Miteraka nefa tsy .. niray

21. rhaj0 ( 02/03/2016 13:15)
ka tena mbola TSY mpivady i Maria sy Josefa raha efa teraka iny Jesosy. Mbola "fofom-bady" i Maria tany Betlehema.

Techniquement izany, dia TSY "nofo iray ihany" i Maria sy Josefa, ary TSY zanak'i Josefa i Jesosy, izany hoe... dia mila tsipihina ve ry RBNIR aa ...
TSY lignée an'i Davida Imahaganga.. TSY ilay ao @ "faminaniana" izy eee...


Fa io nefa moa, rahefa hoe minou fotsy dia mety foana eeee....
22. RBNIR ( 02/03/2016 13:34)
handao ny rainy sy ny reniny ka hikambana amin'ny vadiny dia ho nofo iray ihany ireo....

Tsy misy resaka firaisana ara-nofo fa miala amin'ny rainy sy ny reniny (ngah moa raha mikambana amin'ny ray sy ny reny dia misy firaisana ara-nofo aminy)????
23. RBNIR ( 02/03/2016 13:35)
Izay no mahavoa ny olona, rehefa ny olona fotsiny no mifanaiky hikambana eo anatrehan'Andriamanitra dia efa vady izay amin'Andriamanitra e!!!
24. RBNIR ( 02/03/2016 13:37)
« Koa izay nakamban'Andriamanitra dia aoka tsy hampisarahin'olona. » (Marka 10:9)

Misy resaka firaisana ara-nofo v amin'io teny io???
25. rhaj0 ( 02/03/2016 14:02)
techniquement ve, ny zanaka natsanganao dia ao @ "lignée" anao? ohatra hoe, raha sinoakely no natsanganao? Ianao sy Ivadinao @ io gasy petaka.
26. RBNIR ( 02/03/2016 14:04)
rhaj0:

Dia halalino koa re ny saina ry RBNIR, fa tsy ny hindus rehetra koa no mi-persecuter ny kristiana rehetra aa...


« Fa ny fihevitro tsy fihevitrareo ary ny lalanareo kosa tsy mba lalako, hoy Jehovah. » (Isa. 55:8)


Hiverenako kely ity, misy polisy ange mijery eo e! zavatra efa hiarahan'ny rehetra manaiky mihitsy io, ireo kristianina voadaroka irery no hitako intrus eo izao....
27. rhaj0 ( 02/03/2016 14:17)
Ka erak'i Inde, n'aiza n'aiza aleha ao Inde, dia io izany io no mitranga ... ao @ imagination an'i RBNIR eeee... Mba mivoaha ho'a ao @ (fisainana) box-kely ao, fa tsy izay lazain'izao Belazao rehetra izao... oops.. eto kay tsindrotsindrohin'i RBNIR indray ny interinety, dia io no fikiriny gaigy eto.. izany raha mba manao cross-check dia mijery ny lazain'ny source hafa independent, dia manadihady raha phenomene generale tokoany ve io sa localisé..

Misy namako ho'a Indiana. Abraham Biju no anarany. Dia rahefa nifampiresaka, dia jejo ery ilery fa Kristiana hono, ary Abraham mihintsy no anarany. Nataony fa Kristiana mantsy aho (hi hi hi.. fa izaho efa TSY izy intsony eee). Fa ndeha hanontaniako azany izy raha novelezin'ny mpiray tanindrazana aminy tokoany izy tao.
28. RBNIR ( 02/03/2016 14:26)

rhaj0:

Ka erak'i Inde, n'aiza n'aiza aleha ao Inde, dia io izany io no mitranga ... ao @ imagination an'i RBNIR eeee... Mba mivoaha ho'a ao @ (fisainana) box-kely ao, fa tsy izay lazain'izao Belazao rehetra izao... oops.. eto kay tsindrotsindrohin'i RBNIR indray ny interinety, dia io no fikiriny gaigy eto.. izany raha mba manao cross-check dia mijery ny lazain'ny source hafa independent, dia manadihady raha phenomene generale tokoany ve io sa localisé..

Misy namako ho'a Indiana. Abraham Biju no anarany. Dia rahefa nifampiresaka, dia jejo ery ilery fa Kristiana hono, ary Abraham mihintsy no anarany. Nataony fa Kristiana mantsy aho (hi hi hi.. fa izaho efa TSY izy intsony eee). Fa ndeha hanontaniako azany izy raha novelezin'ny mpiray tanindrazana aminy tokoany izy tao.

