanao zavatra kitoatoa fa efa voadinika tsara avokoa....
Tena marina fa raha amin'izao fotoana izao no nitranga ilay izy dia ekena fa tsy afaka raisina ho famantarana ilay virijiny niteraka...

Fa ilay izy anie nitranga tamin'ny taona 0 e!!!

Apetrao ihany koa ny fanontaniana hoe tamin'ny fomba ahoana no nahafantaran'i Jesosy fa rehefa maizina ny masoandro dia tsy hazava ny volana (tsy horesahiko intsony ilay trou noir aloha fa mahabe adihevitra...)???
« Ary raha vao afaka ny fahoriana amin'ireo andro ireo, ny masoandro dia hohamaizinina, ary ny volana tsy hahazava; ny kintana hiraraka avy any an-danitra, ary ny herin'ny lanitra hohozongozonina. » (Mat.24:29)
7. rhaj0 ( 01/03/2016 00:32)
RBNIR:
Andriamanitra tsy nanao zavatra kitoatoa fa efa voadinika tsara avokoa....

Eny ho'a... tsisy kitoatoa daholo ny @ Codom sy Chrisna, i Horus sy i Plato ary i Jesosy..
(nota bene: samy nanana ny Andrmntrany ireo).

Sa moa aminao ny an'i Jesosy ihany no "tena izy", fa ny an'ny hafa rehetra paiso kitoatoa daholo.

Dia mampihomehy anefa fa, hozy ny mpandinika, fa toatoa naka tahaka ny an'ny Hindu izany ny an'ny Kristiana... Sahala @ John Lennon sy Georges Harrison nanaraka ny revin'i Maharishi.. :-)

Hono ho'a, ianao ve mirevy an-dry Beatles tokoany k'lou eeee.. hi hi hi.. mety teny anglisy ilay izy taloha, dia tsy takatrao, fa nihirahira nandrevy gaigy an-dreo tao ihany ianao, o bla di, o bla da et blah blah blah... fa izao jereo google sy wiki, dia anaovy translatation raha ilaina, fa izao ny reviny :
https://en.wikipedia.org/wiki/Religious_views_of_the_Beatles
McCartney: "We probably seem antireligious because of the fact that none of us believe in God."
Lennon: "If you say you don't believe in God, everybody assumes you're antireligious, and you probably think that's what we mean by that. We're not quite sure 'what' we are, but I know that we're more agnostic than atheistic."
8. rhaj0 ( 01/03/2016 00:38)
entre-pa fa manjabe kosany i Christ sy Chrishna mampiaraka io ambony io... mahafinaritra ho'a rehefa mifankatia ny olona eeee ... :-)

Nefa ny mpanaraka an'i Christ aty aoriana, ianao anisany, ary tsy hita iodiviranao io, dia nareo dia raha hanao toera-tsy zaka ny tsy mitovy finoana aminareo... Ny HInduista nanaraka an'i Chrishna anefany nilaza ho'a, in-1 mandeha hoe, samy manana ny lalany miakatra an'i Kilimandjaro io, f'aza terena ho ny carte ao @ Baibolinareo ao ihany no tsy maintsy arahin'ny olon-drehetra.
9. endriny ( 01/03/2016 04:24)

RBNIR:

Andriamanitra tsy nanao zavatra kitoatoa fa efa voadinika tsara avokoa....

Hoy ny Malagasy: "Nanaofoana ohatran'Atra nanao ny

RBNIR:
Tena marina fa raha amin'izao fotoana izao no nitranga ilay izy dia ekena fa tsy afaka raisina ho famantarana ilay virijiny niteraka...

Fa ilay izy anie nitranga tamin'ny taona 0 e!!!

Fa i RBNIR ihany no mahalala ny fotoana sy ny andro ary ny famantarana hiverenan'i Jesosy?

