Miteraka nefa tsy .. niray

41. RBNIR ( 07/03/2016 13:28)
Ianao io rhajo sao diso hevitra fa tsy nahavita ny vitan'ILAY ANANKIRAY tamin'ny taonjato 0 ianao....
Ny azy ny tantarany dia tafatoetra mandraka androany sady lasa universel......
Koa dia averiko hatrany fa tsy en position afaka hanakiana Azy velively mihitsy raha ianao namana!!!
42. rhaj0 ( 07/03/2016 13:56)
io no maha-samy hafa antsika eee... Ary eritrereto tsara fa TSY mitovy amina(re)o daholo ho'a ny olona rehetra eee...

ny Siantista ve hoz'enao ohatra, dia "tsy en position afaka hanakiana" an'i Einstein ohatra, satria i Einstein "ny azy ny tantarany dia tafatoetra mandraka androany" ??

'nareo no kinga mi-idoliser na mi-idolatrer izay anareo ao.. fa averiko indray: TSY mitovy amina(re)o daholo ho'a ny olona rehetra eee...
43. RBNIR ( 07/03/2016 14:40)
Tsy mitovy fa mba jerena ihany aloha ilay zavatra critiquena vao mametraka critique...
Hatramin'izao isika miteny izao olona firy no miankohoka Aminy (tsy mifidy saranga na fahaizana)????
44. rhaj0 ( 07/03/2016 14:53)
TSY ny olona no jereko fa ny hevitra rahefa manadihady resaka aho. Fa ianao moa raha misafidy ny mijery ilay olona aloha vao mihaino ny resakany, dia izay izany... io izao dia mifandraika @ ilay hoe, ny tain-janakao dia lazainao fa sOkOla, satria ny jerenao voalohany, dia hoe "zanakao" ilay izy. Fa dia lero ao ho'a izany kouh... fa zahay k'lou tsy terenao hiletra ao koa eee.. TSY mahakasika anay ho'a izany.
45. endriny ( 07/03/2016 15:52)

RBNIR:

Tsy mitovy fa mba jerena ihany aloha ilay zavatra critiquena vao mametraka critique...
Hatramin'izao isika miteny izao olona firy no miankohoka Aminy (tsy mifidy saranga na fahaizana)????

Tena marina ny teninao fa maro tsy tambo isaina ny isan'ny olona roboka anjambany amin'ny fampianaran-diso, mifototra amin'ny zava-tsy misy sy tsy azo porofoina akory. Ka miankohoka izy ireo noho ny fampitahorana atao aminy fa hijaly mandrakizay any amin'ny afo be sy ny helo izy raha tsy miankohoka...

Koa dia indreo izy miankohoka

Saingy Afobe dika vilana ilay izy entina hampitahorana ny olona hanompo mpitarika fivavahana.

Ny olona dia miteny fa ny fanahy tsy voahidy anaty vata na trano iray. Dia andao jerena kely ange io e: Ny fanahy izany dia afaka manavatsava izao rehetra izao. Ka izay afobe ve tsss... dinganin'ny fanahy fotsiny ohatran'ny tsy misy...
46. RBNIR ( 07/03/2016 22:24)
Ampiasao ihany ny saina e, adala daholo izany ireo olona ireo???
47. RBNIR ( 07/03/2016 22:24)
Ampiasao ihany ny saina e, adala daholo izany ireo olona ireo???
48. rhaj0 ( 07/03/2016 23:44)
Ampiasao koa ny saina ee... "adala" daholo izany na ry Einstein na ry Mandela, na ry Dalai-Lama.. na ireo 85-90%-n'ny siantista..

hi hi hi ... raha adala ho'a ireo farany ireo, maninona ianao mikatsentsitra ny vokatry ny sain'ireo lazainao fa "adala" ireo eeee ???
49. rhaj0 ( 08/03/2016 01:37)
Fa dia mbola miverina ihany ho'a ilay hoe, ny olona ho'a TSY hotr'anareo daholo ry RBNIR, ka hoe, tondroina ho "adala" raha vao tsy mitovy revy aminareo ee....

Izaho k'lou dia tsy manondro ny "mino" ny pere noel ho "adala".. zaza (saina) angaha...
50. endriny ( 08/03/2016 04:28)

RBNIR:

Ampiasao ihany ny saina e, adala daholo izany ireo olona ireo???

Marina izany... ilay tsy fampiasana saina mihintsy no mahatonga antsika hinohino foana an'ity afobe sy lanitra mangirana ity...
51. RBNIR ( 08/03/2016 04:36)

rhaj0:

Fa dia mbola miverina ihany ho'a ilay hoe, ny olona ho'a TSY hotr'anareo daholo ry RBNIR, ka hoe, tondroina ho "adala" raha vao tsy mitovy revy aminareo ee....

Izaho k'lou dia tsy manondro ny "mino" ny pere noel ho "adala".. zaza (saina) angaha...