Tsy amin'ny imaginationko fa matoa tsy miteny dia manaiky e!!!
Naheno fanakianana ofisialy v ianao rhajo tamin'ireo mpitondra sy vahoaka marobe tsy kristiainana (mety misy fa tsy hunduiste angamba !!!
Mety misy pression international indray ngamba vao hiova dia hoy indray i rado hoe ka io ary fa nanaiky izy??!!

Tsy izy intsony : izany hoe izy fa niala zany???
29. rhaj0 ( 02/03/2016 14:50)
Ny ao Inde anie misy olana be dia be eee... h@ lonilony moslimo sy hindu, na koa bodista, ka h@ resaka intouchables, ary koa ny vehivavy, ary koa ny homosekisoaly sns...

ka mivoaha tao @ (fisainana) box-kely ao ho'a, ary izao dieny izao mihintsy, ary inty vakiana ny @ India :-)

https://www.amnesty.org/en/countries/asia-and-the-pacific/india/report-india/
30. rhaj0 ( 02/03/2016 17:13)
Averiko indray ny resaka (fa nitady asafotofoton'i RBNIR @ resaka-karana @ izay izy tsy oainina voanontany)

Techniquement ve, ny zanaka natsanganao, ohatra, dia ao @ "lignée" anao?
ohatra hoe, raha sinoakely no natsanganao? Ianao sy Ivadinao @ io gasy petaka.


ka ny ADN-nao TSY ao @ ilay zaza. Dia mbola "lignée"-nao ve ilay zaza??


Dia raha zaza batard koa izany, izany hoe zanak'Ivadinao sy lehilahy hafa, dia mbola hoz'ianao izany hoe, "lignée"-nao ihany izy ee... fa ilay rainy biolozika @ io paiso.


(ka zaza batard ve koa k'lou i Jesosy, techniquement parlant, raha izany eeee...) :-)
31. RBNIR ( 03/03/2016 04:54)
rhaj0:

ka ny ADN-nao TSY ao @ ilay zaza. Dia mbola "lignée"-nao ve ilay zaza??

Io ilay hoe .....zavatra fantatrao izay hanimbanao ny tenanao ka tianao hanimbana ny hafa ihany koa......
32. rhaj0 ( 03/03/2016 11:53)
Hita(ko) eto fa dia tena narianao ho'a ny an'ny Razana eee... hoe, "ny isavasavana ny raviny no hahitana ny fotony".. n'enao nefa dia tahaka ny hoe, "hanimba" izany "hisavasava" izany.

Ny fahitako anao ry RBNIR dia tsoriko fa .. kanosa tsy mahasahy miatrika ny zava-nisy marina ianao. Toa ny zazakely mino pere noel, dia tsy mety miroso, nefa ny taona efa miroso.


Fa soa dia soa ho'a, ary tena mahavelom-bolo sy fanantenana, fa ny Ankizy ankehitrio TSY mifezaka @ izany eee... Fa dia ao ianao izany kouh...
33. RBNIR ( 04/03/2016 05:41)

rhaj0:

Ny fahitako anao ry RBNIR dia tsoriko fa .. kanosa tsy mahasahy miatrika ny zava-nisy marina ianao. Toa ny zazakely mino pere noel, dia tsy mety miroso, nefa ny taona efa miroso.

Misy marina ihany, satria raha resaka Afobe kosa aloha, aleko mijanona zazakely e! MANDRAKIZAY MANDRAKIZAY!!!
34. endriny ( 04/03/2016 07:51)

RBNIR:

Misy marina ihany, satria raha resaka Afobe kosa aloha, aleko mijanona zazakely e! MANDRAKIZAY MANDRAKIZAY!!!


MBa hianaro ihany ho'a ny fombatanin'ilay nipoiran'ny finoantsika fa manjary minomino foana isika.

Any Israely ary eo amin'ny zanak'Israely dia dorana ny fatin'izay olona nanao ratsy mba ho lasa lavenona... dia io no lazaina hoe rehefa maty ianao dia lasa any amin'ny afobe... fa tsy misy izany afobe dikavilana izany
35. RBNIR ( 04/03/2016 08:43)
Afatra ho an'izao tontolo izao io hafatra io fa tsy ho an'ny jiosy irery akory....
36. rhaj0 ( 04/03/2016 12:04)
Ary ilay "afobe" koa anie ry RBNIR dia metafaoro eee... Izay moa ny fanao rahefa hita fa absurde sy aberrant ny resa-baiboly..

ka ny "metafaoro" @ ilay mahamay be izany ilay izy eee.. hoe sahala @ ireny miakatra maripana ireny ianao, na ny iafaranao, rahefa manao ratsy.

