FANTARO NY AMPITSO IZAY HO AVY TSY HO ELA.....

281. stahtam ( 08/04/2016 10:34)

[quote=RBNIR]
Ny resaka teto amin'ity lohahevitra ity no TAPITRA fa manokafa lohahevitra dia any isika miresaka tsara...

sa tianao hosokafako ny lohahevitra ho anao????

[quote=stahtam]
Raha lazainao fa (tena) TAPITRA (tokoa ve?!!!) ny lohahevitra teto dia ny efa nosokafanao teto ihany aloha tohizana ka hazavao ilay hoe "Tsy misy lahy na vavy intsony" ao @ Gal 3/28 fa rehefa takona indray ve tsy ho hita eo ihany e!.
282. RBNIR ( 08/04/2016 10:58)
Tsy aleho v mba asiana fanajana ihany namana stahtam?

« fa manamasìna an i'Kristy ho Tompo ao am-ponareo (Isa. 8.12, 13); ary aoka ho vonona mandrakariva ianareo hamaly izay manontany anareo ny amin'ny anton'ny fanantenana ao anatinareo, nefa amin'ny fahalemem-panahy sy ny fanajana, » (1 Pet.3:15)

Vakio tsara fa hoy ny teny hoe "...nefa amin'ny fahalemem-panahy sy ny fanajana..."

Hitako fa tsy ho sahinao mihitsy ny hanokatra lohahevitra koa dia nosokafako amin'ity rohy ity ilay izy ka ento mankany ary ny resakao e,

http://forum.serasera.org/forum/message/m57078d9edcc60

Migalabona tsara isika any ary mino aho fa tsy hivoaka intsony ny lohahevitra namana.....
283. stahtam ( 08/04/2016 11:37)

Hay fandaniana andro ny miresaka aminao rehefa fintinina:
1/ Efa nilaza aho fa tsy tia ny manao "fuite en avant" (= ny eo tsy vita nefa ny hafa takarina ihany) ary ianao no nanome ny Gal 3/28 ho lohahevitra (fa mbola nampiandrasiko aloha mandrapahavitan'ilay lohahevitra teo aloha). Rehefa nolazainao anefa hoe TAKONA ilay lohahevitra teo aloha, dia hoy aho hoe aleo àry iny hijanona any fa sokafy indray àry aloha ny mbola tsy vita dia io Gal 3/28 io. Dia io mihitsy aloha izany no tiako horesahina, ary tsy mivoaka an'io.
2/ "Migalabona tsara isika any" : Fa tsy tena migalabona tsara angaha isika raha io Gal 3/28 io no resahina?
3/ " ... koa dia nosokafako amin'ity rohy ity ilay izy ka ento mankany ary ny resakao e". Tsy ny zazakely ve no guider-na toy izany? " Sa... mampatahotra ve ilay Galatiana 3/28?
4/ "...ary mino aho fa tsy hivoaka intsony ny lohahevitra namana...." Fa angaha ianao tsy nino t@ ilay lohahevitra teo aloha iny hoe hivoaka ny resaka?

Ny miolakolaka dia toetra tsy dia mety hoy ny baiboly ka angamba tsy hahazo ahy intsony raha vao resaka mizotra mankany. Ny FANAJANA voalohany dia izao: aza mamerina ny hadisoana efa natao teo aloha intsony!
284. RBNIR ( 08/04/2016 11:39)
285. RBNIR ( 08/04/2016 11:58)
Sao dia tsy azonao tsara aza, tsy misy fuite en avant fa efa naveriko any ny resan-tsika dia any indray isika manohy azy.....
Misy teny nataoko any mikasika ny Gal.3:28 hoe io no fahatanterahan'ny Gal.3:28...
Ka inona moa no manakana anao tsy ho any???

http://forum.serasera.org/forum/message/m57078d9edcc60

Sady lohahevitra vaovao b tsara tarehy be ho hitan'ny olona rehetra.......
286. stahtam ( 08/04/2016 12:16)

Ny manakana ahy tsy ho any ve?:
1/ "Naveriko any ny resatsika" hoy ianao; ilay lohahevitra efa takona izany no naverinao any?Raha izay no izy dia manao tahaka ny lelon-jaza ka tsy tsara. Efa tsy te-hiresaka io lohahevitra io intsony ianao matoa miresaka lohahevitra VAOVAO B TSARA TAREHY.
2/ Misy teny nataonao any hoy ianao mikasika ny Gal.3:28 hoe IO NO FAHATANTERAHAN'NY Gal.3:28; Ka ilay hoe: TSY MISY LAHY SY VAVY INTSONY no tiako hohazavainao fa tsy izany FAHATANTERAHANY izany ka! Efa fandrika hitan'ny vorona ilay familiviliana resaka tianao hatao ka tsy mahavoa ahy e!
287. RBNIR ( 08/04/2016 12:32)
izany hoe tsy ho any mihitsy ianao izany? Any mba mazava tsara ny resaka fa eto lohahevitra 2 samihafa no mifangaro....

Averiko farany ilay rohy ary sao dia tsy hitanao,

http://forum.serasera.org/forum/message/m57078d9edcc60

Rehefa tsy ho any moa ianao namana dia ataoko ahoana fa vita ny adidiko izany...

288. stahtam ( 08/04/2016 12:42)

Lohahevitra iray no eto fa tsy 2 izany ka! Misy teny ao @ Gal 3/28 hoe "tsy misy intsony na lahy na vavy": io no hazavaina dia izay. Fialàna bala ny ankoatra izay. Ary fanampiny: hazavaina tsy misy versets hafa sao mivaona. Rehefa voazavanao io dia mankany aho. Promis!
289. RBNIR ( 08/04/2016 12:54)
Izay ary fa dia efa novaliko tany e!!!

http://forum.serasera.org/forum/message/m57078d9edcc60
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7051