RBNIR:

Apetrao ihany koa ny fanontaniana hoe tamin'ny fomba ahoana no nahafantaran'i Jesosy fa rehefa maizina ny masoandro dia tsy hazava ny volana (tsy horesahiko intsony ilay trou noir aloha fa mahabe adihevitra...)???
« Ary raha vao afaka ny fahoriana amin'ireo andro ireo, ny masoandro dia hohamaizinina, ary ny volana tsy hahazava; ny kintana hiraraka avy any an-danitra, ary ny herin'ny lanitra hohozongozonina. » (Mat.24:29)

Dia hiraraka ohatran'ny havandra izany ny kintana a? hihihihihihi
RBNIR ve mbola mino fa fisaka misy zorony ny tany araka ny anambaran'ny baiboly azy...?
10. RBNIR ( 01/03/2016 06:39)
rhaj0:

entre-pa fa manjabe kosany i Christ sy Chrishna mampiaraka io ambony io... mahafinaritra ho'a rehefa mifankatia ny olona eeee ... :-)

Nefa ny mpanaraka an'i Christ aty aoriana, ianao anisany, ary tsy hita iodiviranao io, dia nareo dia raha hanao toera-tsy zaka ny tsy mitovy finoana aminareo... Ny HInduista nanaraka an'i Chrishna anefany nilaza ho'a, in-1 mandeha hoe, samy manana ny lalany miakatra an'i Kilimandjaro io, f'aza terena ho ny carte ao @ Baibolinareo ao ihany no tsy maintsy arahin'ny olon-drehetra.

Tsy mitovy ary tsy misy hifandraisany ireo hoy aho, fa raha nitovy na nisy nifandraisany ihany tsy hanao an'izao izy....
11. rhaj0 ( 01/03/2016 12:43)
Ekena fa ny any Inde...Pakistan..Afghanistan ets... tokoany aloha dia betsaka ny abus sy persecution, ary tsy ny kristiana ihany fa ny vehivavy koa indrindrindra, ny hindus manenjika ny moslimo sy ny bodista et vice-versa. Ndana googler-o koa ny persecution ataon'ny kristiana @ hafa, na koa azany @ samy izy kristiana ao ihany.

Fa io ve hoz'ianao dia intrinseque @ finoany? Mety marina ny anao, satria amiko dia intrinseque @ finoana io intolerance @ hafa io. Dia hoz'ianao ve nefa fa ny intrinseque @ finoana kristiana kosany tena raitra? ntsss....

Izaho mieritreritra fa culture kokoa ilay izy fa tsy ilay religion. Dia tsi11 (individu) sy koa misy effets de groupe eo, dia i raolona no lasa masiaka io satria voatohintohina na koa marefo ny fahalalany, tsy ampy ny filany (fitadiavana) ets...

Fa eritrereto ireo mpitarika (leader) @ ireo finoana ireo. Gandhi ohatra, na koa Dalai-Lama. Amiko i Gandhi sy Dalai-Lama dia heveriko ho humain sy integre ary honnete lavitra kokoa noho ny leader kristiana, toa ny Papa ohatra. (rahefa mitatatata ny Papa fa ny vola no devoly, nefa izy mipetraka eo ambony vata volamena).
12. RBNIR ( 01/03/2016 13:18)
rhaj0:

Ndana googler-o koa ny persecution ataon'ny kristiana @ hafa, na koa azany @ samy izy kristiana ao ihany.

Aza atao anaty sobika 1 hoy aho ny kristianina.....
Ny tena kristianina dia tsy manao persecution fa atao persecution....
« Aza mamaly ratsy na amin'iza na amin'iza. Miomàna hanao izay mahamendrika eo imason'ny olona rehetra. » (Rom.12:17)

« Raha misy mamely ny takolakao anankiray, dia atolory azy koa ny anankiray; ary raha misy maka ny lambanao, aza lavinao na dia ny akanjonao aza. » (Lio.6:29)
13. rhaj0 ( 01/03/2016 14:04)
hi hi hi... na "tena kristiana" izy, na "tsy tena kristiana", dia ... kristiana daholo izany ry RBNIR aaa... samy vita batisa, samy mievoka/manaraka baiboly, samy mivavaka @ JC... Dia ahoana no itompoanao teny fantatra hoe, ianao "tena" mivavaka, fa ny namanao kristiana hafa "TSY tena" mivavaka ohatra???

Efa io iray sobika io, dia mifanipaka an-karona fa miady lova io ianareo ka inona indray...

Vazivazy tena izy iny, fa (mety) marina ny anao.. be dia be dia be dia be no Kristiana TSY tena izy... ary ireny dia tsy mba handova toa anao ooo? :-)

Dia halalino koa re ny saina ry RBNIR, fa tsy ny hindus rehetra koa no mi-persecuter ny kristiana rehetra aa...
14. endriny ( 01/03/2016 18:28)
Oharan'ny mba tiako aoha ity e... Tsy mila ampikfilafilain'ny bandy aho izany dia efa bevohoka... tsy mila mitady vady aho dia efa miteraka...