Ka tsy izaho no manao an'io fa IZY e!
« ..... Ny adala manao anakampo hoe: tsy misy Andriamanitra. Manao izay ratsy sy vetaveta izy; tsy misy manao ny tsara. » (Sal.14:1).....

52. rhaj0 ( 08/03/2016 12:10)
aaa zalahy... ity resaka ity no ezahiko mafy ampanarina an-janako. Fa andramako lazaina @ RBNIR azany.

Raha ohatra ianao ka mihevitra, amina tranga na seho iray, fa hoe,
... ny "olona hafa dia mety hihevitra fa hoe "adala" ianao",...
dia ... satria, any anatinao lalina any (any @ inconscient-nao), dia
... "ianao no mihevitra fa hoe mety adala ny olona hafa"

na, in other words..
raha ohatra ianao, amina tranga na seho iray, ka..
TSY mba mihevitra fa hoe "mety ho adala ny olona hafa"
dia tsy hanontanintany foana toa io ambony io, ka hoe
ny olana ve dia hihevitra fa "adala daholo izany ireo olona ireo?

asa aloha... azonao ve k'lou hatreto?
53. RBNIR ( 08/03/2016 12:50)

Averiko hatrany tsy izaho no milaza fa adala izay manao anankapo hoe tsy misy IZY fa ny tenany no manambara izany....
diso fandray ianao fa mampita resaka aho eto an!!!
54. rhaj0 ( 08/03/2016 13:10)
aaaaaaa... TSY takatrao ilay izy.. Izao indray azany eee...

izao no filazan'ny olona aty hoe, raha manao ny ataony ilay alika, dia tonga dia tondroina hoe "adala" na "romotra' (alohan'ny hanadihadiana ny nitranga)...

Dia manontania-tena hoe, "ilay manondro hoe adala" no adala, sa ilay alika ???

(dia entre-pa fa dia lozanao koa fa i Jesosy no tondroinao fa "xxx", nefa ianao no mampiteny mampandainga azy eto io)
55. RBNIR ( 08/03/2016 13:31)
rhaj0:

(dia entre-pa fa dia lozanao koa fa i Jesosy no tondroinao fa "xxx", nefa ianao no mampiteny mampandainga azy eto io)

Ary efa mihatsara mihitsy ange izy izany rhajo fa efa manomboka matahotra an'i Jesosy mihtsy ianareo sy endriny izany e,
Tsy ho ela sisa fa efa miasa IZY E!!!!
56. RBNIR ( 08/03/2016 13:33)
Aorian'ny finoana Azy dia mila manao dingana misy misy kokoa, manolo-tena hanao ny sitrapony rehetra....
Tsy ho faty antoka fa dia hanana fiainana mandrakizay e!!!
57. rhaj0 ( 08/03/2016 13:38)
dia tsy hitanao fa ironique ve aho io ambony io? :-)
58. RBNIR ( 08/03/2016 14:37)
rhaj0:

dia tsy hitanao fa ironique ve aho io ambony io? :-)

Zah mahatsapa tahotra ao aminao, dia tsy izaho irery, fa tsara ange izany fa tsy hoe ratsy akory e,
Tsy hanetry tena mihitsy v mose rhajo a!!!
Tsy hahavonjy anao ange io saina B nao io e, ....
59. rhaj0 ( 08/03/2016 15:03)
an an... dia efa hoe TSY toa ana(re)o daholo ho'a ny olona eee...

Efa hoe, rahefa miresaka eto aho, dia miezaka mi-comprendre ary mijery ny point de vue-nareo. Ary dia ny logique-nareo ihany no asehoko fa mi-contredire-tena ao. Ohatra io ambony io, dia hoy aho hoe, IANAO, na ny resaKAO ihany no manivativa na mampandainga ny JesosiNAO.. ary dia ironique aho mamely hoe: "lozanao..."

Ka nampihomehy ahy rahefa i Jesosy koa nanao be filaza in-1 mandeha hoe, lozanao ry bobsibebe ets.. iny... dia averiko aminao.. mba ihomehezanao koa izany eeee :-)
60. RBNIR ( 09/03/2016 07:14)

Izao no fomba firesakao:
1- Tsy misy Andriamanitra hoy ianao,
Entina ny porofo, manomboka hitanao manangasanga ny marina ary sarotra aminao ny manohitra azy, dia mitady argument vaovao indray ianao.....
2- Miditra amin'ny argument vaovao ianao dia tsy inona fa ny fanankianana izay nolazain'i Jesosy sy ny voalazan'ny baiboly....

3- Rehefa tena entina eo anatrehanao ILAY Andriamanitra dia hita fa tsy sahy miady Azy mivantana intsony ianao (nisy namana iray ohatra nangataka ny hitenenao ratsy Azy dia hita fa efa manomboka tsy sahy ianao)...

Tsotra ilay izy rhajo a, rehefa tsy mino ny fisiany ianao, inona intsony moa no hidiranao amin'izay zavatra nosoratany sy nolazainy any????
Sa misy ihany fa saingy???!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3311