Miteraka nefa tsy .. niray

61. rhaj0 ( 09/03/2016 11:33)
ilay "miteny ratsy" kosa aloha tsy ho ataoko; na ny alika azany tsy hitenenako ratsy.

Fa raha hoy aho @ ireo resaka be dia be eto (izay angomiko ato ho hitam-poko hitam-pirenena) hoe, mamerina ny resak'i E. sy M., ka tena "childish" ary "useless" izany Atra, sy concept-na Atra (ao @ imagination collective-nareo) rehetra izany... mpila voa tsy hary i Jesosy, ary pire akoriny azany, dangereux fa mamitaka sy manimba ny (s)ain'olona (auto-flagellation sy ny ario ny reninao)...

Efa hoe TSY hotr'ana(re)o daholo ho'a ny olona, ka atahotahotra, satria ny imagination-nareo ao ihany no mampitahotra anareo, sy mampanaonao na mampiteniteny foana anareo ao izao io...
62. RBNIR ( 09/03/2016 11:56)
rhaj0:

Ny mahagaga anie dia ity e, tsy mino ianao fa misy Atra nefa hidiranao lalina ny zavatra nambarany sy ny nosoratany???
Amiko tsotra raha hendry ianao porofoy fotsiny fa tena tsy misy marina IZY!!! dia mijanona hatreo ianao fa tsy miditra lalina amin'izay zavatra nolazainy sy nambarany any....

Raha miditra amin'izany mantsy ianao, dia toa midika fa tsy lavinao fa ireny dia avy taminy marina tokoa....saingy misy zavatra tsy azokazon'ny vavoninao fotsiny......

Amiko ny tsy misy tsy afaka miteny sady tsy afaka manoratra noho izany tsy misy dikany izay soratra sy teny any.....
63. rhaj0 ( 09/03/2016 12:09)
RBNIR:
tsy mino ianao fa misy Atra nefa hidiranao lalina ny zavatra nambarany sy ny nosoratany???

Ny avoitrako dia ny absurditE sy aberration ary ny maha-ridicule ny Finoana/Fivavahana, ary ny FF ihany no mampa-ridicule-n'ny tenany eo. Dia izay ho'a no avoitrako.

Hitako sarotra be ny miresaka aminareo vonto na dontom-pinoana. Hitanao tsara fa rahefa aroso ny Siansan'ny evolution, ilay kisarisary misampantsampana iny, dia mivaralila ilay sainareo terin'ny Baiboly, dia mandray ilay resaka toa resa-Baiboly; nefa TSY izany ny Siansa. Efa im-10 lazaina fa "rien ne se cree, tout se transforme", ary mifototra @ izany ireo teknolozia katsentsefinao ao io, fa mbola coince foana ilay sainareo dontom-pinoana ho'a, dia manontany hoe, "iza no namorona"..

ka dia voatery ny lojikanareo (sy izay resa-Baiboly) no iaingana, ary aseho fa tena absurde/aberrant/ridicule anie izany.

Fa efa hanomboka hibanjina ny "rahampitso" ho'a izaho eee... resaka siansa/pisikolozia/sosiolozia/.. sy revin'ny taona 2016 @ izay no ho (ezahiko) hadihadiako, fa nareo toa hotry ny efa "tsy avotra".. Soa ho'a fa ny Ankizy misokatra @ "rahampitso" eee....
64. RBNIR ( 09/03/2016 12:11)
Azonao tsara v? raisonnement logique B ngamba izay....

Raha tena sure ianao fa tsy misy IZY, dia farano hatreo ny resakao satria ny tsy misy dia tsy manoratra sady tsy miteny.........

Fa matoa ianao misisika lalina amin'izay mety ho nolazainy tany dia midika fa mbola misy doute ao aminao ary tianao ny hanazava azy....
65. rhaj0 ( 09/03/2016 12:17)
tabarn'ane... efa hoe efa h@ mbola kely mihintsy aho no TSY mahatsapa ny imagination (collective)-nareo.. Ilay nain-toa-superman-miankanjo-fotsy dia naman'ny lutins du pere noel. Tena TSY midika inon'inona amiko izany Atra sy notion-Atra-nareo izany.

Fa rahefa mahita aho, fa manimba ny fi(s)ainan'olona izany, dia miteny eee... laginina kely foana aho rahefa mahita na any Dago na hatraty, dia manimba, na aleo atao hoe, manazaza tena sy (s)aina ao @ io FF io daholo ity olona... come on!.. raiso an-tanana ny fiananao fa efa miroso ny taona, dia iaino ilay fiainana fa tssssyyy...
66. rhaj0 ( 09/03/2016 15:17)
RBNIR:
farano hatreo ny resakao

hi hi hi... efa im-piry moa na teto na tany @ forum hafa no manisika (ankolaka) an'io ahy foana izay tsy maharesy dohika ao ee :-)