Masina ianao jesosy... Fa ny ahy mbola tsy feno ny paosy... Rahoviana ianao no hampitondravoka... Ity vatako mihararetra, efa ho koka?

Fa dia hiteratera-poana toa vatakazo, na ny olona na ny biby samy hanaranaka sy ahazo... Tsirin'aina avy aminao tsy toha... Ka hosarahako ny vadiko fa andraso kely aloha

rahaalina isika mifanao fotoana Jesosy... Tsy atao an-trano fa ary an-deglizy akaiky vasakaosy... Hanao akanjo fotsy aho, lava hatrany an-kitrokely... Fa ianao no hanafosafo ahy sy hitondra mamy toa tantely...

mahalasa sainy ity Jesosy, fa aleo aloha hatory fa mbola tsy ampy saosy
15. RBNIR ( 02/03/2016 01:47)
Miteraka nefa tsy....niray,
Te hamoaka ngamba v ianao hoe tsy fahagagana izany?
Raha amin'izao fotoana izao dia marina tsy fahagagana izany fa tamin'ny tao 0 ny resaka ....
16. endriny ( 02/03/2016 09:07)
Eny ary fa ilay hoe fiverenany koa ve mbola @ taona 0 ihany?

Ny fahitako ny taona 0 dia bevohoka tsy nanambady i Maria, dia natahotra ny ho voan'ny tora-bato, dia niantsapy tany @ Josefa izay efa tara taminy. Dia nangoraka ilay io ary natao nanakoako fa zanaky ny anjely no ao an-kibony... Dia tsy azo tsaraina izy...

Dia tonga ny magy avy any antsinanana nanatitra fanatitra rehefa teraka i Jesosy...

Sao dia zanak'ireto Magy ireto aza i Jesosy?
17. RBNIR ( 02/03/2016 09:53)

endriny:

Izay ilay hoe tsy mino dia miteny ratsy zavatra tsy fantatra.....
Vakio ny bokin'i Joda

Izay izany no mba takatr'i endriny dia izay koa no hanimban'i endriny ny tenany...

10 Fa ireo kosa dia miteny ratsy izay zavatra rehetra tsy fantany akory; ary izay zavatra fantany fotsiny, tahaka ny fahalalan’ ny biby tsy manan-tsaina kosa, no animbany [Na: andotoany] ny tenany.

velona sy mahery ange hoy aho io tenin'Andriamanitra io e, vao miteny ianao dia fantany ny ao an-tsainao sy ny ao amponao ao
18. endriny ( 02/03/2016 10:09)
Miverena @ toetsaina faha Joda na faha 0 dia azonao ny tian'ny mpanoratra lazaina e...
19. rhaj0 ( 02/03/2016 12:07)
Tena maha-tapaka ilay fanontaniana hoe, ngo dia zanaky ny Magy kosany azany i Jesosy :-)

Ka mba manao speculation ny namana Endriny re ry RBNIR, nefa tena tonga dia hotry ny pehanao fa "miteny ratsy zavatra tsy fantatra".. Io ho'a raha vao tsy @ ireven'i RBNIR ny resaka tonga dia "ratsy" na "devoly" na sns... mba afaka manao resaka olon-dehibe samy manana ny opinion-ny ve rehefa miresaka aminao ry RBNIR aaa ???

F'ity indray no maha-tapaka manaraka... Ka zanak'iza marina azany i Jesosy eee.. nefa anie @ faminaniana dia hoe, taranak'i Davida sa hotrahotr'izay ilay Imahaganga eee.. dia hoe, i Josefa ao @ lignée an'i David tsara mihintsy...

Nefa angaha moa... moa va zanak'i Josefa indray i Jesosy????

Dia avy eo dia hozy i Lioka angamba izy teo, ka i Maria indray izany no lignée-n'i Davida eee... (satria terena hiditra @ ilay faminaniana ity zaza).

Ka ahoana ihany izy ity: mpihavana ihany izany i Maria sy Josefa ???
20. RBNIR ( 02/03/2016 12:28)

« ary Jakoba niteraka an'i Josefa, vadin'i Maria; ary Maria niteraka an'i Jesosy, Izay atao hoe Kristy. » (Mat.1:16)

« Ary noho izany ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ka hikambana amin'ny vadiny; dia ho nofo iray ihany ireo. » (Gen.2:24)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1756