Fa dia aza manofy ratsy @ izany lelafo be mijoalajoala izany re ry RBNIR, fa ho an'ny zazakely tsy ampy imagination iny aaa... ngo dia mbola ao RBNIR, mieritreritra afo(be) ao alohan'ny hatory, dia mi-pipi-mpandriana ao... efa lehibe ho'a ianao izao eee... :-)
37. endriny ( 04/03/2016 14:35)

RBNIR:

Afatra ho an'izao tontolo izao io hafatra io fa tsy ho an'ny jiosy irery akory....


Oy oy oy oy... Aminao ve izany rehefa miteny Rajao fa tokony hatoky ny fanjakana ny vahoaka dia midika izany fa ny vahoaka eran-tany dia tokony hanaraka an'io hevitra io?

2) mba isao hoe im-piry ao anaty baiboly no averina ny hoe: Atr'Israely? Nahoana?

3) ny Israelita ihany no vahoaka novenjen'io Atra io ary mbola hovonjeny, fa tsy izaho ngilo kely aty Afrika aty... Ary efa noporofoiny izany.... Naringany ireo firenena nanandevo ny Israelianina... Naripany ireo foko tompon'ny tany nampanantenaina teo aloha mba hipetrahan'ny Israelianina... Ary mbola noreseny ireo rehetra mitady handringana ny Israelianina, na tany Eraopa io na tany palestinina...

Fa isika roahin'ny olona amin'ny tanintsika, amidy am-pitsanganana ato anaty zone france, efa nasaina nanompo vazaha efa ho 100 mahery izao... Nisy Atra ve nanavotra antsika...

Ilay mpitondra fivavahana aza lasa mpambotry firenena ka isaky ny misy hetsika politika, hetsika izay hay fa mampikorosy fahana ny firenena, dia indreo ry mpitaty rakitra fa misolantsolana amin'ny asan'Andriamanjato...

Hihihihihihihihi, ho ela velona Jesosy... Dia hirotsaka foana koa saosy
38. RBNIR ( 07/03/2016 07:20)
Ka ianao anie ry endriny no manavaka ny tenanao fa ny famonjena dia ho an'izao tontolo izao e!!!

« Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana , mba tsy ho very izay rehetra mino Azy , fa hanana fiainana mandrakizay . » (Jao.3:16)

« Tsy misy intsony na Jiosy na Grika, na andevo na tsy andevo, na lahy sy vavy; fa iray ihany ianareo rehetra ao amin'i Kristy Jesosy. » (Gal.3:28)


39. endriny ( 07/03/2016 12:11)

RBNIR:



Avereno kely any amin'ny fisainan'ny taon-fato 1 sy ny taona 0 ary ny taona miiba rehetra aloha ny fijerintsika izay isika vao mandinika sy mamakafaka ny baiboly.... Raha tsy izany zava-poana ihany

Fa dika vilana no betsaka, sady ny mpanoratra koa moa vilana raha teo. Izay mampetipety ny baolina eo aminy no nanoratany ny boky
40. rhaj0 ( 07/03/2016 12:42)
RBNIR:
fa ny famonjena dia ho an'izao tontolo izao e!!!
« Tsy misy intsony na Jiosy na Grika, na andevo na tsy andevo, na lahy sy vavy; fa iray ihany ianareo rehetra ao amin'i Kristy Jesosy. » (Gal.3:28)

Mila dinihina sy hadihadiana ny tantara sy jeogirafia sy sosiolozia t@ taonjato zero io, dia azonao hoe, inona no takatry ny (hoza-dohan'ny nanoratra) Baiboly.

Nisy fandaharana t@ fahita-lavitra hitako vao omaly. Dia t@ ireny, taonjato zero ireny, dia nanjanaka ary nanitatra ny fanjakany ny t@ iny moyen-orient iny ny ROmana. T@ izay no ilay voadoron'ny Romana ny Jerosalema (jereo ohatra eto), ary nisy koa ity fikomiana lehibe notarihan'i Bar Kokhba (jereo ohatra koa eto)

Dia ny fahatakarako ny fanadihadian'ny mpandinika teo, dia resy ny Jiosy, ary dia tena nitady vengeance mafy @ ireo ROmana, ka manozonozona tahak'n'inona. Koa nony taty aoriana ohatra, ka levon'ny volcan i Pompei, dia hoe, faminanian'i Atr'Israely tsaratsara mihintsy izay faharavana izay.


Ka ny tiako ahatongavana dia, hadihadio iihany aloha izay contexte historique sy geographique sy sociologique sns... tao moyen-orient tao, t@ taonjato zero, alohan'n manao an'ity tsy mitsahatra ny miboloky dia miboloky lava eto ity, dia hoe tsisy Jiosy na Andevo sns...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5983