Fa rahefa te-hikOzy aho dia mikOzy eee.. dia hozy ho'a ny Ankizy hoe
Atsipinay 'le KOzy, (tsy) Mihaino Ianao dia Tsara
67. endriny ( 09/03/2016 15:32)
Dia tsy HAMPIASA SAINA izany fa faranana ny resaka .... Hihihihihihih
68. RBNIR ( 09/03/2016 23:58)

endriny:

Dia tsy HAMPIASA SAINA izany fa faranana ny resaka .... Hihihihihihih

Tsy lojika ny ataonareo ry endriny sy rhajo a!
Raha tena mijoro amin'ny hevitrareo ianareo fa tsy misy IZY, tsy hitako intsony izay hidiranareo lalina amin'izay mety ho nambarany sy nosoratany tany...
Tsy misy = tsy miteny = tsy manoratra....
Ento fotsiny ny porofo fa tsy misy IZY dia vita e!!!
Sa lany porofo izato ianareo?
Izaho izao nitondra porofo ny amin'ny fisian'Andriamanitra dia i JESOSY (ny tantarany dia voarakitra an-tsoratra mazava tsara) ary olona samihafa no nanoratra dia mitovy avokoa no nanambarany Azy, nisy tamin'ireny nanoratra ireny aza hoy aho olona nanenjika mafy azy fahiny (i paoly io ).....
Zavatra mitombina tsara tahaka an'izany no tokony entinao eto satria ireny misy tantara voarakitra tsara.....
Ny porofo mba hitako nentinareo teto izao dia i Lilly, nefa raha izaho manokana tsy ho resy lahatra mihitsy amin'izany hoe théorie d'il y des milliard d'année izany e!!!
Hafa indray entina........
69. rhaj0 ( 10/03/2016 11:58)
RBNIR:
Tsy lojika ny ataonareo ry endriny sy rhajo a!
Raha tena mijoro amin'ny hevitrareo ianareo fa tsy misy IZY, tsy hitako intsony izay hidiranareo lalina amin'izay mety ho nambarany sy nosoratany tany...

Esy e ry RBNIR... ahoana kay ny resaky ny r-a-d-nao sy ianao fony kely momba ny Pere Noel?

hi hi hi.. hitako ery i RBNIR kely, sy ny patalohany fohy kely sady tery be... mikitakita hoe, "raha tena mijoro amin'ny hevitrareo ianareo fa tsy misy i Pere Noel, tsy hitako intsony izay hidiranareo lalina amin'izay" ataony sy lazainy amiko ato...

Matahotra mafy mantsy i RBNIR fa ... nankininy t@ Pere Noel ny fiainany sy fanantenany, dia ny ahazoany hasambarana... @ kilalao. Efa isak'alina ny vavabavaka @ izao kilalao izao tsisy farany. Ny vola sy ny ronono+biscuit koa efa napetraka tetsy amoron-databatra ho an'i Pere Noel. Dia taratara @ petite lutine Angela Marinie koa mantsy i RBNIR @ io...

ka raha tsy misy PN, tsy misy AM, tsy mivaly ny vavaka, tsisy nihinana ny biskit, dia inona intsony...
ouououiinnnnnn.... ouououiinnnnnn.... :-)
70. RBNIR ( 10/03/2016 22:28)

Ento ilay porofo fa tsy misy Andriamanitra ary ianao dia tena taranak'i Lilly marina!!!
71. rhaj0 ( 11/03/2016 02:15)
RBNIR:
Ento ilay porofo fa tsy misy Andriamanitra

Ahoana kay ny nahalalanao (porofo) fa TSY misy Pere Noel?
Dia ahoana koa no nanazavanao izany an-janakao ao?

Oops.. mety hoz'enao nefa izao hoe, satria TSY ao anaty Baiboly i Pere Noel.
hi hi hi... (mety) TSY mahay mamaky Baiboly i RBNIR, fa kay ao anaty Baiboly tsara mihintsy i Pere Noel oooo :-)
https://www.kingjamesbibleonline.org/Bible-Verses-About-Santa-Claus/
72. RBNIR ( 11/03/2016 05:36)
rhaj0:

RBNIR:
Ento ilay porofo fa tsy misy Andriamanitra

Ahoana kay ny nahalalanao (porofo) fa TSY misy Pere Noel?
Dia ahoana koa no nanazavanao izany an-janakao ao?

Izaho nitondra porofo fa misy Andriamanitra (Jesosy) satria tsy mbola nisy nahavita ny vitan'i Jesosy ary IZY nilaza fa hery avy tamin'Andriamanitra no nanaovany an'izany...

Andriamanitra moa dia efa ela no nampahafantatra tamin'ny mpaminaniny taloha atao hoe Isaia fa handefa an'i Jesosy ho famantarana ho an'izao tontolo izao IZY

« Ary noho izany dia ny Tompo no hanome famantarana ho anareo: Indro, hanan'anaka ny virijina* ka hiteraka zazalahy, ary ny anarany hataony hoe Imanoela**. [*Na: zazavavy][**Na: Imanoela = Amintsika Andriamanitra] » (Isa;7:14)

Nisy ny nijoro vavolombelona nanamarina izany asa lehibe nataon'i JEsosy izany ary nandrakitra izany ho tantara mandrakizay ho an'ny taranaka rehetra .... Nisy tamin'ireny vavolombelona ireny mpanenjika sy mpanagatra ary nampamono ny mpianatr'i Jesosy (paoly)

Ka averiko hatrany, aiza kosa ary ny porofo hilazanao fa tsy misy Andriamanitra???!!!
73. endriny ( 11/03/2016 07:05)
Ahoana moa no hanaporofoiko zavatra tsy misy? Hamorina aho ve?

Eo ary e

"Ny finoana tsy arahan'asa dia zava-poana"

Finoana = Atra = F
Asa = A sy Tsy miasa A = 0
Zava-poana = 0

A + F = 0, raha A = 0 => F = 0

Hihihihi io ary aho fa nahay namorona

Ary ianao ve RBNIR efa nahita porofo fa misy Atra?
74. RBNIR ( 11/03/2016 07:58)
endriny:

Ahoana moa no hanaporofoiko zavatra tsy misy? Hamorina aho ve?

Izany hoe tsy misy izany porofo azonareo homena fa tena tsy misy mihitsy Andriamanitra???

Izao ary ry namana isany, fantaro voalohany indrindra fa io Andriamanitra io dia tsy manao zavatra tsy marina.....

« Ary Andriamanitra ninia tsy nijery ny andron'ny tsi-fahalalana; ..... » (Asa.17:30)

Tsy manasazy izay tsy mahafantatra IZY......

Saingy kosa...« .... fa ankehitriny Izy mandidy ny olona rehetra amin'izao tontolo izao hibebaka, » (Asa.17:30)

Fomba fiasany rehefa hampahafantatra ny fisiany dia izao...« Tsy manao na inona na inona tokoa Jehovah Tompo, raha tsy milaza ny heviny amin'ny mpaminany mpanompony. » (Amo. 3:7)
Mampahafantatra IZY aloha amin'ny alalan'ny mpaminany mpanompony sy irahany,

Betsaka ireo mpaminany tany aloha fa JESOSY no tena nampitaina ny hafatra lehibe indrindra...

Ka raha mahafantatra ianao ankehitriny, tsy afaka miala intsony ianao rahatr'izay...
75. rhaj0 ( 11/03/2016 13:07)
RBNIR:
Izaho nitondra porofo fa misy Andriamanitra (Jesosy) satria ... Jesosy (..)
Nisy ny nijoro vavolombelona nanamarina izany.

Ary talohan'i Jesosy sy Isaiah, efa nisy ve Andrmntra?? Ohatra ity t@ andron'ny Dinaozoro ? :-)

76. endriny ( 11/03/2016 14:47)
RBNIR:

endriny:

Ahoana moa no hanaporofoiko zavatra tsy misy? Hamorina aho ve?

Izany hoe tsy misy izany porofo azonareo homena fa tena tsy misy mihitsy Andriamanitra???

Ka tsy misy izy dia inona no hamaritako azy

Andao ary ry RBNIR atao hoe misy Atra

Eo amin'ny zavamanan'aina rehetra dia dia ireto taova ireto no mamaritra ny fisian'ny zavatra iray manodidina azy: Ny hoditra afaka mahatsapa ny fisiana, ny orona afaka mamofona ny fofon'ilay zavatra, ny maso mahita ilay zavatra, ny lela manadrana ny tsiron'ilay zavatra, ary ny sofina mandre ny feon'ilay zavatra.

Dia toa inona aza no fahatsapantsika an'Atra rehefa mikasoka amin'ny hoditsika izy?
Hitan'ny masontsika ve izy?
Efa henontsika ve ny feony?
Ahoana ny fofony?
Raha nanoroka azy isika ahoana ny tsiron'ny hodiny?

Valiny : "tsy mitombina ireo fanontaniana ireo satria tsy misy Atra"

Dia ahoana hoy I
RBNIR:
ireto angano voasoratra amin'ny testamenta taloha sy vaovao ireto, tsy marina izany ireo aminao ry Endriny?

Valiny: "Afaka manoratra boky daholo ny olona rehetra arak'izay tiany sy mahafinaritra azy, saingy izany akory tsy milaza fa marina ny zavatra nosoratany"

Hatreto aloha dia mbola tsy nisy olona afaka nanaporofo fa misy Atra, midika izany fa tsy misy Atra

Raha manadihady ny olona iray hoe: "Poroy aza ny fisian'Atra" dia fanaovana limozy ny took sy andininy fotsiny no ataon'ny olona, ka rehefa tsy resiny lahatra amin'ireo aho dia lazainy fa mpankahala, tsy mendrika ny lanitra, mpanimbazimba ny finoana... hihihih ka isika minomino foana FA TSY MAMPIASA COCO koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1732